ANTSAN KIRA FIDERANA 'NY MPITORY'

Arahantsika eto ireo hira vaovao n'NY MPITORY amin'izao ANTSAN-KIRA FIDERANA izao. Ny Mpitory izay efa fantatsika hatrizay ny hira kanto sy mampahery asandrany ho voninahitr'Andriamanitra. Hitondra hery vao ho antsika hiatrehana ny taona vaovao ho avy anie ny fanarahantsika izao fandaharana izao.

Пікірлер: 5

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie20806 ай бұрын

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany. Mankasitraka NY MPITORY nizara ny hira fiderana 🙏 ... Mahatsiaro an'i Pasteur Rahagalahy ❤

  • @andriamamonjytahiana143
    @andriamamonjytahiana1432 жыл бұрын

    Mankasitraka e! Tsara hira NY MPITORY

  • @sylvoalias
    @sylvoalias8 ай бұрын

    Mandria ampiadanana Dadapasy Rahagalahy....Ho eo ankavana'ny Ray anie no hiala sasatra ny fanahinao ,feno sy henika ny teny soa naelinao ny fonay , tafatsiry ao anatinay tokoa ny voa tsara nafafinao....anatra soa sy mahasoa ho an'izao tontolo izao no naparitakao nandritra ny fiainanao...tsy nahalala sasatra ianao nampita an-kira sy an-toritenyny ny fitiavana sy ny fahasoavan'Andriamanitra ...Misaotra sy mankasitraka anao ny tontolo kristiana manontolo noho ny soa izay navelanao.Misaotra anao aho Tompo ....Raiso tompo o ny fanahiny ho eo anilanao Esory ny ziogany ,ka hialoka ampiadanana eo ambany elatrao anie izy. Ampionony Tompo o ny fianakaviany , mba ho fantany marina fa Ianao no Mpanasitrana ny fery sy ny fahoriana sy ny aretina rehetra. Mandria ampiadanana ry Rahalahy.

  • @zoandrianaharimanana9570
    @zoandrianaharimanana95702 жыл бұрын

    mankasitraka indrindra tompoko