Izay matoky an'i Jehovah

Santionany anatin'ny raki-tsary novokarina tamin'ny taona 2015

Пікірлер: 26

  • @mankalazatsiry4539
    @mankalazatsiry45394 жыл бұрын

    This is the original Lyric: Izay matoky matoky an"i Jehovah Dia tahaka (2x) ny tendrombohitr"i Ziona ( Izay tsy mihetsika) Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay (2x) ( Repeat this verse .....) Tahaka ny tendrombohitra Tendrombohitra Ny manodidina an"i Jerosalema ( Jerosalema) No manodidina an'i i Jehovah ny olony Hatramin"izao ka ho mandrakizay Jehovah, (Tompon"ny maro ) Tompon"ny maro O Sambatra (2x) izay olona mahatoky Anao Fa raha mamaky ny lohasaha izy Ka dia ataonao misy loha... misy loharano izany O Ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy (2x) Manarom-pitahiana azy ( Mihampy ) Mihampy hery (2x) eny am-pandehanana izy Samy miseho (2x) eo anatrehana eo anatrehan"Andriamanitra Any i Ziona (2x) izy rehetra Samy miseho eo , eo anatrehana Andriamanitra any i Ziona Any i Ziona izy rehetra ( Repeat .....)

  • @emeliezafy5280

    @emeliezafy5280

    2 жыл бұрын

    Amen

  • @Gilbert-sd8ob
    @Gilbert-sd8ob3 ай бұрын

    Misy Andriamanitra ary miasa Izy ka tsy mitsahatra fa minoa dia matokia Azy

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy52802 жыл бұрын

    Voninahitra ho anao irery ihany ary mandrakizay Tompo Andriamanitra ô🙏🏿❤

  • @Gilbert-sd8ob
    @Gilbert-sd8ob5 ай бұрын

  • @rasoaniainanadialeonard2633
    @rasoaniainanadialeonard26335 жыл бұрын

    Misaotra betsaka❤️, deraina mandrakizay Jesosy Tompo🙏🙏🙏❤️

  • @PatrickRANDRIAMANAMBOHIT-sz2wr
    @PatrickRANDRIAMANAMBOHIT-sz2wr7 ай бұрын

    Mankasitraka betsaka

  • @elydadadomaury1406
    @elydadadomaury1406 Жыл бұрын

    Kanto loatra Amen amen amen 🙏🙏🙏

  • @josieoliviafernandeiz3300
    @josieoliviafernandeiz33005 жыл бұрын

    Tena mamelombelona n hira merci beaucoup

  • @miaranarazaf2930
    @miaranarazaf29307 жыл бұрын

    tsara ilay rakitsary. Bravo

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah52494 жыл бұрын

    Ndriiii ilay hiran nisantarako nihira chorale Mankasitraka e

  • @fjkmrasalamamaritioraamboh5011
    @fjkmrasalamamaritioraamboh50113 жыл бұрын

    Misaotra nizara. Hira isan’ireo natao ho fahatsiarovana ny faha-100 taonan’ny Fiangonana Ambohipotsy

  • @jeannetterazanadrasoa4532
    @jeannetterazanadrasoa4532 Жыл бұрын

    Tsara loatra.

  • @anjierahm1592
    @anjierahm15926 жыл бұрын

    Tsar loatra 💚

  • @anjomakely
    @anjomakely5 жыл бұрын

    coucou Sophie LMA ampefiloha fahiny 1991

  • @olgahelys6564
    @olgahelys65644 жыл бұрын

    Misaotra indrindra o! Mirary andro paka feno Fiadanana ho antsika rehetra

  • @rafalimananaonjaando7634
    @rafalimananaonjaando76345 жыл бұрын

    tsara tokoa e

  • @mankalazatsiry4539
    @mankalazatsiry45394 жыл бұрын

    I love this song

  • @user-wr8fl7rd8j
    @user-wr8fl7rd8j5 жыл бұрын

    It sounds so beautiful. Can anybody plz tell me who they are, where they are, what they are singing?

  • @ImFl0w3R4ever

    @ImFl0w3R4ever

    5 жыл бұрын

    They are christian's choir from Madagascar. They are singing " Those who believe in God "Jehovah" are like the mountain of Sion who never move but stay forever. They become stronger and stronger by walking"

  • @olgahelys6564

    @olgahelys6564

    4 жыл бұрын

    It's people from Madagascar island - the song is about Psalm 125 Those whose hope is in the Lord are like the mountain of Zion, which may not be moved, but keeps its place for ever. 좋은 청취

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona61075 жыл бұрын

    Misaotra Dadatoa Selesy hoy Nanie

  • @vaneliaestalla5997
    @vaneliaestalla59973 жыл бұрын

    ❤️❤️❤️❤️🙏

  • @nirinavoahangyravelomanana9520
    @nirinavoahangyravelomanana95206 жыл бұрын

    Mampahery fa misaotra

  • @violetteravaoarimanana271
    @violetteravaoarimanana2715 жыл бұрын

    Tsara be fa ireo ankizy vavy kely 2 ireo tokony tsy teo raha ny fahitako azy