ANTSAN KIRA FIDERANA 'LA VOIX DU CIEL'
Manasa anao hanaraka ny ANTSAN-KIRA FIDERANA iarahana amin'ny LA VOIX DU CIEL eto amin'ny FANANTENANA HO ANAO. Miavaka amin'ny feony ireo Groupe ireto ary mampahery tokoa ny hirany. Ny Raki-tsary an-kira andiany voalohany HO RESY VE no arahintsika eto. Manaraha finaritra ary tompoko.
Пікірлер: 5
Waooo,amen ! Makasitraka feno,fa tena mampahery-be ,merci hatrany hoan n'y nizara 😍😍😍💒
Mankasitraka feno Tompoko Homba sy hiaro ary hitahiry anareo hatrany anie Jesosy mahery!tsy ho Resy izany tsika fa miaraka Aminy Amen 🙏
❤❤
Mankasitraka e. Tsara be
What Baal are these snakes from ? painted coffins........