Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

DVD "Atsanganao Indray" Deja disponible aux près de la MRE

Пікірлер: 610

  • @classiquepianiste157
    @classiquepianiste1578 жыл бұрын

    ...JESOSY KRISTY ô! Mba miangavy Aminao aho, mba jereo manokana ny Fiainan'ny Olona izay mijery izao hira izao sy ny Mpanomponao izay namorona sy nihira azy fa Ianao rehefa mijery dia hanasoa izay. Dia mba tahio manokana ny Fiainam-Mpanahin'ny tsirairay, Amin'ny Anaranao JESOSY an? Amen!!!

  • @funtoafuntoa5621
    @funtoafuntoa56218 жыл бұрын

    Ity hira ity dia tafiditra ho isan'ny sakafo marainako, ary tsy manomboka ny asa raha tsy avy nihaino azy. Misaotra ny Tompo noho ireo "Mpanankanto kristiana" mampahery, mampijoro @ finoana ary manampy @ fiderana sy fankalazana (louange) ilay Nahary. Misaotra Jesosy.

  • @mimiandrianarisoa9001
    @mimiandrianarisoa90019 жыл бұрын

    Moi je témoigne que j'ai passé par un moment de faiblesse qui a chamboulé ma vie ce jour je croyais plus à rien j'ai baisser les bras même si on me disait de prié et que tt est possible avec les prières . Un matin j'étais à bout j'ai crié en pleurant et j'ai dit je laisse ma vie entre tes mains Seigneur et j'ai foi en toi et depuis j'ai reçu une révélation tout a été changé et mes problèmes sont résolus petit à petit. Merci Seigneur JÉSUS et les gens qui m'ont donné leur soutien

  • @laurenrsl

    @laurenrsl

    7 жыл бұрын

    je suis ravie d'être la nièce de pasteur Jocelyn

  • @cocodabricot3251

    @cocodabricot3251

    7 жыл бұрын

    minah andrianarisoa merci de ton témoignage que Dieu te bénisse

  • @rijaadriatsiferana732

    @rijaadriatsiferana732

    7 жыл бұрын

    Coco d'abricot normalementwjfjfh

  • @sylvoalias

    @sylvoalias

    7 жыл бұрын

    je croise les doigts afin que la base de ta foi soit solide et que la forteresse de ta croyance soit impénétrable aux divers tentations de la vie, et que le puissant séigneur soit toujours á tes cotés á chaque pas,chaque jour pendant toute ta vie. ainsi soit-il... Haleoluïa.

  • @abderaoufzozo8986

    @abderaoufzozo8986

    6 жыл бұрын

    Pas Jesus tu dit alah est grands est tu vas voire

  • @piols_
    @piols_10 ай бұрын

    Si tu vois ce message ma sirène, sache que je suis sincèrement désolé pour tout le mal que je t’ai fais. Écouter cette magnifique chanson sans toi me fait tellement mal au cœur, et je sais que tu viens tout le temps sur KZread pour l’écouter. Alors j’espère qu’un jour, on se pardonnera , et que tu tombe sur ce commentaire. J’espère que t’es heureuse sans moi. Je t’aime de tout coeur S 🙏🏾❤️

  • @nonalillasafira8960
    @nonalillasafira89604 жыл бұрын

    I am from Indonesia 🇲🇨. Have been in Madagascara 🇲🇬 . I am stay in Mahajunga from 3 years. Manao aza Andriamanita miaraka Vikambanan Teen Missions In'tl Mahajunga. Tena tia be mihaino ity Hira ity. Sambatra aho manana Jesosy.

  • @ANTSEMUT1

    @ANTSEMUT1

    3 жыл бұрын

    How much of the language sounds familiar to you?

  • @LiiLPANDA

    @LiiLPANDA

    2 жыл бұрын

    @@ANTSEMUT1 what I was thinking !

  • @naomie896
    @naomie8965 жыл бұрын

    Peu importe l’épreuve que tu traverses ,rien ne pourras t’atteindre car Dieu sera toujours là et ne t’abandonnera jamais il suffit de croire en lui ,de lui faire confiance et ta vie changera à jamais ,Dieu ne te laissera jamais tombé il t’aime de son amour infini et éternel . Dieu est en toi et avec toi ,tu n’as à t’inquiéter de rien , laisse le diriger ta vie et aime le de toute ton cœur et de tout ton âme plus que tout❤️

  • @randrianarisonhasiniainama5107

    @randrianarisonhasiniainama5107

    3 жыл бұрын

    😊😊😊😆🤗😎😎🤗😋😋😀🤔☺🤔😊🤗😂🤔🤔😚🤔😎😎😎😎😎😎😎😎😎😎😎😋😋🙂😚😎😎😎😎😎

  • @marieblandinerambelonandri4465

    @marieblandinerambelonandri4465

    2 жыл бұрын

    Rien sans Dieu

  • @malalaramanahadray8266

    @malalaramanahadray8266

    2 жыл бұрын

    Bonjours je suis Alex.

  • @santosspaveros4743
    @santosspaveros47437 жыл бұрын

    2 Korintiana 13.14 :« Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan’Andriamanitra ary ny firaisana amin’ny Fanahy Masina». Jaona 15.7 :« Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany.»

  • @leatobson9313
    @leatobson93135 ай бұрын

    Latsaka ranomasoko mahatsiahy ny tantarampiainako nanomboka ny naha - kamboty Reny ahy , isaky ny mihaino itÿ hira itÿ .Dieu est grand .Les miracles existent .Ma feue Maman veill sur moi

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 Жыл бұрын

    Manana Anao (P Jocelyn R) Strophe 1 Efa reraky ny fiainana aho Tsy nahita izay nombana intsony Saika latsaka tanatin’ny famoizam-po aho Tsy haiko intsony izay natao Strophe 2 Soa fa tonga Ianao nanarina ahy Nampitraka, namonjy ny fanahy Nositraninao ‘lay fery tato anatiko Izay nandratra ny foko Refrain (X2) : Manana aho Tompo ô! Fa manana Anao Niova ny fiainako Tompo ô! Tao Aminao Tsy nanenina aho Raha nandray Anao Tsy ho toy izao ny fiainako Raha toa tsy tao Aminao Strophe 1 Strophe 2 Refrain Tsy ho toy izao ny fiainako Raha toa tsy tao Aminao (X2)

  • @rakotonomenjanaharyrado8679
    @rakotonomenjanaharyrado86794 жыл бұрын

    Jesoa Kristy ô, ataovy mahare ity hira ity ny Malagasy rehetra ary mba hiaky fa ianao tokoa no Tompo sy Andriamanitra!

  • @tsirynomenjanahary7776
    @tsirynomenjanahary77764 жыл бұрын

    mba fantatrao ry tanora namako fa sambatra aho ary fahasambarako dia azoko zaraina aminao,,,,koa raha te hosambatra ka te hiova ny fiananao dia mandraisa an i Jesosy ianao.. andramo ka zahao fa tsara Jehovah,,,,amen,,,

  • @user-pl9pe7bx5v
    @user-pl9pe7bx5v8 жыл бұрын

    Marina tokoa zany, sambatra zay manana anao Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy!!!!

  • @user-pb4yv7rv7i
    @user-pb4yv7rv7i7 ай бұрын

    Niova n'y FIAINAKO JESOSY nana ANAO merci Pasteur Jocelyn longue vie

  • @norosahondrarazafindrakoto5541
    @norosahondrarazafindrakoto55414 жыл бұрын

    Sambatra manana an'i JESOA ho mpiaro sy ho fiarovana .Miova ny fiainana.Tsy mamela anao hiady irery izy .

  • @miranajoelys7138
    @miranajoelys71389 жыл бұрын

    manana aho Tompo ô fa manana Anao niova ny fiainako Tompo ô tao aminao tsy nanenina aho raha nandray Anao tsy ho toy izao ny fiainako raha toa tsy tao aminao. Misaotra Jesosy ô, Amen!

  • @tianalantorajoelisolo2255

    @tianalantorajoelisolo2255

    5 жыл бұрын

    Mitia

  • @bernardfilippini8803
    @bernardfilippini88034 жыл бұрын

    sa fait du bien d’entre-de une belle chanson, même si je ne comprend rien , j'entant que c'est une belle chanson , GRAND MERCI

  • @zaraandriama1917

    @zaraandriama1917

    3 жыл бұрын

    P

  • @vatosoasarobidy7328

    @vatosoasarobidy7328

    3 жыл бұрын

    J'étais exténué de la vie Je ne savais plus quel chemin prendre J'ai failli tomber dans une dépression Je ne savais plus quoi faire Heureusement que Tu étais là pour me relever, Tu as sauvé mon âme. Tu as guéri la blessure qui me consumait à l'intérieur de moi Refrain J'ai tout en Toi Ma vie a changé avec Toi Je ne regrette pas de t'avoir reçu dans mon cœur Ma vie ne serait pas ainsi si je n'étais pas avec Toi Merci JESUS, je suis heureux que Tu sois dans ma vie

  • @chanouhtiako7113

    @chanouhtiako7113

    2 жыл бұрын

    C'est vrai c'est une belle chanson,ca fait plaisir de vous le traduire.que Dieu🙏 vous bénisse

  • @afrandria6652
    @afrandria66523 жыл бұрын

    Tsy nanenina aho Raha nandray Anao Tsy ho toy izao ny fiainako Raha toa tsy tao Aminao

  • @jackjosephrabenilalana750
    @jackjosephrabenilalana7508 жыл бұрын

    Izy tokoa no Tompo!! Jesoa Kristy llay Tompon'ny tompo, Mpanjakan'ny mpanjaka!!! Ilay Tompon'ny fahefana!!! Raiso Izy!!

  • @ionyrakotoson3554
    @ionyrakotoson35546 жыл бұрын

    Aza miantehitra amin'izao fiainana mandalo izao.Rehefa miantoraka tanteraka amin 'Tompo isika dia aatsapa fa Sambatra isika manana Azy satria tanjon' NY Lanitra no tanjony amitsika zanak'Andriamanitra. Mandrosoa dia mijoroa.

  • @nivorandriamangamalala7941
    @nivorandriamangamalala79415 жыл бұрын

    Tsy ho toy izao ny fiainako, raha toa tsy tao Aminao.

  • @florinerasamimanana6385
    @florinerasamimanana63856 жыл бұрын

    Sambatr'aho! tena sambatr'aho! nefa "tsy ho to'izao ny fiainako raha tsy tao Aminao", tsy nanenenako ny nandray Anao JESOSY MALALA ô!

  • @mihantaraharimalala2777
    @mihantaraharimalala27776 жыл бұрын

    Mino n fandaharano rehetra aho Tompo. na ho mora na sarotra fantatro f eo akaikiko enao ar tsy mandao ahy. Ny zvt rehetra matoa misy d fantatrao f mahasoa anay. Meteza Ianao Tompo ho loha laharan amn fiainako . Amen

  • @naomytiti8566
    @naomytiti85667 жыл бұрын

    Mamela fahotako TOMPO ! ary ampafataro ahy lalana tokony halehako fa tena mbola very aho JESOSY o !! mangetaheta ANAO fanahiko ,Aiza Enao Jehovah o! Amen

  • @mahitsyamlah180
    @mahitsyamlah1809 жыл бұрын

    Navotany tanaty maizin'ny filan-dratsy sy fahazazandratsiko aho.Ary t@ fomba mahagaga izay tsy nampoizin'ny saiko mihintsy no nanavotany ahy. Ry namana, tantarao ny nataon'iJesosy t@ fiainanao mba ho fijoroana vavolombelona ho an'ny namantsika mbola tsy nandray an'Jeso Kristy ho Tompo sy Mpamonjy ka hanosika azy ny handray izany...

  • @rondrocarpaye893
    @rondrocarpaye8935 жыл бұрын

    Misaotra e. Misaotra anao tokoa jesosy. Tsitoy izao n'y fiainako raha tsy Tao aminao

  • @lala-lx4wq
    @lala-lx4wq7 жыл бұрын

    Tsy toy izao n'y fiainako raha toa tsy tao Aminao..sambatra Aho manana Anao Jesosy..

  • @christianssongcovers3225
    @christianssongcovers32253 ай бұрын

    6 MILLIONS DE VUES incroyable vous meritez un trophée si non fait encore en plus dix ans déja

  • @leatobson9313
    @leatobson9313 Жыл бұрын

    Misaotra Jesosy ! Eo anilako lalandava ianao .

  • @otivdianafinance7465
    @otivdianafinance74656 жыл бұрын

    Tena manana fiadanam-po tokoa raha aoa anatinao Jesoa. Raiso i Jesoa Tompo ho mpanampaka any fiainanao fa ho hitanao ny fifalianao.

  • @sithaal-essa9850
    @sithaal-essa98505 жыл бұрын

    Manana toko aho TOMPO o!fa manana Anao.Niova ny fiainako TOMPO o!tao Aminao...tsy ho toizao by fiainako ra toa tsy Tao Aminao.😢😢😢

  • @karimosolo3467
    @karimosolo34673 жыл бұрын

    Ity angamba ataoko hira fiderana be mpijery indrindra plus de 3 Millions vues 😳😳😳🙏🙏🙏🙏 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery iany 👌🏽🙏

  • @onenantsoarazafimampanana5057

    @onenantsoarazafimampanana5057

    3 жыл бұрын

    Tena tsara kosa loe, mila hitomany fona mihaino azy. MISAOTRA JESOSY AMIN FAMINDRAMPONAO

  • @karimosolo3467

    @karimosolo3467

    3 жыл бұрын

    @@onenantsoarazafimampanana5057 tena marina

  • @promexasarl8316
    @promexasarl83166 жыл бұрын

    Misaotra anao aho Jesoa Tompo fa navotanao ,nomenao tombon'Andro hazahoanay famonjena avy Aminao,nampahalalanao ny lalana marina tokony hizoranay,ampio koa ny Fianakaviako hahalala misimisy kokoa Anao ary hiaina izany fiainana miankina Aminao izany.Misaotra Jesoa ô,AMEN.

  • @ramarosonnotahinjanaharyra4062
    @ramarosonnotahinjanaharyra40626 жыл бұрын

    Hoanao izay mamaky ity commentaire ity. Tia hilaza aminao aho fa hafa mihitsy ianao io, manana fa manana an'i Jesosy e

  • @boyerjeandaniel1584
    @boyerjeandaniel15842 жыл бұрын

    ... Tsy nanenina aho raha nandray anao, tsy ho toy izao ny fianako raha tsy tao Aminao ✋.

  • @sitrakiniainahobyraoeliher6437
    @sitrakiniainahobyraoeliher64379 жыл бұрын

    Tena hafa tokoa ny manana Anao Tompo satria tsy ho toy izao tokoa ny fiainanay raha toa tsy tao aminao.Amen

  • @rijarasamoelina5910
    @rijarasamoelina59108 жыл бұрын

    manana aho JESOSY manana anao!! niova ny fiainako tao aminao

  • @mamiberobert2947

    @mamiberobert2947

    7 жыл бұрын

    b

  • @lalainacynthiarakotozaka4070
    @lalainacynthiarakotozaka40708 жыл бұрын

    ampaherezo zahay Tompo @zao zava mitranga @fiainanay zao...Manana Anao tokoa zahay Tompo ka sitrano ny ferinay... Amen

  • @claudeforge3408
    @claudeforge34087 жыл бұрын

    Mamindra fo aminay tompo oh fa tsy mendrika ny nanonona ny anaranao akory amen

  • @ralainandrasanazandrianjak2562
    @ralainandrasanazandrianjak25628 жыл бұрын

    Ianareo izay tsy manana an-JESOSY raiso Izy fa tena miova ny fiananao. NO JESUS NO LIFE

  • @matthieuprincy3645

    @matthieuprincy3645

    8 жыл бұрын

    marina mints zan! No Jesus ni LIFE

  • @claratromboli4632

    @claratromboli4632

    5 жыл бұрын

    Amen

  • @AndoOlive

    @AndoOlive

    4 жыл бұрын

    Marina loatra Izy JESOSY efa niteny hoe " Izaho no lalana sy fahamarinana ary FIAINANA" Amen Amen !!!

  • @chamiratfianjaha7062

    @chamiratfianjaha7062

    3 жыл бұрын

    @@claratromboli4632 ñ

  • @ulyssetadahy5570
    @ulyssetadahy55706 ай бұрын

    Quand j'ai désespéré, j'écoute directement cette chanson en effet j'ai pleinement de l'espoir, j'adore tellement,. Merci mon seigneur pour la protection.

  • @dominiquerakotonirina4306
    @dominiquerakotonirina43067 жыл бұрын

    apetrako eo aminao ny fiainako ry ray enao no malala izay mety hahaso ana na tsy mety mba tahio ko le madamanay any mba tsy ho kivy @fiainana na ory na faly de enao no mpandresy amen.

  • @mireilleroberdison3424
    @mireilleroberdison34247 жыл бұрын

    TSARA ENAO JESOSY MISAOTRA ANAO IZAHAY FA TENA NITANTANA NY FIAINANAY TOKOA IANAO. IO HIRA IO DIA TENA NAKAFIZIN'I DADA FA ANKEHITRINY EFA LASA ANY AMINAO IZY.

  • @ambinintsoat.2369
    @ambinintsoat.23698 жыл бұрын

    tena tsy nanenenako tokoa ry Tompo ny nandray Anao, ny Nanolotra Anao ny fiainako sy ny momba ahy rehetra, tao Aminao tanteraka ny nahitako an'izany hoe tena fiadanana sy hafaliana tanteraka izany,niova tsy misy toa izany ny fiainako , Isaorako tokoa Ianao Tompo nandray ahy na dia tsy mendrika aza, Ianao tokoa ry Tompo no fiainana

  • @manuellanomenjanahary5542

    @manuellanomenjanahary5542

    6 жыл бұрын

    Tsy nanenenako tokoa ny nandray anao merci sambatra miaraka aminao

  • @olirandriamanantsoa9257

    @olirandriamanantsoa9257

    4 жыл бұрын

    tsara

  • @soalalah656

    @soalalah656

    4 жыл бұрын

    @@manuellanomenjanahary5542 9pm 0P

  • @andriamaronjivaf3329
    @andriamaronjivaf33296 жыл бұрын

    Anampy anao @ ftona rehetra jesoa!!!!!AMEN mbol afa ni manan ani tompo ho tompo si pamonji

  • @alainraz7914
    @alainraz79144 жыл бұрын

    Atolotro ho anao Pasteur le hiran'Rija Rasolondraibe le "mbola ho tsaraina iny..

  • @brakeranita171
    @brakeranita1713 жыл бұрын

    Jesoa kristy tompo ôh! Mamindrafo aminay mpanota. Tianao ary matoky anao aho

  • @andricashsjsgj9055
    @andricashsjsgj90558 жыл бұрын

    sambatra tokoa aho manana anao , Tompo o, tegna tokoa ny fiainako tao aminao , no fenoinao fiadanana sy fifaliana tsy misy toa azy , voninahitra ho anao Irery ihany Jesosy malala , de mankasitra anareo koa tegna mahafaly be ilay izy

  • @user-wj4st8rw2k
    @user-wj4st8rw2k3 ай бұрын

    Amin thank you Jesosy ❤❤

  • @jhennieandreah9054
    @jhennieandreah90545 жыл бұрын

    Manana aho Tompo ô manana Anao.Tena sambatra aho nanana sy nandray Anao Andriamanitra ô amen

  • @diamondrasafira7760
    @diamondrasafira77606 жыл бұрын

    Tsy nanenina aho nandray ANAO JESOSY ary tsy hanenina mandrakizay. Amen

  • @e-fandrai4352
    @e-fandrai43525 жыл бұрын

    Mandona Fanahy!! te hidera mafy mihintsy mahare ity hira ity!! ... Manana aho Tompo ô!! manana Anao

  • @tahinafynatachia264
    @tahinafynatachia2645 жыл бұрын

    Hatraminizay nandraisako anao ho tompo sy mpamonjy ny fiainako JESOSY o ! De niova ny fiainako , niova miha tsara sady nahagaga ny maro , misaotra Jesosy a ! Amen .

  • @lantorakotoniaina2357
    @lantorakotoniaina23574 жыл бұрын

    Latsaka ny ramosoko isaky mihai'o ity hira ity...manana aho Tompo fa manana Anao. Tsy nanenina aho raha nanadray Anao. Azy Irery ihany nu voninahitra mandrakizay Amen ❤

  • @desirettedoria3489

    @desirettedoria3489

    Жыл бұрын

    tsara jesosy

  • @hanitrasabattier6522
    @hanitrasabattier65227 жыл бұрын

    soa fa teo ianao,nositraninanao le fery tato anatiko amen!

  • @assistanteassainissement773
    @assistanteassainissement7737 жыл бұрын

    raha ny fanahy very ka tsy hiverindalana am ity hira ity, d ilay fanahy efa voaozona tsy ho tafiditra ao anaty fanjakan'ny Raintsika izay any an-danitra! nanova ny fiainako ny nahare ity hira ity ary misaotra indrindra ho an'ny Mpamorona! Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery Ihany! Amen!

  • @ramyrasamison2145
    @ramyrasamison21457 жыл бұрын

    Misaotra Anao Tompo nanomehy mapnomponao namorona ity hira ity satria dia tena mampahery tokoa... ary dia tena marina tokoa fa dia manana tokoa izahay manana Anao niova tokoa fianako tao Aminao ary Ianao tsy mba nanary Anay tsy tahaka nataonay taminao. Misaotra Tompo fa dia tsy toy izao fianako raha navelanao nandeha irery aho. Ampio Aho ihantrika izao olana zao Tompo

  • @henintsoasohil9293
    @henintsoasohil92936 жыл бұрын

    Aleluia. Niova ny fiainako fa teo ianao jesosy o. Tsy toizao ny fiainako ra tsy toa tsy Tao aminao

  • @soafaratinarasoambolanoro8054
    @soafaratinarasoambolanoro80547 жыл бұрын

    iza no tsy atahotra ary iza no tsy hangovi tra raha vao maheno ny anaranao .Fantatro fa mamindra fo amiko isan'andro ianao fa izaho no mini à tsy miraharaha aza esorina amiko ny tananao IEHOVAH o ary mamindra fo amiko fa hiverina aminao aho

  • @tsanleejhonson1433
    @tsanleejhonson14337 жыл бұрын

    waooh la chanson evangelique gasy qui depasse le 1 million de vues gloire a Dieu

  • @classiquepianiste157
    @classiquepianiste1578 жыл бұрын

    Tsy nanenina tokoa za JESOSY nandray Anao ho TOMPOKO SY MPAMONJY ahy @ fiainaiko iray manontolo an! Tsy ho toa izao tokoa ny Fiainako raha tsy tao Aminao JESOSY TOMPO ô! Tsy nanenina aho noho izany fa 'zay vao tena sambatra tanteraka.

  • @sandrinajaylieraolinantena225
    @sandrinajaylieraolinantena2255 жыл бұрын

    Tena tss nenina tokoa aho Jesosy nandray anao Misaotra anao erampo aho Jesosy tena nositranao tokoa lay fery nandratra ny foko, Aleloia Jesosy ô

  • @gasinfoteknolojia3759
    @gasinfoteknolojia37595 жыл бұрын

    Tompo ôh, manana aho manana anao, tsara ianao .. tsy ho toy izao ny fiainako ra tsy tao aminao !!!!!

  • @naomierabeherisoa2779
    @naomierabeherisoa2779 Жыл бұрын

    Mes larmes coulent à chaque fois que j'entends cette chanson ❤️

  • @manuelaaa.9712

    @manuelaaa.9712

    Жыл бұрын

    Pareil♥

  • @dontwanttotellmyname9824

    @dontwanttotellmyname9824

    Жыл бұрын

    @@manuelaaa.9712 aaaaaaaaa aza as asa a a

  • @zafiniainaonja5103
    @zafiniainaonja51036 жыл бұрын

    Mahatsiaro ho voatahy aho nataonao nahare ity hira ity Tompo O!!!! Misaotra anao aho fa tsy navelanao hiady irery amin'ny asan-devoly izay mamandrika ahy isan'andro! Lehibe sy mahagaga tokoa ny asanao Andriamanitra Rainay o! mangataka aminao hitantana ahy hatrany hananako fiainana ho fanka-tahaka ho an'ireo manodidina ahy rehetra, Amen

  • @tweetwee23
    @tweetwee239 жыл бұрын

    Hafa loatra ny miarakam'Ny Tompo, hafa mihintsy... Vavolombelon'ny fahasoavany aho, ary tsy toy izao ny fiainako raha toa tsy tao Aminy ❤️ Voninahitra ho Anao irery ihany! Amen ❤️

  • @paulinerasamoelina4873

    @paulinerasamoelina4873

    7 жыл бұрын

    mahaleo

  • @miantsavolatiana1983

    @miantsavolatiana1983

    6 жыл бұрын

    Amen

  • @claudeforge3408
    @claudeforge34087 жыл бұрын

    Afa ihany ny miaraka aminy tompo manana ny hevitra hieverana ny tsirairay izy hoany izay mino azy sy mandray azy ho tompo sy mpamonjy ny fiainany amen

  • @hantavololoniaina1914
    @hantavololoniaina19148 жыл бұрын

    je suis amoureuse de mon JESUS grace à cette chansson.sanatria ny hivadika aminao JESOSY A,tsara lotra ianao,nanasitrana ny foko IANAO izay saika namoifoy.

  • @ramanamirijakoloina6615
    @ramanamirijakoloina66156 жыл бұрын

    Jesosy irery no vahaolana amin'ny zavatra rehetra, il suffit de l'accepter comme sauveur

  • @nicolecest9373
    @nicolecest93736 жыл бұрын

    tena mandonw fo be le hira..tena tiko tena tiko...jesosy misaotra anao

  • @tolotranirina6515
    @tolotranirina65157 жыл бұрын

    Mahatoky aho fa vitako daholo izay tiko atao fa satry manana an'i Jesoa ihany ko zah! Ry namako matoky azy fa aza miankina @ fahalalanao fa mamitaka izany ,mba marin'e!

  • @HanintsoaMarieBrigitteVONIARIV
    @HanintsoaMarieBrigitteVONIARIV3 ай бұрын

    Cette chanson me donne tellement de réconfort❤🥰

  • @seyannerastasamarley7045
    @seyannerastasamarley70455 жыл бұрын

    Tompo o!mbol manantenanao ny foko ary mino aho fa hiova ny fiainako miaraka aminao,misaotra anao aho noho ny fitiavanao ahy mamela ny heloko Tompo o!

  • @lantoandriamiharisoa7678
    @lantoandriamiharisoa76789 жыл бұрын

    tena marina izany!! rehefa reraka aho dia mahatsiaro ho tena resy be amin'ity fiainana ity!! indraindray very ny zo maha ny tena ny tena!! fa soa ihany fa misy ilay Tompo, Mpamonjy antsika, mampitraka antsika hatrany!!

  • @ikkerandriamparany5103
    @ikkerandriamparany51037 жыл бұрын

    tena niova tokoa ny fiainako Tompo tao aminao ary tena tsy nanenina aho nandray anao. Tsy toy izao mihintsy ny fiainako ra tsy tao aminao. Misaotra Tompo o nohon'ny famonjenao ahy.

  • @charlottemanambalee7167
    @charlottemanambalee71673 жыл бұрын

    Manana aho tompo manana anao ts toy izao ny fianako raha tsy teo ianao

  • @zena_1418
    @zena_14186 жыл бұрын

    Manana aho manana Anao, efa nasehon'nyTompo ahy im-betsaka ny fitiavany manokana ahy, gaga mihitsy aho indraindray, hoe izaho vé ia tiany, dia amindrany fo, dia omeny fahasoavana. Niova tokoa ny fiaina ra nandray azy, tsy avelako intsony izy fa ho ahy mandrakizay. Mankasitraka Tompo!

  • @vanilladobynantenaina3752
    @vanilladobynantenaina37524 жыл бұрын

    Niova ny fiainako tompo o tao aminao, tsy nanenina aho ra nandray anao, tsy toy izao ny fiainako ra tsy tao aminao, misaotra Tompo o, teo foana ianao tsy mba nandao...

  • @rakotomalalamahefa9409
    @rakotomalalamahefa94099 жыл бұрын

    Sambatra ny manana Anao Kristy!!!

  • @fanovasoafaniriantsoa6962
    @fanovasoafaniriantsoa69628 жыл бұрын

    tario @lalana marina sy mahitsy aho Tompo ô! tsara n'y miaraka aminao, ary tsy mba hanenenana fa Ataovy mafy ny finona de sambatra isika.amen.

  • @tanjoniarivoleontsung7774
    @tanjoniarivoleontsung77746 жыл бұрын

    It's best song of the word because ,it's my source of inspiration and this help me when I'm in the dark thank's GOD for every thing GOD bless all the people who listen or see this video

  • @sophiaursula5462
    @sophiaursula54627 жыл бұрын

    Velombolo zaho mihaino ity hira ity! Sambatra aho manana anao jesosy kristy. Tsara jesosy ry havako

  • @heriniainajary2448
    @heriniainajary24488 жыл бұрын

    Manana tokoa aho Tompo manana Anao. Niova ny fiainako , ary tena tsy nanenina aho. MISAOTRA JESOSY O!

  • @linafrancklineandriarinion3041
    @linafrancklineandriarinion3041 Жыл бұрын

    Ianao ilay tsy miova anio rahampitso ary mandrakizay, manana aho tompo o! fa manana anao...Feno dia feno izay voalazan'ny hira....Bravo.

  • @rosegeorgianah624
    @rosegeorgianah6245 жыл бұрын

    Jesosy ô!midira eo @sehatry ny fiainako ary aoka ianao no hiady ho ahy @zao ady mafy atrehiko izao.inao ilay mahagaga mpanao fahagagana.areno ny fiainako ahitsio ny fitondran-tenako.sitrano ny foko ary ovay aho mba ho voninahitry ny anara-masinao.Amen

  • @njakaranaivonandrasana9760
    @njakaranaivonandrasana97603 жыл бұрын

    Tsy manenina marina ny mandray Anao Tompo ô!

  • @lalainaramanoelina315
    @lalainaramanoelina3159 жыл бұрын

    Tsy ho toy izao ny fiainako raha toa tsy tao Aminao Tompo!

  • @heryhmanantena1087
    @heryhmanantena10878 жыл бұрын

    Makasitraka ny mpamorona ny hira nanaiky ny hampitan'Andriamanitra ny hafany dia ny tsy hialana @Jesosy izany ,misaotra e!

  • @ASa-hy6sd
    @ASa-hy6sd4 жыл бұрын

    Tsy anenina aho ary tsy anenina madrakizay

  • @andresseqwe5338
    @andresseqwe53386 жыл бұрын

    Niova marina ny fiainako zah koa afa nandray any tonpo Aleloya Amen

  • @ratovondriakatinah7050
    @ratovondriakatinah70508 жыл бұрын

    manana aho fa manana anao, niova ny fiainako tao@ nao! misaotra bdb Tompo o! ary ampio hatran aho @ zay zvtr ataoko rehetra! Ianao no fanantenako eo @ fiainako mantolo!!!

  • @nouandri8847
    @nouandri88476 жыл бұрын

    Tsy ho toy izao ny fiainako,raha tsy tao AMINAO,marina @ teniny JESOSY

  • @roseblanche9430
    @roseblanche94308 жыл бұрын

    Tena tsara mitsy fa mazava tsara ny tononkira sady tsy be style fa tena avy @ fo madio .... Mankasitraka dia misaotra an i Jesôsy Kristy noho ny fahasoavany sy ny fitahiny antsika rehetra .... AMEN

  • @razanamalalamampionona3662
    @razanamalalamampionona36629 жыл бұрын

    Tsisy tahaka anao Ray ô. Sambatra aho manana Anao. Tena tiako Ianao!

  • @cyberaaron8586

    @cyberaaron8586

    6 жыл бұрын

    Janah.

  • @olirandriamanantsoa9257

    @olirandriamanantsoa9257

    4 жыл бұрын

    tsara be e

  • @tsilavinaguichard428
    @tsilavinaguichard4287 жыл бұрын

    Misaotra an'JESOSY aho fa nanao zavatra mihoatra nohon'izay noheritreretiko izy Ary asandratro @ avo indrindra NY anarany Misaotra , Misaotra , JESOSY o ! AMEN

  • @ravakarakotobe2587
    @ravakarakotobe25879 жыл бұрын

    Fa ianao irery ihany Tompo no mpamonjy mahatoky.Amen

  • @r.aldineniaina1024
    @r.aldineniaina10248 жыл бұрын

    tena nitouché ahy tanteraka ity hira ity androany, tsy toy izao ny fiainako ra tsy tao aminao, tsy nanenina aho nandray anao.

  • @joellieravaoharisoa2991
    @joellieravaoharisoa29919 жыл бұрын

    TSY HO TOY IZAO NY FIAINAKO, RAHA TOA TSY TAO AMINAO JESOSY!!! tiako loatra IANAO :* :* tsy nanenina aho raha nandray Anao!!!

  • @ASa-hy6sd
    @ASa-hy6sd4 жыл бұрын

    Manana aho manana anao tompo oooo

  • @norotianazomaharavorakotoa7484
    @norotianazomaharavorakotoa74846 жыл бұрын

    Tena sambatra ahoTompo o fa manana Anao. Ary tena tsy nanenina aho nisafidy niaraka taminao. Safidy tsara indrindra ary tsy hanenenako mandrakizay ny nandray Anao.

  • @rakotoarivononabalsame3660
    @rakotoarivononabalsame36602 жыл бұрын

    Manana aho Tompo o manana Anao ♥️