Sambatra izay mitoetra Amboarapeo Imprimerie Adventiste

Пікірлер: 32

  • @fatmazahrah9181
    @fatmazahrah91814 жыл бұрын

    Tiako foan hiran adventistes ar ts ho adinok na def islm aza aho😍😍😍

  • @fleurissanajahirina2325
    @fleurissanajahirina23255 жыл бұрын

    Hidera anao aho raha mbola velona 😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @solagnelyra1409
    @solagnelyra14096 жыл бұрын

    Vous chantez merveilleuse! Les Voix dês anjes! Une des choses que j'ai beaucoup aprecie à Tana.

  • @ketakarasoa9054
    @ketakarasoa90544 жыл бұрын

    Sambatra zay. Mitoetra ao aminy avo indrindra sambatra zay manakery avy aminao amen hifafy oany malagasy amen

  • @hajaniainahenriraveloson
    @hajaniainahenriraveloson7 жыл бұрын

    Mankasitraka ny Choral Imprimerie Adventiste

  • @heriniainarandriantsoa4211
    @heriniainarandriantsoa42115 жыл бұрын

    Ity hira ity dia nahatsiarovako ny fahazazako fa mbola samy ankizy avokoa izahay mpinamana no nihira io hira io fa tsy tena mbola hainay tsara ilay izy tamin'izany. Misaotra anareo imprimerie Adventiste nampatsiahy anay io hira io fa tena tsara Dia mampahery anareo amin'ny asa fitoriana izay ataonareo

  • @edmondrabenitany6853
    @edmondrabenitany68535 жыл бұрын

    Hatsiarovana ny foana rehetra tao Soamanadrarina Adventiste. RABENITANY

  • @ezithenandrasana5697
    @ezithenandrasana56976 жыл бұрын

    Makasitrakee tiako ity hira ity ai ,ary tamin izay Andro izay uuuummm tsar ny TOMPO Ô Amen dia Amen

  • @felyrajerison424
    @felyrajerison4246 жыл бұрын

    Misaotra anareo fa tena mampisaina be ilay ira ..mamela NY helokay olombelona jeso a

  • @belsonrugwizangoga2173
    @belsonrugwizangoga21738 жыл бұрын

    Soyez bénis frères et sœurs

  • @andriamahefajeanvalitera3692
    @andriamahefajeanvalitera36924 жыл бұрын

    Amen

  • @mananjafyjeandelacroix903
    @mananjafyjeandelacroix9036 жыл бұрын

    Ahatsiarovana ny fahazazana tao @ STPL Bezaha. Tsara loatra

  • @madagasikarantsika
    @madagasikarantsika5 жыл бұрын

    efa ela no haiko io hira io fa tsy mba nakaleo ahy mihitsy :)

  • @hrtespe64
    @hrtespe647 жыл бұрын

    tiko be amen 🙏

  • @manantenasoaferdinand5910
    @manantenasoaferdinand59106 жыл бұрын

    tiako be amen!

  • @qwqwe6330
    @qwqwe63306 жыл бұрын

    Tiak ee Amen

  • @nomenavoahary8888
    @nomenavoahary88889 жыл бұрын

    Ho tanteraka tokoa anie izany

  • @salohyranaivoarison4005
    @salohyranaivoarison40057 жыл бұрын

    amen 💒💒💒

  • @julianaheiditahina1352
    @julianaheiditahina13526 жыл бұрын

    Tsara ilay hira merci

  • @thomasleonie8624
    @thomasleonie86247 жыл бұрын

    amen

  • @andrylalaina457
    @andrylalaina4579 жыл бұрын

    Marina izany, tena sambatra izay mitoetra ao aminao Jesoa indrindra izay mihaino sy mankato ny teninao.

  • @marieily6905

    @marieily6905

    7 жыл бұрын

    il est beau de louer le Seigneur

  • @genevieverazafimahefa9567

    @genevieverazafimahefa9567

    5 жыл бұрын

    Fa tena ilaiko mihitsy ny mitoetra ao Aminao Jesoa o!

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda86796 жыл бұрын

    Tiako loatra enao Jéhovah mamiko

  • @perlinegauthier4095
    @perlinegauthier40958 жыл бұрын

    Misaotra fa tena tsara be ee

  • @ezditheclautilde465
    @ezditheclautilde4658 жыл бұрын

    Sambatr izay mitoetra ao Antranon'i Tompo .tiako be ity hira ity de Makasitrak Anarweee

  • @tomosotomoso7392

    @tomosotomoso7392

    7 жыл бұрын

    Ezdithe Clautilde vbb

  • @ravololonirinarabarimalala6761
    @ravololonirinarabarimalala67617 жыл бұрын

    tsara be

  • @manoanantenainarakotoarisa143
    @manoanantenainarakotoarisa1436 жыл бұрын

    Mampahery anareo e

  • @AsT-bj2tl
    @AsT-bj2tl4 жыл бұрын

    Amen

  • @nadiafatty6620
    @nadiafatty66205 жыл бұрын

    Amen

  • @nathymyah3615
    @nathymyah36155 жыл бұрын

    Amen