Келесі
- 5:26
- 66 М.
- 5:00
- 263 М.
- 00:34
- 4,3 МЛН
- 14 күн бұрын
- 08:53
- 35 МЛН
- 12 күн бұрын
- 00:59
- 7 МЛН
- 22 күн бұрын
- 00:33
- 20 МЛН
- 11 күн бұрын
- 6:20
- 377 М.
- 7:31
- 363 М.
- 6:31
- 2,7 М.
- 5:15
- 219 М.
- 8:08
- 34 М.
- 4:34
- 21 М.
- 6:15
- 397 М.
- 6:48
- 6 МЛН
- 4:28
- 155 М.
- 9:56
- 404 М.
- 3:39
- 296 М.
- 3:08
- 229 М.
- 2:41
- 397 М.
- 3:08
- 714 М.
- 2:11
- 425 М.
- 3:54
- 34 МЛН
Пікірлер: 68
Vohay ny vavadin-drahln i lanitra handena anay Tompo o ,,,AMEN
Vohay ny vavahadin-dranon'ny lanitra handena anay. Handena anay. Avelao hiraraka. Avelao hitopatopa avy ao. Ranonoram-pitahiana. ❤️
Itsena an jesosy any am vavahadin lanitra tsika rehetra ❤
Avelao hiraraka , avelao hitopatopa avy ao ... Misaotra Jesosy !
Chantez en l'honneur de l'Éternel,vous qui l'aimez.Célébrez par vos louanges sa sainteté,Eternel,mon Dieu,je te louerai toujours.
Isika ho mpankatoa Baiboly foana è SALAMO 118 : 103 Endrey ny hamamin'ny Teninao, raha andramako! mihoatra noho ny Tantely ato am-bavako aza !
Avelao hiraraka, avelao hitopatopa avy ao ny ran'onoram-pitahiana hivatravatra hikoriana!!!!
vohay ny lanitra JESOSY oh dia ampidino aminay ny fitahianao!!!! AMEN
Jesosy ô mbola faly toko aho fabola eo ianao manoana ahy misontsa Hira Amin
25 décembre 2021 💞
Hanjakao zahay Jesoa a! Ianao no lalana sy fahamarinana ary fiainana!
Namoy olona Tiana aho anio , ianao irery Jesosy no tsy mandao, my voninahitra anie hoanao irery ihany.
Misaotra betsaka Rija a! Mbola vao 10 taona aho dia efa nahitanao nihira. Tsy maty ato an-tsaiko ny feo manganao tamin'izany. Mbola vao mainka faly aho rehefa nahita fa lasa evanzelika ny hiranao. Mahagaga ilay Ray Mpamorona e! Misaotra e!
@danielleandriantahina8004
4 жыл бұрын
Tsy hanadino anao aho ... 😅😅
Avelao hiraraka aty @nay Tompo ô ny ranon'orampitahina avy @nao. Amen
vohay ny vavahadin'ny lanitra jesosy o !
Amen 🙏 Misaotra Tompo ❤❤
Mahavelom-bolo maraina e!. Misaotra nizara🙏
Mamelombelona mintsy izy zany, misaotra betsaka, Haleloia
vohay hoay vavahan'i lanitra jesosy an.deraina anie anao.!
avelao iraraka Jesosy a! avlao itopatopa!
.Hihira ho an' I Jehovah aho fa lehibe tokoa ianao
Vohay ny vavahady eeeeeeeee!
VOHAY NY VAVAHADIN-DRANON'NY LANITRA EE!!HANDENA ANAY§§VOHAY JESOSY OOO!!
mbola mafinaritra ana fona ity hira ity Tsara ny Tompo zareo a izay mahasoa anao fon no Trandrahiny fa aza manahy izany mihintsy
@falyherinjatovo3462
4 жыл бұрын
Milay ilay comms e
@ainamirindraratovohery4679
4 жыл бұрын
@@falyherinjatovo3462 siora siora ra Faly e,aon ko ary n ahitan la ana aty lty le,hahaaa
VOHAY NY VAVAHADY TOMPO misaotra anao nanome izahay izany
Misaotra anao aho Jesosy an , faly za androany fa nampinao tanteraka , ary novalinao ny fangatahako. Tiko ty hira ty , Deraiko jesosy
Tsara loatra e!
Amen!!!
tena tsara be le hira, na parole nany feony,
@Maeliiane
4 жыл бұрын
Merci
Tranon'Andriamanitra sy Vavahadin'ny Lanitra ve ?
Tsara an!!!
tsara e,zany nge no tena ahfantarana antsika hoe kristiana e,d tsika mankatoa
arotsay Tompo o ilay Fanahy Masinao toy ny ranon'orana handena anay isan'andro
Avelao iraraka ... mila anao andro amanalina Jesosy.... mila anao
Vohay ni vavahadin' n'y lanitra Tompo o @ ty volana vaovao ty
Ranonoram-pitahina avy any andanitra Tompo no arotsahy mba andenanay
voay ny vavahadin-drnon'ny andenanay
Tena mila ny fijerevanao anay manokana izahay Jesosy ka mba vohay ny vavahadin'ny lanitra androtsay ilay fitahianao ho anay
Alléluia 🙏♥️
Tiako loatra ity hira ity...Voninahitra ho an'i Jesoa TOMPO mba ho vohainy antsika ny vavahady ny lanitra...
Misaotra Jesoa
Ampidiro aminay ry Tompo ny fitahianao, aleo iraraka
ateriko an tranonao ny ampahafolonkarena zay no tinao na miovitrovitra aza ny tany na mihorohoro ny firenena fa ahitanao
Tsara ny midera an 'i Jesosy Tompo
Misaotra JESOSY ny amin'ny fitahinao rehetra
Arotsay TOMPO OOOny ranon'orampitahina handena anay
Zany toko
Tena marina ve izany?????
Fenoy ny Fanahinao aho Tompo
amen
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏💖❤️♥️💝
tiko ty hira ty a handenanay
Tompo o!mahafinaritr NY midera Anao
tsara eh
Tsara ny TOMPO
tsarovy fa rehefa mamafy isika dia tsy maintsy mijinja ,fay hoy ny TOMPO hoe fa izay ataonareo amin'iteny madinika ireny dia ataonareo amiko noho izany ataovy izay azon'ny tananao atao fa ny Tompo no mamaly izany am fotoana tsy ampoizanao,,
@lolipopstar4065
4 жыл бұрын
Amen,,Amen ,,ouvre les écluses des cieux 🙏 fait pleuvoir Seigneur 🙏🙏
mis hira rithm regge vao zan nataon'i Rija taty Mahajanga t@ farany teo de tiko be le izy fa ts aiko ny titreny de mba mangataka fanampina hon zay mafantra le titre ! Misotra mialo e!
Tiako lotra aaa!!
👏👍🙏
vohay ny vavahadin'ny lanitra jesosy o !
@productionrestoskatepark6737
6 жыл бұрын
Ataovy hoe any andanitra enao raha mihaino il hira tsara Be io misaotra tompoko!
Tompo o!mahafinaritr NY midera Anao