Mila Anao - Rija Rasolondraibe (tononkira)

MILA ANAO AHO
Oviana no farany
Irery ato an-trano aho dia nihira ho Anao
Niala tamin’ny fomba fanao ka nitady Anao
Ny farany namaky baiboly
Tsy hoe nitady tononkira akory
Fa matin’ny hanoanana noho ny Aminao
Efa ela tsy no fahananao
Mila Anao aho (2)
Jesosy ô!
Lasa aiza ny hetahetan’ny foko
Fony izaho vao nahalala Anao
Mila Anao aho (2)
Jesosy ô!
Avia dia kasiho aho
Vangivangio fa maniry
Hanakaiky Anao
Oviana no farany
Nitondra am-bavaka tarihinao aho
Na nitomany fa mbola tsy voavonjy ihany ny havako
Ny farany niaiky fahotana
Na namela na nahazo famelàna
Oviana no farany hoe
Velona tao am-poko ao ny fitiavanao
Mila Anao aho (2)
Jesosy ô!
Lasa aiza ny hetahetan’ny foko
Fony izaho vao nahalala Anao
Mila Anao aho (2)
Jesosy ô!
Avia dia kasiho aho
Vangivangio fa maniry
Hanakaiky Anao
Mahatsiaro ho very
ny fo tafasaraka
Irery, tompon-tsafidy nefa dia raraka
Tsy izany hoy aho no ilaiko
Very maina ny nanoloranao aina hamonjena sakaiza
Omena n’iza n’iza
N’aiza n’aiza tsy takatry ny saiko
Mila Anao aho (2)
Jesosy ô!
Lasa aiza ny hetahetan’ny foko
Fony izaho vao nahalala Anao
Mila Anao aho (2)
Jesosy ô!
Avia dia kasiho aho
Vangivangio fa maniry
Hanakaiky Anao

Пікірлер: 33

  • @kylerayner1619
    @kylerayner16194 ай бұрын

    Avia dia kasio aho, vangivangio fa maniry anakaiky Anao, Merci Jesosy a :)

  • @jocelynehanitriniaina753
    @jocelynehanitriniaina7537 жыл бұрын

    Avy dia kasio aho vangivangio fa maniry anakaiky Anao

  • @heriniainajary2448
    @heriniainajary24488 жыл бұрын

    Mila Anao aho JESOSY o! Mila Anao foana foana mandrakizay! Amen

  • @miharinkantoninie9573

    @miharinkantoninie9573

    4 жыл бұрын

    Mialy rakotomaminjy

  • @raharivaojeanneelisabelle502
    @raharivaojeanneelisabelle5026 жыл бұрын

    Mila Anao Jesosy oh Merci @tononkira mamelombelona ny fanahy Mila Anao Jesosy oh!! Avia kasiho aho Amen❤

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Jini R Amen! Hikasika anao tokoa Jesosy.

  • @chenkaiqi7918
    @chenkaiqi79186 жыл бұрын

    Mila anao aho JESOSY o🙏🙏🙏

  • @nadiamirantsoa634
    @nadiamirantsoa6343 жыл бұрын

    Tena mila anao aho Jesosy ooo!!!

  • @rodaandriamanalina3553
    @rodaandriamanalina35535 жыл бұрын

    mila anao aho jesosy o,avy dia kasiho

  • @PriscillaRakotomalala
    @PriscillaRakotomalala Жыл бұрын

    Mbola mandona ahy foana ity hira ity hatramin’izao.

  • @misoalalainarandriamifidy3287
    @misoalalainarandriamifidy32876 жыл бұрын

    Mila Anao aho Jesosy o!

  • @judithnoroharivelo8010
    @judithnoroharivelo80107 жыл бұрын

    tena mila anao aho jesosy, vangivangio fa maniry hanakaiky anao

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    judith noroharivelo amen

  • @malala3817
    @malala3817 Жыл бұрын

    Mila anao isaminitra aho Jesosy o

  • @michardrocksonrajaonahy8794
    @michardrocksonrajaonahy87946 жыл бұрын

    Tiako be ity hira ity, izay aho vao naheno. Tsara. Mankasitraka.

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Tsy misy isaorana o! Misaotra an'Andriamanitra. Tahiana ianao.

  • @arturrantoandro1623
    @arturrantoandro16232 жыл бұрын

    mila anao aho jesosy o!

  • @agneslutz8349
    @agneslutz8349 Жыл бұрын

    Mila anao Aho jesosyô

  • @lolipopstar4065
    @lolipopstar4065 Жыл бұрын

    Mila anao aho Jesosy o

  • @marle09ola43
    @marle09ola437 жыл бұрын

    AMEN

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany90847 жыл бұрын

    izaho koa Jesosy dia mila Anao isan andro isan andro.

  • @faniryherilandy4002
    @faniryherilandy40028 жыл бұрын

    Tsara be! tohizo eh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Faniry Herilandy amen. Gloire à Dieu.

  • @booba0930
    @booba09306 жыл бұрын

    Avia dia kasio aho Tompo fa te hanakaiky anao

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    booba0930 amen

  • @bemisteryratafika2714
    @bemisteryratafika27147 жыл бұрын

    Oviana No FARANY Hoe VELONA tao am poko ao NY FITIAVANAO

  • @ThierrySitrakaRazafindrakoto
    @ThierrySitrakaRazafindrakoto8 жыл бұрын

    Misaotra amin'ilay tonon kira ee

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    8 жыл бұрын

    +Thierry Sitraka Razafindrakoto Tsy misy fisaorana. C'est un plaisir. Ento am-bavaka mba mbola hahavita maro.

  • @rakotonindrinamikolo7716
    @rakotonindrinamikolo77164 жыл бұрын

    😭😭😭😨😨😨

  • @liliannikky4334
    @liliannikky43346 жыл бұрын

    Ny anarako dia lilian N. Ity dia andro feno fifaliana teo amin'ny fiainako noho ny fanampian'ny Dr.saguru ahy tamin'ny nanampiany ahy hiverina ny vadiko taloha miaraka amin'ny fametavetram-pihobiana sy fitiavana. Nanambady nandritra ny 6 taona aho ary tena nahatsiravina tokoa satria nanambady ahy ny vadiko ary nitady fisaraham-panambadiana aho fa rehefa naheno ny mailaka Dr.saguru tao amin'ny aterineto aho momba ny fomba nanampiany olona maromaro mba hamerenana azy Ary hanampy ny fifandraisana fifandraisana. Ary hahatonga ny olona ho sambatra amin'ny fifandraisan'izy ireo. Nanazava ny toe-javatra taminy aho ary avy eo nitady ny fanampiany saingy ny tsy nampoiziko indrindra dia nilaza tamiko izy fa hanampy ahy amin'ny raharahako ary eto aho mankalaza ankehitriny satria niova tanteraka ny vadiko. Maniry foana ny hanaraka ahy izy ary tsy afaka manao na inona na inona raha tsy misy ny ankehitriny. Tena mankafy ny fanambadiko aho, fankalazana lehibe. Izaho dia hanohy hijoro vavolombelona amin'ny aterineto satria Dr. isaguru dia tena andian-tsoratra marina tokoa. MISY MIEZAKA HANAMPY ANAO OLON'I DOCTOR SAGURU E-MAIL HANAO PIRINTY: drsagurusolutions@gmail.com na whatsapp +2349037545183 Izy no hany valiny amin'ny olana misy anao ary mahatsiaro ho sambatra ianao amin'ny fifandraisana misy anao. 1 LOVE SPELL 2 TORIO IZAO FOMBA FAMONJENA 4 FAMPANDROSOANA 5 MOMBA NY FIKORONTAN-DALANA 6 BUSINESS SPELL 7 MOMBA AN'ANDRIAMANITRA 8 LOTTERY SPELL sy COURT CASE SPELL.

  • @ninonrandry7277

    @ninonrandry7277

    6 жыл бұрын

    Enao ve manao pub anio dr zany e ? Olombelona izy JESOSY ihany no Izy ze manatona Azy tsy ho laviny

  • @jbefitia5739

    @jbefitia5739

    6 жыл бұрын

    Tsy misy anarana ambony eto ambonin'ny tanya faka hankalazaina afa tsy ny anaran'i Jesosy ihany, voahozona zay mitoky amin'ny olona. Nous sommes sauvés seulement et seulement par la grâce de Notre Seigneur, le SEUL Souverain, mibebaha haingana raha nisy olona nindraindrainao ankoatran'i Jesosy. AMEN. Ny Tompo anie hikasika anao ho Voninahitry ny Anarany irery ihany.

  • @lolipopstar4065

    @lolipopstar4065

    Жыл бұрын

    Atolory any Jesosy ny Fiainanao fa izy nl tena mahay ny zavatra rehetra fa io dokotera io dia olombelona iany