Angataho - Rija Rasolondraibe (tononkira)

Музыка

Lioka 11
11 Fa iza moa aminareo izay ray, raha angatahan'ny zanany mofo, no hanome azy vato? ary raha angatahany hazandrano, no hanome azy menarana ho solon'ny hazandrano?
12 ary raha angatahany atody, no hanome azy maingoka?
13 Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an'ny zanakareo, tsy mainka va ny Ray, Izay any an-danitra, no hanome ny Fanahy Masina ho an'izay mangataka aminy?

Пікірлер: 18

  • @mamyratsivo1925
    @mamyratsivo19256 жыл бұрын

    Jesosy o mba omeo ahy ilay fanahy masinao mba ho herin'ny finoako, mba ho mpialoha lalana ahy, mba ho mpananatra ahy mba hahaizako mitoetra eo fanatrehanao mandrakizay. Amen

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo90034 жыл бұрын

    Lehibe ianao Jéhovah o.

  • @marle09ola43
    @marle09ola437 жыл бұрын

    AMEN 💖 Deraina Jesosy

  • @hasintsoaratefy1246
    @hasintsoaratefy12466 жыл бұрын

    Mankasitraka be dia be..... Fa izay tarihin'ny Fanahy no Zanak'Andriamanitra :)

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen!

  • @Drewgasy
    @Drewgasy6 жыл бұрын

    Amen

  • @jeanaimemahefafaneva3231
    @jeanaimemahefafaneva32315 жыл бұрын

    With Him we can do everything. Phil 4 13.

  • @masimasinahira5515

    @masimasinahira5515

    4 жыл бұрын

    AMEN

  • @gunnardavid8427

    @gunnardavid8427

    2 жыл бұрын

    i realize Im kinda off topic but does anybody know a good website to watch newly released tv shows online?

  • @LindaSoLee
    @LindaSoLee2 жыл бұрын

    HAFATRA HO ANTSIKA PROTESTANT IO

  • @aroprince3938
    @aroprince39383 жыл бұрын

    Thank so much Priscilla

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    3 жыл бұрын

    You're welcome. God bless you.

  • @rasolofotojo9635
    @rasolofotojo96357 жыл бұрын

    amen ! l émotion passe ! ;)

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie17736 жыл бұрын

    Amen!!!

  • @judickaelonja290
    @judickaelonja2906 жыл бұрын

    Amen

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Izay mangataka no omena :)

  • @soasorea8037
    @soasorea80376 жыл бұрын

    Amen

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen.

Келесі