Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Музыка

Bienvenue sur notre chaîne KZread dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy
1. Miantso anao 'zahay, ry Tompo
Fa mitady ny Fanahy hanavao ny taninay e,
Izy rivotra mahery mampijoro sy mandavo
Ka matahotra izahay sao alavony tokoa
'Zay naorinay rehetra
Tebitebinay rehetra 'zany tanisaina izany e
Koa aza esorina aminay ny Fanahinao ry Tompo ô
Mba hihavaozanay tanteraka araka ny sitrakao
Hisantaranay sahady ô 'zany fiadananao
2. Miantso anao 'zahay, ry Tompo,
Fa mitady ny Fanahy hanavao ny herinay,
Izy rano manan-kery hitondra aina sy handrava
Ka matahotra izahay sao ho ravany tokoa
'Zay mba nianteheranay
3. Miantso anao 'zahay, ry Tompo
Fa mitady ny Fanahy hanavao ny tenanay:
Izy afo manan-kery fa mandoro sy mandio
Ka matahotra izahay sao levoniny tokoa
Ny fitiavan-tenanay
4. Miantso anao 'zahay, ry Tompo,
Fa mitady ny Fanahy hanavao ny fiainanay:
Izy avy aminao, ry Tompo, manan-kery hanova anay
Ka matahotra izahay sao fongorany tokoa
'Zay mba nahazatra anay

Пікірлер: 8

  • @SheikhArena
    @SheikhArenaАй бұрын

    ♥️♥️♥️💖💖💖💖 4:55

  • @tsyhadinohhonore7969
    @tsyhadinohhonore79695 ай бұрын

    misaotre e, aza esorina aminay ny fanahinao ry Tompo, mba hanavao ny herinay

  • @tianacaro2398
    @tianacaro23985 ай бұрын

    Misaotra anareo mizara fa tena mahafinaritra e !

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa33355 ай бұрын

    Jesoa rakofa ranao masina ny Malagasy rehetra mba ts ho egoiste , jaloux, hyopcrite 👏👏👏

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa33355 ай бұрын

    Amen 👏👏👏😍

  • @SheikhArena
    @SheikhArenaАй бұрын

    💖💖💖🙏🏻🙏🏻💖💖💖 0:19

  • @hary31200
    @hary312005 ай бұрын

    Ndrii

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie97226 ай бұрын

    ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🤍🙏🙏🙏🙏🙏🙏

Келесі