ANTSAN KIRA FIDERANA 'ANTOKO MPIHIRA NY FEO MAMANTONALINA'

Arahinao eto ny Antoko Mpihira Ny Feo Mamantonalina izay efa fantatry ny Malagasy maro. Efa 70 taona no niforonany nizarana ny filazantsara an-kira. Ireo hira vaovao sy taloha nahafantaranao azy no arahinao eto. Mahazahoa hery eto ampanaranana izany.

Пікірлер