Jean-Jacques ANDRIAMPARANY
Jean-Jacques ANDRIAMPARANY
Fanantenana ho Anao
Na isan'andro no mamely, Ny ranon'oram-baratra,
Hatoky aho, na dia kely, Fa eo Anilako Ianao.
Fizarana teny mampahery | Hira Fiderana | Torohevitra mahasoa See
Tsidiho ny pejy Facebook: facebook.com/fanantenanahoanao
Пікірлер
Makasitraka,fa tena tsarabe 💒🙏🙏🙏
Makasitraka hatrany n'y hira fiderana,tahin ny tompo💒😂💓💖♥️
Waooo,amen ! Makasitraka feno,fa tena mampahery-be ,merci hatrany hoan n'y nizara 😍😍😍💒
Makasitraka,fa tena hira fotom-pinoana be mihintsy,deraina ny tompo amen💒🙏🙏🙏💖
Its June 2024 and this video just pop up in my phone on utube. I havent heard of them before and never seen this. They sang beautifully. Thank you for this video. Its all about Praising The Lord. Amen. All about Jesus and genuine worship to Him. ❤❤❤Peace
Tsssarrraaaaaaa
Ra mba za no mahay toy izao an
Makasitraka an i vhf,fa tsy lany manja mihintsy ianareo,merci hatrany hoan ny nizara🥰💓🎇🇲🇬
Makasitraka tompoko,fa tena mamy-be,na ny tonokira,na ny fitafy tena mendrika,merci hatrany hoan ny nizara 💒🙏🙏🙏😍
Makasitraka Rojo n'y avo,misaotra ny nizara ihani_koa,tsarabe 💒🙏🙏🙏
Jjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjjj
Makasitraka ny nizara ihaniko ee! Merci💒♥️♥️♥️🙏
Makasitraka,fa tsarabe 😍🙏🙏🙏💓
MAFY IANAO RAHALAHY A ! Na tonony na feo na arrangement, miaiky aho e, MAMPAHERY NY TROTRAKA-MANKASITRAKA🥰😍💯💖❤🙏🙏🦾👏🤜
❤❤❤❤
Dera sy laza ho an'iTompo e Tsara eee Mankasitraka
Makasitraka,fa tsara n'y hira ee! 🙏🙏🙏💓
Mba mangataka anreo seminera ara-pahasalamana reo zahay chef an. Merci beaucoup
Sambatra ny fo izay mahatoky an i tompo e ! Makasitraka nizara,fa Mbola tsy afaka ao antsofina ny feony,t@ Mbola Kely,merci🙏🙏🙏💖🙋🇲🇬
Il faut oser pour reprendre les Héritage Singers . ❤Magnifique chant . Merci Andry . He is The Lord .
😂 c'est vraiment très réconfortant Merci dé tout cœur.
❤
Misaotra fa tena matanjaka ny osa,sy ny malemy tikobe🙏🙏🙏🇲🇬🙋💖👑
Tena tsara ee! Makasitraka 👍👍🇲🇬👑👑♥️😲
J'aime beaucoup.
Makasitraka ee ! Tano mafy n'y satroboninah-tsika Mba tsy hisy hangalatra ee,velona ao @tompo Maty ao @tompo,n'a Maty aza Mbola hitsangan indray amen,merci 👑👑👑💖🇲🇬
Makasitraka,fa tena tsara be 🪴🙏🙏🥰
Makasitraka,fa tsara ee ❤❤🇲🇬💥❤🙋
Trompettes
Makasitraka,fa tsy irery isika , f maro mirarisoa sy ny tsara e ❤❤❤
Makasitraka ralahy ❤🙏🙏🙏🇲🇬👍👍🙋🙋🙋
Makasitraka tompoko,fa tsara e ❤❤❤😊
Makasitraka,fa tena mahababo n'y hira e ! ❤❤❤🎇🙏🙏🙏🙋
Makasitraka tompoko,fa tsara,tsara e !❤❤❤
manakoako mafy zany feon'i Fafah zany 😔
Mahafinaritra ny midera an'Andriamanitra 🎧😍🇲🇬❤️🇱🇧 . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏. Mankaaitraka ny groupe Laurent Rakotomamonjy fa tsara daholo ny hira fiderana 🙏
9
Condolence to the Mace family and all the Heritage family You have inspired so many people to believe and follow our Lord and Savior Jesus Christ May God continue to bless your ministry and may you continue to win souls for His Kingdom ❤❤❤
Merci ,fa tsara be daholo n'y hira e !🎇🙏🙏🙏💓🙋🇲🇬
Misaotra betsaka tompoko,fa tena mampahery be mihints,misaotra tompoko
Ry Malala aoka hifankatia
❤Misaotra fa tena tsara ny fideran mafinaritra be❤❤
mankasitraka indrindra, tena tsara
😍😍😍
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka indrindra Tompoko 🎉❤
💯💯💯💯💯💯💯💯
Amen 🙏 🙏 ❤
Shalom.mankasitraka ny Groupe Anitr'I Kristy. Mitomboa @ Talenta Tompoko 🎉❤
Tena tsara ny hiran ny VHF mankasitraka tompoko amin ny fizarana (France 2024)
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. Mankasitraka NY MPITORY nizara ny hira fiderana 🙏 ... Mahatsiaro an'i Pasteur Rahagalahy ❤
Mankasitraka indrindra Tompoko 🎉❤
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏