misaotr betsaka @ tantara f mafinaritra .be! voninaitra dia ho an'i ANDRIAMANITRA irery hiany!amen
@linhanitra39943 жыл бұрын
Isaorana Jesosy namangy ny firenentsika, nanendry ny mpanompony. Ny irintsika zanaka amam-para, dia ny hiorina sy haharitra tsara amin'izay efa noraisinsika, tsy hiovaova, satria tsy miova, tsy mihetsika Ilay efa niantso antsika.
@ferna-ndege62773 жыл бұрын
Misaotra betsaka tamny tantara an'y Mama fa milamina mieno azy sady fampitohina ny ao antsaina @ ny Momba fiainan-tsara
@suzannerasoa65577 жыл бұрын
Amen,mankasitran anareo t@tantar rehetr
@anidamelina45357 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa tena nafinaritr lay tantara mikasika Nenilava .
@lalaeraste-uk6og Жыл бұрын
Afaka mahazo adresse n'y toby s'y n'y mpiandraikitra ao Pouru St Rémi ve
@edwinnedmada91928 жыл бұрын
misaotra betsaka nareo nanatotosa sy nijara .MAnkasitraka indrindra tompoko
@ddrandriambololona5562 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@pasteurisidoreandrianirina46975 жыл бұрын
Faly aho
@larissarovanirina95567 жыл бұрын
Misaotra betsaka @ fizarana fa Tena mampahery tokoa. De nitombo hatrany anie ny fanjakan'Andriamanitra @ alalan'ireo mpanompony marobe.
@vonyralison41445 жыл бұрын
Tena mpaminany marina I Neny Lava satria ny vokatry ny asany no ahatsapako azy. Tia antsika Jesosy
@rasoa82
2 жыл бұрын
Amen
@roseblanche94307 жыл бұрын
Hein ?
@roseblanche94307 жыл бұрын
Mpiandry ve manao kavina mangirana?
@linhanitra3994
3 жыл бұрын
Marina ihany ny anao, kanefa tsy atao sakana izany. Maro aza ny fahotako no azoko afenina, soa ihany, koa raha izay kavina ve... Mndrosoa dia tandremo ny fijoroana fandrao lavo koa
Пікірлер: 16