Loterana-Malagasy ZFLM

Loterana-Malagasy ZFLM

Ny tanjona dia ny ahatonga anao hahazo fampianarana ara-Baiboly sy araka ny teolojia Loterana; ny hitomboan'ny rehetra amin'ny fahalalana tsara an'i Jesosy Kristy ka hahatonga azy ho vehivavy sy lehilahy lehibe amin'ny finoana ka ho afaka hitarika sy hitondra olona ho amin'i Kristy koa.
"CRUX SOLA EST NOSTRA THEOLOGIA" (NY HAZOFIJALIANA IRERY IHANY NO TEOLOJIANAY)

FFPM 539   FALY DIA FALY

FFPM 539 FALY DIA FALY

FFPM 115 Jesô Tompo lehibe

FFPM 115 Jesô Tompo lehibe

FFPM 363 - Ry olo mahantra

FFPM 363 - Ry olo mahantra

Misy Fiara lehibe KTLM SPAF

Misy Fiara lehibe KTLM SPAF

Пікірлер

  • @fkmaofisialy
    @fkmaofisialyАй бұрын

    Mankasitraka Manasa anao ihany koa amangy ny rohy kzread.info/head/PLpiP6tClcMhrty6NjFfUvex4jGjgdy8z7&si=Cc_p_YOFjbrsd1d8 Mirary soa

  • @fkmaofisialy
    @fkmaofisialyАй бұрын

    kzread.info/dash/bejne/gJ2T0aStebG2cqw.htmlsi=txHKDlNyJDIlxR82

  • @mihantrarilalainamireillen101
    @mihantrarilalainamireillen1012 ай бұрын

    Tena mankasitraka tompoko o!

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7zn3 ай бұрын

    Les luthériens ont tous fiers de ce beau village

  • @user-yz3jg4sh5m
    @user-yz3jg4sh5m3 ай бұрын

  • @richardtovo5303
    @richardtovo53035 ай бұрын

    Mahatsiaro any zah mbola ni sekoly alahady, manao velona jesosy refa Tonga ny Paska. Misaotra jesosy

  • @ninaseneray6636
    @ninaseneray66366 ай бұрын

    Mankasitra 😍🙏🙏

  • @user-zb6el8pu6v
    @user-zb6el8pu6v7 ай бұрын

    Amen🙏🙏🙏

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82217 ай бұрын

    Tena afapo tokoa havako aby eeee miaraka aminareo ka vao maika miaraka @Jesosy ??? mankasitraka feno Tompoko ❤❤❤❤

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82217 ай бұрын

    Milamigny ai mbola dila fy ai mankasitraka ❤❤❤ tahian ny Jesosy anaro jiaby

  • @LynahTnk
    @LynahTnk7 ай бұрын

    Nous🙏🙂

  • @zafinoromamyzrahaingonirin7282
    @zafinoromamyzrahaingonirin72828 ай бұрын

    Misaotra betsaka tompoko am fizarana Aina🙏

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie972211 ай бұрын

    ❤❤❤❤❤❤❤

  • @RAJANABAOMarphineJuliette
    @RAJANABAOMarphineJuliette11 ай бұрын

    Hazony mandrakariva izahay Jesosy Tompo fa mila tsy ahazona anao ka mba handeha mendrikan'ny fiantsoana

  • @justineriviere650
    @justineriviere650 Жыл бұрын

    Mankasitraka papa

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Жыл бұрын

    Misaotra tompoko@ fampianarana🙏

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Жыл бұрын

    Misaotra Jesosy o manaiky hitondra n'y helokay ka naokatra Lana hoanay ao amin' tena FIAINANA Dia n'y FIAINANA MANDRAKIZAY🙏🙏

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Жыл бұрын

    Manaiky marina aho fa hositranin'i Jesosy ho fitaovana eo ampelantanany🙏

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Жыл бұрын

    Ity aho iraho aho tompo ! Hitory sy hanambara ny teninao eran'izao tontolo izao mba hanasitrananao ahy sy ny hafa iany koa🙏🙏

  • @user-qc3sy1cb6f
    @user-qc3sy1cb6f Жыл бұрын

    Misaotra papa amin' fampianarana s'y toriteny ," Izao no mpiandry indray tsara"🙏🙏makasitraka tompoko, 🙏

  • @TahiriainaYandyYandy-ni5cm
    @TahiriainaYandyYandy-ni5cm Жыл бұрын

    Mahatsiaro any amnay any fianaratsoa any za mahita anareo, mankasitraka anareo aby

  • @andrianombanatantely9466
    @andrianombanatantely9466 Жыл бұрын

    Hira nahatiarovako fahazazàko, Mahavelo Ndriananahare ❤️❤️❤️❤️

  • @luciajonarson1301
    @luciajonarson1301 Жыл бұрын

    Eny tompo manainky aho

  • @lalainarahelimalala3410
    @lalainarahelimalala3410 Жыл бұрын

    Misaotra betsaka indrindra Jesosy Tompo,fa tena AFAPO tokoa ny magnana ANAO TSARA HIIANAO

  • @DeniseIndremba-gc8pk
    @DeniseIndremba-gc8pk Жыл бұрын

    Ft

  • @lalaeraste-uk6og
    @lalaeraste-uk6og Жыл бұрын

    Ahoana no mba azahoako adresse hicomptakteko anareo

  • @Mireille12
    @Mireille12 Жыл бұрын

    Mahay mitoriten enao Pastera tena faly ny fanahiko voky ny teny soa nomenao voninahitra ho an'Andriamanitra irery Amen amen 🙏

  • @sorlineeuphrasieduconge4295
    @sorlineeuphrasieduconge4295 Жыл бұрын

    Misaotra n'y Amin hafatra pasteur,Hianao no lasa fa n'y anatrao mitoetra

  • @maria-fk3gu
    @maria-fk3gu Жыл бұрын

    Misaotra betsaka Pastora tena afapo zah am fampianarana tena afapo. Misaotra tompoko tahiny Andriamanintra iha sy ny fianakavianao

  • @noelsonmarohasy2232
    @noelsonmarohasy2232 Жыл бұрын

    SPAM fileovana manandona Antsirabe tsara lotra

  • @rabetoandrovololonirina5842
    @rabetoandrovololonirina5842 Жыл бұрын

    Mankasitraka Pasitera fa tena mazava!

  • @mariaharisoanirikoromaine5870
    @mariaharisoanirikoromaine5870 Жыл бұрын

    Misaotra betsaka Pastora Fabien fa tena afapo aminy fampianarana.

  • @samuelsarobidy1506
    @samuelsarobidy1506 Жыл бұрын

    ku de soa, mankasitraka nama an, Andriamanitsa hitahy

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    AMEN

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    🙏👋💟🙏

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    🙏💟💟🙏

  • @ramanitrasarah2221
    @ramanitrasarah22212 жыл бұрын

    Salama tompoko Mankasitraka ny amin ny lohahevitra atolotrao Fanatsarana tsara raha ialohavan ny vavaka ny famelabelarana ataonao tompoko hoy ny soratra masina Asan'ny Apostoly 10:2b [2]......nivavaka tamin'Andriamanitra mandrakariva. Zany hoe amin ny fotoana rehetra

  • @LoteranaMalagasy
    @LoteranaMalagasy2 жыл бұрын

    Mivavaka izy ao amin'ny fanombohany ka. Avereno henoina

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    Misaotra an'i Andriamanitra irery ihany Amen

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    😄🤓😀

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison5452 жыл бұрын

    Isaorana anie Andriamanitra Irery ihany Amen

  • @Amariah722
    @Amariah7222 жыл бұрын

    Pastor Andry May God truly bless you, and may This sermon rich many souls, It is a very rich Word, full of encouraging assurance of our salvation through Jesus Christ alone, That outside Jesus there is no hope there is no life and there is nothing without Jesus! Thank you Jesus Christ...

  • @raharitianaarthur5876
    @raharitianaarthur58762 жыл бұрын

    Hira fiderana izay anisany ankafiziko indrindra,mandrotindrotika ny fo amam-panahy ka mahalatsa-dranomaso.Efa ela no niandry ny clip-n'izy io aho.Mankasitraka tena mankasitraka e.

  • @sedinirinarazafindrazaka9090
    @sedinirinarazafindrazaka90902 жыл бұрын

    makasitraka

  • @carlosrobertobaptista3066
    @carlosrobertobaptista30662 жыл бұрын

    LE CAS EST QUE CETTE PUCE OU MARQUE OU NANOTECHNOLOGIE ENVERRA UNE FRÉQUENCE D'ONDE TRÈS BASSE ÉGALE AU CERVEAU HUMAIN CHANGEANT VOS PENSÉES ET VOLANT VOTRE ÂME CE SERA LE MOYEN UTILISÉ POUR INTRODUIRE LE COMMUNISME SÉVÈRE DE L'ANTÉCHRIST. Et il arrivera que dans un futur proche une souche d'un virus apparaisse et ils diront que c'est une variante du covid 19 mais ce n'est pas le cas, c'est une variante des vaccins ;;;;;;;; ; alors ils diront regardez vous mettez cette puce qui va mesurer votre température et si elle augmente l'état viendra à votre porte ne partez pas pour ne pas répandre plus de maladie.

  • @norianoria924
    @norianoria9242 жыл бұрын

    Misaotra indrindra anao aho tompo .

  • @marnyjerome9513
    @marnyjerome95132 жыл бұрын

    Mecry jesosy kristy

  • @icareaboutallthelanguageso3966
    @icareaboutallthelanguageso39662 жыл бұрын

    Malagasy

  • @samueljerome7927
    @samueljerome79272 жыл бұрын

    Mankasitraka ee 👍

  • @anicettewesley6995
    @anicettewesley69953 жыл бұрын

    ❤️❤️❤️

  • @yantykuwait6170
    @yantykuwait61703 жыл бұрын

    Voninahitra hoany Andriamanitra rery hiany anio hary mandrakizay amen