Ho Anao irery JESOSY ny voninahitra ❤❤❤❤❤❤❤ Amen 🙏☺️♥️♥️
@user-gz4by8qu9q5 күн бұрын
Magnifique, chorégraphie, voix, danse c'est une tuerie, bravo à tous vous êtes les meilleurs ❤❤
@PriscillaRakotomalala3 күн бұрын
Gloire à Dieu. Merci Seigneur
@ibrahimRAKOTOARY6 күн бұрын
Mankasitraka , tsara loatra
@sabrinarabeharinandrasana7 күн бұрын
Isaorako manokana Rija RASOLONDRAIBE tamin'ity hira ity fa anisany hira tena mampahery anah isan'andro ito hira ito ,Isaorana ko an'ANDRIAMANITRA izay nanome talenta anao, dia fiandananan'i Tompo ho anao mandrakariva mirary soa
@germainerabekoto20648 күн бұрын
❤❤❤❤❤❤❤⁰
@micahdobehmikah27799 күн бұрын
Tahin' i Tompo Ranabavy 🙏 Mitomboa be amin' ny fahasoavana 💙
@raminaramina90810 күн бұрын
Misaotra Tompo o
@Laingo13 күн бұрын
Tena faran izay tiako, mankasitraka
@yolandeandrianarivo739116 күн бұрын
🔥🔥🔥❤️❤️
@randriamanampisoatsinjonav721716 күн бұрын
Jesosy irery ihany no loharano tsy mety ritra ho antsika rehetra e!
@user-nh7ts9zb4y17 күн бұрын
Tiako loatra hira ty
@andoraza556118 күн бұрын
Alléluia ❤❤❤❤
@fidybariniaina965418 күн бұрын
Tsara laotra
@tsylamadson353719 күн бұрын
Tsara laotra❤❤❤
@faniryrafaliantsoa350820 күн бұрын
mamy loatra lafatra loatra ilay hira❤❤❤❤❤❤
@PriscillaRakotomalala18 күн бұрын
Andao zaraina amin'ny namana :)
@danykely770320 күн бұрын
2024🎉
@AMMN3N20 күн бұрын
Tiaaaako e ❤❤❤, tsisy ankivilivily 😍
@aurelierabakomalala525523 күн бұрын
Tsara lotra e
@mamitianarakotovao44524 күн бұрын
L'enlevement de l'épouse est imminent
@PriscillaRakotomalala24 күн бұрын
Oui oui. Partageons le message autour de nous
@RindraQueen24 күн бұрын
Mankasitraka ❤️tena mbola hafa izany Rija Rasolondraibe zany Misy ny atao hoe Roi du Salegy Fa izy ny aram-pilazatsara 🥰🙏tena tsara
Misaotra betsaka @ fizarana. Efa nandalo teto amiko tokoa ilay cas fa misaotra betsaka. Voninahitra ho an'A/tra dia hampahery antsika hatrany izy hanome ny tolotsaina, ny fotoana, ny teny hahafahana mifampitarika @ tsara.
@PriscillaRakotomalala27 күн бұрын
Misaotra Ny Tompo isika. Tahian'Andriamanitra o!
@nirinayaj835228 күн бұрын
Misaotra Rija 🙏🏻
@PriscillaRakotomalala27 күн бұрын
Mba zarazarao.
@jmicrotana574129 күн бұрын
Zahay mianakavy alo vonona e❤😂
@PriscillaRakotomalala28 күн бұрын
Aleloia. Matoky anareo koa mizara amin'ny namana.
@njakaramanandafyАй бұрын
Tsy misy ambara afa tsy ny hoe lecture en boucle
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Yes yes, andao mba zarao amin'ny namana e!
@lau9255Ай бұрын
Tsara loatra ee❤
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Zarazarao raha sitrakao :)
@fitahiana00ramarosandratan83Ай бұрын
Misy version dance ftsn ve azafady😭🤗
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Andraso fa hanontaniana. Afaka atao.
@fidybariniaina9654Ай бұрын
Mankasitraka indrindra ,mafonja ny hafatra
@MasinaMelodiesАй бұрын
zay Vonona No Mandeha, izany mihintsy ee! Samia miomana ! kzread.info/dash/bejne/eX-L0MWroby6nso.html&ab_channel=MasinaM%C3%A9lodies (Karaoke et instrumental)
@MamyRazafimaharoАй бұрын
Miasa Ianao Andriamanitra ka iza no hasakana. Tsy misy afaka manantona Anao raha tsy tarihinao Fanahy Maisina. Ho hitananao Aho raha katsahinao amin'ny fonao rehetra hoy Ianao. Mitomoera Amiko dia hitoetra eo aminareo Aho hoy ihany Ianao. Sambatra izahay afaka migoka ny fahatsaranao sy ny fitiavanao. ❤️❤️❤️. Voninahitra ho Anao mandrakizay. Mankasitraka ranabavy nanaiky ho fitiavana mahery eo an-tanan' Ilay antompisintsika rehetra.❤️❤️❤️
@user-wj4st8rw2kАй бұрын
efa kely sisa dia lasa hamarino aode.misy.mamatotra anao ❤
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Yes yes!
@dilaurabearifanahy4759Ай бұрын
Mampientanentana foana, tsara loatra
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Aleloia,
@RaoelinaTsifoinaАй бұрын
Lalina tokoa izany, ho tahiana anie ny fiantefan'ny hafatra any am-pon'ny mpihaino. Mankasitraka e
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Amen. Andao zaraintsika amin'ny hafa.
@hantanirinaviviannerahoeli638Ай бұрын
Super
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Andao zaraina amin'ny namana rehetra e!
@user-nf1rz5ry5gАй бұрын
Mbola champion Rija Rasolondraibe raha eto Madagasikara,,, tena tsara ilay hira, ho ela velona anie ianao Rija
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Gloire à Dieu.
@njakarakotoarimanana7982Ай бұрын
❤❤❤
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
🥰🥰
@alicesoamanarivo1690Ай бұрын
Kely sisa,hamarino sao misy mamatotra anao
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
izany mihitsy e!
@RavaoarisoaClaudia-xv8jbАй бұрын
Zay hira tsara eee sady tiako be le izy
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Tena marina. Misaotra Ny Tompo mihitsy isika amin'izany.
@HasinaNantenainaRandrianantoanАй бұрын
Kely sisa dia lasa izao ♥
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Amen amen
@sarahmia9886Ай бұрын
tena tsara <3
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Aleloia <3
@user-dm4li1ci2hАй бұрын
Tiako loatra !!!
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Yes :)
@user-nh2pg1zv1oАй бұрын
Tsara lotra ❤🥺🕊🕊
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Tena misaotra Ny Tompo mihitsy isika.
@NantenainaJeanRollandАй бұрын
Merci bcp
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Tsy misy isaorana o. Manasa anao hizara amin'ny manodidina.
@lolipopstar4065Ай бұрын
Andro farany izao ,samia miomana
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Izany mihitsy
@joseefahazavana9668Ай бұрын
Tsara be ilay hira . Efa vonona e , efa feno ny solika , efa ela no taitra . Voninahitra ho an' Andriamanitra .
@PriscillaRakotomalalaАй бұрын
Amen amen!
@miambena996Ай бұрын
Misaotra rahavavy fa itako nahakasika zah be izy , tsapako fa be dia be ny zavatra tokony ahitsy toetrako ato anaty , misaotra ny jesosy fa niteny be tamiko izy t@ nihenoko fizarana ty de voninahitra hoany jesosy🙏❣️
Пікірлер
J'aime
Bravo Rija ! Jesosy ô mitsaokanao e!
Ho Anao irery JESOSY ny voninahitra ❤❤❤❤❤❤❤ Amen 🙏☺️♥️♥️
Magnifique, chorégraphie, voix, danse c'est une tuerie, bravo à tous vous êtes les meilleurs ❤❤
Gloire à Dieu. Merci Seigneur
Mankasitraka , tsara loatra
Isaorako manokana Rija RASOLONDRAIBE tamin'ity hira ity fa anisany hira tena mampahery anah isan'andro ito hira ito ,Isaorana ko an'ANDRIAMANITRA izay nanome talenta anao, dia fiandananan'i Tompo ho anao mandrakariva mirary soa
❤❤❤❤❤❤❤⁰
Tahin' i Tompo Ranabavy 🙏 Mitomboa be amin' ny fahasoavana 💙
Misaotra Tompo o
Tena faran izay tiako, mankasitraka
🔥🔥🔥❤️❤️
Jesosy irery ihany no loharano tsy mety ritra ho antsika rehetra e!
Tiako loatra hira ty
Alléluia ❤❤❤❤
Tsara laotra
Tsara laotra❤❤❤
mamy loatra lafatra loatra ilay hira❤❤❤❤❤❤
Andao zaraina amin'ny namana :)
2024🎉
Tiaaaako e ❤❤❤, tsisy ankivilivily 😍
Tsara lotra e
L'enlevement de l'épouse est imminent
Oui oui. Partageons le message autour de nous
Mankasitraka ❤️tena mbola hafa izany Rija Rasolondraibe zany Misy ny atao hoe Roi du Salegy Fa izy ny aram-pilazatsara 🥰🙏tena tsara
🙏🙏🙏👆👆Zarazarao amin'ny manodidina e
Tononkira/Lyrics: kzread.info/dash/bejne/eqeIuJWmntCrkqg.htmlsi=AVDwgkdHuxVjxf5g
❤❤❤❤❤
😎😎😎
Misaotra betsaka @ fizarana. Efa nandalo teto amiko tokoa ilay cas fa misaotra betsaka. Voninahitra ho an'A/tra dia hampahery antsika hatrany izy hanome ny tolotsaina, ny fotoana, ny teny hahafahana mifampitarika @ tsara.
Misaotra Ny Tompo isika. Tahian'Andriamanitra o!
Misaotra Rija 🙏🏻
Mba zarazarao.
Zahay mianakavy alo vonona e❤😂
Aleloia. Matoky anareo koa mizara amin'ny namana.
Tsy misy ambara afa tsy ny hoe lecture en boucle
Yes yes, andao mba zarao amin'ny namana e!
Tsara loatra ee❤
Zarazarao raha sitrakao :)
Misy version dance ftsn ve azafady😭🤗
Andraso fa hanontaniana. Afaka atao.
Mankasitraka indrindra ,mafonja ny hafatra
zay Vonona No Mandeha, izany mihintsy ee! Samia miomana ! kzread.info/dash/bejne/eX-L0MWroby6nso.html&ab_channel=MasinaM%C3%A9lodies (Karaoke et instrumental)
Miasa Ianao Andriamanitra ka iza no hasakana. Tsy misy afaka manantona Anao raha tsy tarihinao Fanahy Maisina. Ho hitananao Aho raha katsahinao amin'ny fonao rehetra hoy Ianao. Mitomoera Amiko dia hitoetra eo aminareo Aho hoy ihany Ianao. Sambatra izahay afaka migoka ny fahatsaranao sy ny fitiavanao. ❤️❤️❤️. Voninahitra ho Anao mandrakizay. Mankasitraka ranabavy nanaiky ho fitiavana mahery eo an-tanan' Ilay antompisintsika rehetra.❤️❤️❤️
efa kely sisa dia lasa hamarino aode.misy.mamatotra anao ❤
Yes yes!
Mampientanentana foana, tsara loatra
Aleloia,
Lalina tokoa izany, ho tahiana anie ny fiantefan'ny hafatra any am-pon'ny mpihaino. Mankasitraka e
Amen. Andao zaraintsika amin'ny hafa.
Super
Andao zaraina amin'ny namana rehetra e!
Mbola champion Rija Rasolondraibe raha eto Madagasikara,,, tena tsara ilay hira, ho ela velona anie ianao Rija
Gloire à Dieu.
❤❤❤
🥰🥰
Kely sisa,hamarino sao misy mamatotra anao
izany mihitsy e!
Zay hira tsara eee sady tiako be le izy
Tena marina. Misaotra Ny Tompo mihitsy isika amin'izany.
Kely sisa dia lasa izao ♥
Amen amen
tena tsara <3
Aleloia <3
Tiako loatra !!!
Yes :)
Tsara lotra ❤🥺🕊🕊
Tena misaotra Ny Tompo mihitsy isika.
Merci bcp
Tsy misy isaorana o. Manasa anao hizara amin'ny manodidina.
Andro farany izao ,samia miomana
Izany mihitsy
Tsara be ilay hira . Efa vonona e , efa feno ny solika , efa ela no taitra . Voninahitra ho an' Andriamanitra .
Amen amen!
Misaotra rahavavy fa itako nahakasika zah be izy , tsapako fa be dia be ny zavatra tokony ahitsy toetrako ato anaty , misaotra ny jesosy fa niteny be tamiko izy t@ nihenoko fizarana ty de voninahitra hoany jesosy🙏❣️
Amen. Aleloia. Misaotra an'i Jesosy isika.
Mankasitraka zoky Rija 💃💃💃💃💃
Mba zarao amin'ny hafa namana a!