Mahery aho - Rija Rasolondraibe (Audio)

Музыка

Пікірлер: 59

  • @rabehnambinintsoa8801
    @rabehnambinintsoa88017 жыл бұрын

    Nikasika ahy Ianao tsy nitabataba;feno ny Ainao ndray aho vao gaga;nampiakarinao aho dia tafakatra Nentinao niakatra eh."mahery aho"(misaotra an'Tompo d misaotra an Rija rasolondraibe sy ny naman kou eh

  • @miakoliantsoa
    @miakoliantsoa7 жыл бұрын

    "Ela nifampitady, kivikivy, vaky-loha... Ela nandalo ady ketraka, mavesatra ny fo... Nobatanao nefa tsy nahalala akory, resy fa nataonao hatsangory... Tsy nety nino fa ianao Jesoa tsy manadino"

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen

  • @nadyana559
    @nadyana5597 жыл бұрын

    Mahery aho fa an-tananao, mahery aho f'efa eo Ianao, natsanganao ka tafatsangana indray, mahery lavitra noho ny hatramin'izay, efa resy aho no nisandratanao! Aleloia!

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    amen!

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan8196 жыл бұрын

    Mahery tokoa ny tenanako fa tsy hizao hintson no velona fa JESOSY KRISTY no ato anatiko AMEN ALELOIA!

  • @volanarazafindrasata1006
    @volanarazafindrasata10066 жыл бұрын

    Nikasika ahy Ianao tsy nitabataba, feno ny ainao indray aho vao gaga. Nampiakarinao aho dia tafiakatra nentinao niakatra... Mahery aho fa an-tananao, natsangana aho ka tafatsangana indray, mahery lavitra noho ny hatramin'izay. Efa resy aho no nisandratanao 💘

  • @santatriniainarazafimahale5992
    @santatriniainarazafimahale59922 жыл бұрын

    Mahery aho miara-dalana aminao Andriamanitra!🙏

  • @mampiononamamiharilala7990
    @mampiononamamiharilala79906 жыл бұрын

    Mahery, mahery aho, Mahery aho fa an-tananao Mahery, mahery aho f'efa eo Ianao, natsanganao ka tafatsangana indray, mahery lavitra noho ny hatramin'izay, efa resy aho no nisandratanao Hira tena mampahery tokoa

  • @natacharavaoarisoa7945
    @natacharavaoarisoa79455 жыл бұрын

    natsanganao ka tafatsangana indray,mahery lavitra noho ny hatramin'izay 💗💓💜

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    Misaotra n'y Tompo nanarina🙏

  • @raharijaonatahirisoa2090
    @raharijaonatahirisoa20906 жыл бұрын

    ...na midorobaka aza mibaribary fa mila mandray hafatra e.. nikasika ahy Ianao tsy nitabataba, feno ny ainao ndray aho vao gaga, nampiakarinao aho dia tafiakatra, nentiNao niakatra!!! MISANDRATA IANAO JESOSY E!

  • @minosoasoniarakotonarivo8549
    @minosoasoniarakotonarivo85496 жыл бұрын

    Tiako Ianao Jesosy Kristy Tompo. Mahery tokoa aho fa manana Anao ilay Mpiady mahery eo @fiainako😊💕

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Minosoa Sonia Rakotonarivo Amen

  • @faniryando6042
    @faniryando60426 жыл бұрын

    Hafa iany ny manana an Jesosy!misaotra an Rija am fiderana rehetra!

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen.

  • @jeanbrunorandrianjatovo8268

    @jeanbrunorandrianjatovo8268

    6 жыл бұрын

    Tena hafa mihintsy ny manana AZY, soa ihany fa teo NY MPAMONJY

  • @holiarisoarakoto7427

    @holiarisoarakoto7427

    4 жыл бұрын

    Amen

  • @sylviaandriantsilaizina8077
    @sylviaandriantsilaizina80776 жыл бұрын

    Nampiakarinao aho dia tafakatra! misaotra Jesosy

  • @sfdggdfsdggh3894
    @sfdggdfsdggh38946 жыл бұрын

    Misaotra Rija, mampahery n hira, Tahin'i Jesosy

  • @andrymichel2564
    @andrymichel25646 жыл бұрын

    Mahery, mahery aho, mahery aho fa an-tananao, izany mihitsy JESOSY a!!! hafa ihany ny manana Anao, na d efa resy aza aho d natsanganao indray, MISAOTRA JESOSY A!!!!!!

  • @sfdggdfsdggh3894
    @sfdggdfsdggh38946 жыл бұрын

    Sanandro mahery maheno fiderana , ao aminao n hositra.

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen

  • @reginarabemalanto1320
    @reginarabemalanto13205 жыл бұрын

    MAHERY AHO MAHERY AHO FA EO AN-TANANAO MAHERY AHO REFA EO IANAO JESOSY ♥♥♥♥♥♥

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    5 жыл бұрын

    Regina Rabemalanto Amen amen!!!

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    5 жыл бұрын

    Amen!

  • @erictoky8389
    @erictoky83896 жыл бұрын

    Mahery tkoa aho Jesosy manana Anao !Mankasitrak Jesosy a !

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen.

  • @nirintsoarazafimandimbymam4012
    @nirintsoarazafimandimbymam40127 жыл бұрын

    Mankafy hatrany, sady mankasitraka hatrany. Misaotra foana mizara e!

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    7 жыл бұрын

    Tahiana isika.

  • @reneferrari9602
    @reneferrari96023 жыл бұрын

    Misaotra bdb Rija, mahery tokoa aho hatramin'ny nihainiako ny hiram pideranao rehetra

  • @ranoroharisoamaminirinaoli1187
    @ranoroharisoamaminirinaoli11876 жыл бұрын

    Mahery aho fa an-tananao! :-)

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen! mahery fa an-tanany.

  • @rovalalaina1988
    @rovalalaina19883 жыл бұрын

    Mahery aho💪❤

  • @onjaniainaralayharilalao7372
    @onjaniainaralayharilalao73724 жыл бұрын

    Tiako Tena tiako loatra. Nandatsaka ny ranomasoko, nahakasika ahy satria Tena fiainana niainako. Jesosy nanarina ahy

  • @afbenoit2
    @afbenoit26 жыл бұрын

    Zany ka hira ! Tena nampahery ahy mihintsy ity hira ity. Deraina ny Tompo !

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen! Aleloia!

  • @andriamaheryt.ratsimba2771
    @andriamaheryt.ratsimba27712 жыл бұрын

  • @daliadalia9519
    @daliadalia95196 жыл бұрын

    Tiko eky hira tyee ; mahery2 aho fa atananw , mahery aho fa eo hianaw , Tompo ò

  • @jorotinarandrianjato9492
    @jorotinarandrianjato94925 жыл бұрын

    mankasitraka Tompoko tena afampo mampahery manasitrana mirarisoa mitomboa @fahasoavana tahin JESOSY

  • @philomadhl4378
    @philomadhl43785 жыл бұрын

    merci Seigneur

  • @ikalabozy2464
    @ikalabozy24645 жыл бұрын

    Mahery tokoa ! Makasitraka ...........!

  • @andorazafimahaleo8267
    @andorazafimahaleo826710 ай бұрын

    ❤🙏

  • @johnnyrakotoarison
    @johnnyrakotoarison7 жыл бұрын

    misy tontolo hafa mihitsy zany hira zany, tiako e !

  • @angelaok8329

    @angelaok8329

    3 жыл бұрын

    Fa resy aho no nasandrantsao, mahery ao miaraka aminao jesosy !

  • @rovaremisken1300
    @rovaremisken13004 жыл бұрын

    mahery aho fa efa eo Ianao Jesosy

  • @alixmeye5727
    @alixmeye57273 жыл бұрын

    🙄une petite traduction les amis.....merci

  • @moumouandria789
    @moumouandria7895 жыл бұрын

    tiako lotra ito hira ito

  • @katissyanah9448
    @katissyanah94486 жыл бұрын

    *mahery Aho fa antana Nao*

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Amen. An-tanany.

  • @odettemalala5564
    @odettemalala55647 жыл бұрын

    tsara ianao jeso lay panangana aminkery

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie17736 жыл бұрын

    Amen!!!

  • @tsikyrandri5843
    @tsikyrandri58435 жыл бұрын

    Tiako foana amin fotoana rehetra

  • @michaellaclain7649
    @michaellaclain76494 жыл бұрын

    Mahery aho f eo antananao! mampalhery b l hira

  • @manageradiresiko639
    @manageradiresiko6396 жыл бұрын

    Deraina Andriamanitra. Aiza no mety hahitana ny raki-kira?

  • @PriscillaRakotomalala

    @PriscillaRakotomalala

    6 жыл бұрын

    Hisy raki-kira série vaovao avoaka dia ho hita ao amin'ny facebook ihany ny vaovao. Tahiana ianao!

  • @nalyjosiah
    @nalyjosiah6 жыл бұрын

    Tena mankasitraka indrindra e

  • @hasoamiaro5127
    @hasoamiaro5127 Жыл бұрын

    AMEN ❤🙏

Келесі