Hitokana // Rija Rasolondraibe

Lyrics:
Hitokana hitady Anao aho
Te ho any amin'izay misy Anao aho
Asandratro ny tanako ho any Aminao
Hikasika ny lambanao
Ho eo amin'ny fanatrehanao aho
Hanamasina ny Anaranao aho
Hanao vy very aina Aminao izay momba ahy
Ho marihinao fanahy
Inty aho hitsaoka Anao
Hitsaoka Anao
Miankohoka manome voninahitra Anao
Inty aho hitsaoka Anao
Hitsaoka Anao
Izao fiderana izao
Mba hiandriananao

Пікірлер: 15

  • @jeanpierreandrianalison9458
    @jeanpierreandrianalison94587 жыл бұрын

    Inty aho mitsaoka anao= mitsaoka ne signifie pas fuir ,signifie s agenouiller ,courber la tête et tendre les bras avec respect. Que Dieu vous bénisse !

  • @mamyratsivo1925
    @mamyratsivo1925 Жыл бұрын

    Inty Aho hitsaoka anao. Hitsaoka anao. Miankohoka hanome fiderana anao.

  • @nadyana559
    @nadyana5598 жыл бұрын

    Hitokana hitady Anao aho Tompo ô! te hitoetra eo @ fanatrehanao tanteraka! Amen!

  • @evahrovamalala2712
    @evahrovamalala27129 жыл бұрын

    Psaumes 73:28 Pour moi,mon bonheur,c'est de m'approcher de Dieu. Je place mon refuge en toi,Seigneur, Eternel,afin de raconter tout ce que tu fais.

  • @rianakinky1561
    @rianakinky15613 жыл бұрын

    Tena tsara izany hira izany ka!!

  • @btjessy4849
    @btjessy48498 жыл бұрын

    mankasitraka f tena misy fanatrehan 'Andriamanitra ny hira

  • @ThierrySitrakaRazafindrakoto
    @ThierrySitrakaRazafindrakoto8 жыл бұрын

    Waouuuh, Tsara e

  • @rufinrasolonjanahary4712
    @rufinrasolonjanahary47127 жыл бұрын

    Raiso Jesosy o ! hazony ny tananao aho Tompo o !

  • @hasinaerinaharison6772
    @hasinaerinaharison67727 жыл бұрын

    hitokana hitady anao zaha jesosy misaotra nao zaha

  • @MamyHR
    @MamyHR7 жыл бұрын

    Hitady Anao aho satria Ianao nahita ahy

  • @chocolatisbae8318
    @chocolatisbae83183 жыл бұрын

    💓I love you Jésus

  • @adelphefleuricojosoa9356
    @adelphefleuricojosoa93566 жыл бұрын

    Hafa iany ny miaraka @ Jesosy Misaotra hoany namorona hira

  • @alixmeye5727
    @alixmeye57278 жыл бұрын

    bonjour qui peut me traduire les paroles de ce chant merci....

  • @andriafehizoro686

    @andriafehizoro686

    7 жыл бұрын

    Je vais me retirer pour Te chercher Je veux aller làTu te trouves Je lève mes mains vers Toi Pour toucher tes vetements Je veux entrer dans Ta Présence Je sanctifierai Ton Nom Je donnerai ma vie pour Toi Pour que Tu la marques de ton Esprit Me voici pour t'adorer t'adorer Me prosterner pour te glorifier Me voici pour t'adorer t'adorer Par ce cantique Pour que Tu règnes

  • @sendramalalavirginieravaha3080

    @sendramalalavirginieravaha3080

    7 жыл бұрын

    Andria Fehizoro Me voici pour t'adorer,t' adorer. (non pas fuir ta Face)