Izay Vonona No Mandeha | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

IZAY VONONA NO MANDEHA
Tsy fanambaniana fa aza tezitra ianao e!
Fa tsy haiko ny hangina hoe: avelao amin'izao e
Ny hava-tiana, raha tiana tokoa, resahina ihany aloha
Jesosy famonjena e, tsy mandehandeha ho azy e!
Safidy efa nomena ho avy Izy haka ny an'azy e!
Fotoana ny ahy efa hatrin'ny elabe
Izay nateraka indray ihany no mandeha
Miandry ny famindram-po, kely sisa
Hitsena Azy eny amin'ny rahon'ny lanitra isika
Ny andron'ny famindram-po, zay de lany
Ry be ambo-po, ho tavela ety an-tany
Tsisy hakivilivily fa na misotro na mamily
Tsisy hanapak'evitra amin'ny toeranao
Homano koa ny dia, raha andeha ianao na tsia
Tsy afaka hilaza ianao hoe: tsy nisy nampandre
Fa efa kely sisa de lasa zao
Hamarino sao misy mamatotra anao
Fa raha lasa eo ny olona, eo no raisina ianao
Ny apitson'iny oa tsy misy azo atao e
Fa efa kely sisa de lasa zao
Hafatrafaro de lazalazao
Mibebaka e, izay te handeha
Ahoana ianao fa eo indrindra isika izao
Izaho no lalana, izay no lazainy e!
Izy oa no lalana makany amin'ny Rainy e!
Ny ho any an-danitra, safidy ety an-tany
Tsy n'iza n'iza akory dia tafidtra any
Raha lasa izao, alaivo sary anie izany e!
Raha tsy lasa ianao, mararirary ihany e!
Mba tsisy hanenenana jerijereo
Fa tsara ny miaraka zareo
Miandry ny famindram-po, kely sisa
Hitsena azy eny amin'ny rahon'ny lanitra isika
Ny andron'ny famindram-po, zay de lany
Ry be ambo-po, ho tavela ety an-tany
Tsisy hakivilivily fa na misotro na mamily
Tsisy hanapak'evitra amin'ny toeranao
Homano koa ny dia, raha andeha ianao na tsia
Tsy afaka hilaza ianao hoe: tsy nisy nampandre
Fa efa kely sisa de lasa zao
Hamarino sao misy mamatotra anao
Fa raha lasa eo ny olona eo no raisina ianao
Ny apitson'iny tsy misy azo atao
Fa efa kely sisa de lasa zao
Hafatrafaro de lazalazao
Mibebaka e izay te handeha
Ahoana ianao fa eo indrindra isika izao
Izay vonona no mandeha
Izay vonona no mandeha
Madama sa Ramose
Ahoana Ramose
Tompon-tsafidy ianao e!
Tompon-tsafidy ianao e!
Mpanapaka mpandidy ianao e!
Mpanapaka mpandidy ianao e!
Tsisy hakivilivily io, na misotro na mamily io
Tsisy hakivilivily io, na misotro na mamily io
Izay vonona no mandeha
Izay vonona no mandeha
Madama sa Ramose
Ahoana ianao Ramose
Kely sisa de lasa izao e!
Kely sisa de lasa izao e!
Hamarino sao misy mamatotra anao e!
Hamarino sao voafatotra ianao e!
Tsisy hakivilivily io, na misotro na mamily io
Tsisy hakivilivily io, na misotro na mamily io
Izay vonona no mandeha
Izay vonona no mandeha
Madama sa Ramose
Ahoana ianao Ramose
Sao tsy lasa vao oe eeee!
Lozabe
A/C: Rija Rasolondraibe
Album : Mangataka rano
#rijarasolondraibe
#Mangatakarano

Пікірлер: 28

  • @voninahitraalexandresezama1813
    @voninahitraalexandresezama18135 күн бұрын

    Mamoha ny torimaso ilay hira, misaotra nizara fahazavana

  • @duchetjosette7425
    @duchetjosette742511 күн бұрын

    ❤❤❤❤❤

  • @jeanphilipperamarosoa7522
    @jeanphilipperamarosoa7522Ай бұрын

    Marina be loatra o! Efa atomotra ny fotoana ary manentana ny tsirairay hiverina @ i Jesosy re!🙏 Misaotra an'i zoky Rija koa sy ny rehetra..., tsara👍❤❤

  • @DevAndriamihaja
    @DevAndriamihaja20 күн бұрын

    Tena tsara e, mamelombelona ny any anaty rehetra any na ny tonon-kira na ny amapiano 😁👌

  • @rijasoajeanjacquesrajaobel5164
    @rijasoajeanjacquesrajaobel516412 күн бұрын

    tena tsara , tahian ny Tompo hatrany ianao , ho azy irery ny Voninahitra

  • @AvotraRAMARONOLALAINA
    @AvotraRAMARONOLALAINA13 күн бұрын

    Mapitomany mieritreritra anle ho inona no mamatotra anao😢

  • @user-nf1rz5ry5g
    @user-nf1rz5ry5gАй бұрын

    Hafa ihany hoy aho izany Rija Rasolondraibe izany,,, Mankasitraka tompoko, ho ela velona anie ianao

  • @joliarandrianomentsitoha9916
    @joliarandrianomentsitoha9916Ай бұрын

    Fa hoavy IZY haka ny AZY 🕊️🔥

  • @veroniquesabrinah1820
    @veroniquesabrinah182029 күн бұрын

    Amen tiako be hira ty rija🙌♥️♥️♥️💌

  • @MasinaMelodies

    @MasinaMelodies

    26 күн бұрын

    iza koa 😁

  • @FandramaManasinaANDRIANAVALONA
    @FandramaManasinaANDRIANAVALONAАй бұрын

    Tsara be, tiako be, ny hafatra tsarabe ....kely sisa dia lasa......eo ndrindra tsika zao

  • @RakotomomenjanaharyFitiava-j7w
    @RakotomomenjanaharyFitiava-j7w6 күн бұрын

    ❤❤❤Ny andron'ny famindrampo Kely sisa

  • @tianatemiary1050
    @tianatemiary1050Ай бұрын

    Zany ka tena hafatra , Zay vonona no mandeha🙂 Fiadanana ho anareo 🙏

  • @HELSONAndoniaina
    @HELSONAndoniainaАй бұрын

    Mila vonona dia ny mbola mahazo aina sy famindrampo 🙏

  • @ramampyroger691

    @ramampyroger691

    Ай бұрын

    Merci M0p❤mmmAm

  • @razafolivia8788
    @razafolivia8788Ай бұрын

    Misaotra Rija manaiky ampiasain'Andriamanitra mahery vaika otrzao ❤ Deraina Jesosy. Mino a fa bé n'y voakasiky n'y afon'fanahy masina ka ibebaka noho ity hira ity🔥

  • @tsilarazafy253
    @tsilarazafy253Ай бұрын

    Mamay 🔥🔥🔥

  • @lantonirinajuliemuriellean1771
    @lantonirinajuliemuriellean1771Ай бұрын

    Mitahiry anao re Izy ka. Mba oeto ambavaka e

  • @herivonjymiora
    @herivonjymioraАй бұрын

    Mankasitraka hatrany 🙏

  • @sylvianeraherivahatraina8353
    @sylvianeraherivahatraina8353Ай бұрын

    🔥🔥🔥🔥🔥

  • @vonjyandriamandamina9509
    @vonjyandriamandamina9509Ай бұрын

    Tsara eee Mankasitraka hatrany

  • @user-qd3yr7pv1m
    @user-qd3yr7pv1mАй бұрын

    Mankasitraka aaa

  • @tsantamandresyRakotoarimalala
    @tsantamandresyRakotoarimalalaАй бұрын

    ❤️❤️

  • @aniaandria9198
    @aniaandria9198Ай бұрын

    🔥🔥🔥🔥

  • @fulgencesylvinrabotoarison650
    @fulgencesylvinrabotoarison650Ай бұрын

    misaotra e

  • @MasinaMelodies
    @MasinaMelodiesАй бұрын

    Izay Vonona No Mandeha, izany mihintsy ee! Samia miomana ! kzread.info/dash/bejne/eX-L0MWroby6nso.html&ab_channel=MasinaM%C3%A9lodies (Karaoke et instrumental)

  • @MikaElie-qz5ol
    @MikaElie-qz5olАй бұрын

    ❤❤❤❤

  • @irinaworshipper
    @irinaworshipperАй бұрын

    ❤❤❤❤