Faneva Zaikabe SALOMA 2022 cover SALoMa SPAnta Midera

Hira faneva zaikabe SALoMa 2022
Cover by Sekoly Alahady Loterana Malagasy/ SALoMa MIDERA - SPANTA (nasiana fihetsika amin,ny Tenin'ny tanana ho an'ny marenina) + tononkira eo ambany.
FLM Anosibe, Synodam-Parintany Antananarivo ny 16 Jolay
Sary: Lova Rakotondratsimba (Mahalavolona) + HAJ (Ambatovinaky) ary sary tahiry.
FANEVA: «...Ary ny ondry mihaino ny feony» Jaona 10: 3b

Пікірлер