Fanahy masina - Rija Rasolondraibe (tononkira)

Музыка

Efesiana 5/18
Ary aza ho mamon-divay ianareo, fa amin'izany dia misy fanaranam-po amin'ny ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy Masina.
Joela 2/28-29
Ary izao no hiseho rehefa afaka izany, handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra Aho; dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ny zatovonareo hahita fahitana. Ary ny mpanompolahy sy mpanompovavy koa dia handatsahako ny Fanahiko amin' izany andro izany.

Пікірлер: 1

  • @joseefahazavana9668
    @joseefahazavana9668 Жыл бұрын

    Tena tiko ny tonony sy ny feony. Misaotra Fanahy Masina.