SOA JESOA FA TEO IANAO - AMPIFITIA ( FJKM ISOTRY FITIAVANA)

Музыка

Пікірлер: 374

  • @capricorne3123
    @capricorne31233 жыл бұрын

    Androany 30/09/20 no miantso ahy Jesosy. Mandalo olana lehibe aho taona vitsy izao. Mpino sy vita batisa hatry ny fony kely aho nefa toa adinodinoko Jesosy tanatin'izany olana lehibe izany. Toy ny mahazatra, ranomaso mangina no niainako androany maraina. Kivy aho fa toa maizina tsy hita zay ho aleha. Impiry aho no efa nieritreritra hoe mamono tena angamba no mety fa tsy zakako ilay izy. Naheno hira aho io maraina io, hira milaza fa izay mino mandresy foana. Tsy haiko fa lasa nihaino tsara an'ilay hira aho ary tafa-teny irery hoe "miantso ahy ve ianao zany Jesosy?" Latsaka ny ranomasoko. Miantso ahy Jesosy. Miantso ahy izy dia miteny amiko fa izy no vahaolana. Na tsy nitady azy aza aho dia izy no nitady ahy. Sady menatra aho no faly. Nihaino izay hira nifanaraka teto amin'ny lecture automatique KZread aho avy eo ary farany tonga eto amin'ity hira ity aho. toa ny fiainako ity tantarainy nefa eo koa ny toky omen'i Jesosy. Hisava io raha Jesosy no miteny. Niresaka manokana tamin'ny fahahiko Jesosy androany. Miteny amiko izy fa tiany aho, eny, izaho ilay mpanota, mpanambony tena, ilay ratsy tsy mba natoky azy akory. Tiany hono aho. Naninona aho no nandany fotoana niezaka ho tian'ny olombelona izay tsy tia ahy sy tsy afaka hitondra hasambarana ho ahy? Naninona aho no lany fotoana tamin'ny vola amakarena ka tsy nahalala fa Jesosy no harena tsara indrindra? Manamaivana ny foko sy ny fanahiko ny fahatsapako androany fa ny haren'i Jesosy irery no tokony ifotorako. Ela aho tsy faly toy ny anio. Nolazainy ahy koa fa mety ho mafy kokoa ny sedra satria satana tsy maintsy mitsapa ny mpino nefa tsy matahotra aho. Niady irery aho hatrizay ka vizana. Nitoky amin'ny olombelona aho hatrizay ka diso fanantenana tokoa. Nitoky tamin'ny fahaizako aho hatrizay ka efa saika namono tena. Ankehitriny, n'inona fitsapana, tsy maintsy mandresy aho satria miaraka amin'i Jesosy. Iezaka aho isan'andro ho mendrika ny fitiavany ahy. Andranomaso no izarako ity commentaire ity aminareo mba hilazako fa androany 30/09/20 aho dia teraka indray. Misaotra an'i Jesosy aho tsy nanary ahy fa nitady ahy ary nanolotra ny tanany hitantana ahy.

  • @diallorajerison9140

    @diallorajerison9140

    3 жыл бұрын

    Tsara be

  • @vonyrakoto293

    @vonyrakoto293

    Жыл бұрын

    Trop long. pas le temps de lire,

  • @rakotonjanaharyesther6370

    @rakotonjanaharyesther6370

    Жыл бұрын

    Enga anie ka homba anao Jesosy.

  • @lydineandriamanjato625
    @lydineandriamanjato6253 жыл бұрын

    J'ai découvert cette chanson récemment. Je suis saisie par sa beauté, puis cette chaleur qui règne dans l'assemblée, dans une union parfaite. J'aurai tellement vivre des moments comme çà, Indrisy ,lavitra ianao ry Tanindrazako

  • @sarahrandrianarijaona9376
    @sarahrandrianarijaona93765 жыл бұрын

    Tena tsara ny midera an Andriamanitra ary na inona ady atrehintsika eo foana i Jeso amen

  • @thierrylaugier3245
    @thierrylaugier32456 жыл бұрын

    C'est aussi celà Mada : une foi chaleureuse, spontanée et sincère, loin de la froideur guindée de l'Europe. Croyant ou pas, on a envie d'être parmi ces gens pour vivre avec eux ce beau moment de partage.Misaotra è !

  • @andrianarijhonphiliberthot2617

    @andrianarijhonphiliberthot2617

    5 жыл бұрын

    c'est la vérité! vous avez raison! merci beaucoup Thierry Laugier!

  • @michaelarivony7409

    @michaelarivony7409

    5 жыл бұрын

    C'est pas tout les églises Européennes qui sont froides. Cela dépend de la foi et l'engagement de l'église.

  • @jeandavidaugusteraveloson3272

    @jeandavidaugusteraveloson3272

    5 жыл бұрын

    Sensible à cette appréciation je sens beaucoup de fierté en tant que Malgache. Merci infiniment.

  • @dinanaddih3825

    @dinanaddih3825

    4 жыл бұрын

    Merci. La foi nous permet de surmonter les difficultés de la vie, surtout cette grande pauvreté qui sévit dans notre pays. voilà pourquoi on arrive à sourire malgré tout 🙂❤️

  • @brunorandrianandrasana1115
    @brunorandrianandrasana11155 жыл бұрын

    Tsy zakako mitsy ny mihiano ity hira 1 ity fa tena manohina ny foko t@ za rery niditra optaly, nahatsiaro irery satry lavitra famille fa soa tokoa JESO fa teo ianao namonjy ahy sy ny aiko, merci Ampifity merci Mon Dieu! Aza miala @ Jesosy!

  • @fanaikyfenitra334

    @fanaikyfenitra334

    3 жыл бұрын

    Mitovy tsika

  • @r.p.tsmolaka5737
    @r.p.tsmolaka57374 жыл бұрын

    Merci au Président Marc Ravalomanana d'être avec nous les "catholiques" aujourd'hui pour la messe avec le Pape... Ma mère est FJKM, mon père "catholique"... Nous sommes des Malagasy. C'est beau!

  • @lucierabeson7617

    @lucierabeson7617

    4 жыл бұрын

    Dieu est grand

  • @jeanpierrehoffman5029
    @jeanpierrehoffman50294 жыл бұрын

    gloire à Dieu ,tous ces cœurs qui loue notre Dieu c'est beau ,bénis soit le nom de Jésus

  • @lfbeatstv2586
    @lfbeatstv25866 жыл бұрын

    Cette chanson est très belle, je l‘écoute ici en Allemagne avec mes copains malagasy. La culture malagasy est vraiment fascinante! Cordialement!

  • @joseefanjanirina7962

    @joseefanjanirina7962

    4 жыл бұрын

    Michel pas im

  • @riaztajoo3404

    @riaztajoo3404

    Жыл бұрын

    @@joseefanjanirina7962 dsddddddddweddsddd

  • @user-we9fv9hs3w
    @user-we9fv9hs3wАй бұрын

    Tena tsara ianao Jesosy a🙏🏻

  • @lunion7873
    @lunion7873 Жыл бұрын

    Une des plus belles musique et louange a dieu que j'ai jamais entendu, j'en ai a chaque fois des frissons La langue malgache est vraiment la langue caché des anges, Que dieu bénisse Madagascar et tout ses habitants

  • @rafanomezanjanaharypaulin3299
    @rafanomezanjanaharypaulin32995 жыл бұрын

    This song is always touched my heart! I love u Jesus !!

  • @odorthinahind6383
    @odorthinahind63835 жыл бұрын

    He manonja dia manonja zato fiainako. Soa jesoa fa teo ianao mamonjy ahy 😭.Misaotra AMPEFITIA ,ny tompo anie homba antsika rehetra mandrakariva 🙏😓😓

  • @mamyrambeloson1910
    @mamyrambeloson19106 жыл бұрын

    Soa fa teo ianao Jesoa niahy mandrakariva ny fiainako sy ireo ankohonako, niaro ahy tamin'ireo fahavaloko, ary nambomba ahy mandrakariva ilay sandrinao mahery. Misaotra indrindra Jesoa o!

  • @Greatbalita
    @Greatbalita12 жыл бұрын

    soa fa eo enao Jeso, tsy mba irery aho manana anao. luv u Jesus

  • @saitismarcel
    @saitismarcel12 жыл бұрын

    I like this so much! God bless you! J aime cette piece beaucoup! Dieu vous bénisse!

  • @vilimitajimmytatiana5298
    @vilimitajimmytatiana52985 жыл бұрын

    Soa tokoa fa teo ianao Jeso. Indro sokafako Jeso hidiranao ny foko ka dia anjakao! Amen!

  • @sandraravoavy7130
    @sandraravoavy71304 жыл бұрын

    Tsara be ity hira ity. Misaotra ny mpamorona🌹🌹🌹🌹🌹

  • @olivettegasparin9214
    @olivettegasparin92143 жыл бұрын

    Soa Jesoa fa eo Ianao Mpamonjiko. ❤

  • @vanilladobynantenaina3752
    @vanilladobynantenaina37524 жыл бұрын

    Soa fa eo ianao Jesoa,mpamonjiko,mpanavotro, Voninahitra ho anao irery iany Tompo ary fiadanana ho anay ety an tany, misaotra Tompo oo...Amen.

  • @astienback
    @astienback10 жыл бұрын

    Mes lecteurs disent que le Malgache est une belle langue de chorale. Ils n'y comprennent que peu de chose. Mais c'est trés harmonieux me dit-on. Je n'en doute pas. Ils ont aussi remarqué la JEUNESSE DES VOIX, celles de l'assemblée, ça les surprend aussi. Madagascar est un pays JEUNE, c'est pourquoi il ne faut pas PERDRE SON TEMPS alors que l'on a UNE TELLE VITALITÉ. Il faudrait que nous les Malgaches demandions aux Japonais, ce qu'est la jeunesse, ils nous répondraient: "C'est une chance" LA FOI ET L'ENGAGEMENT vont de paire, IL FAUT LES GARDER AINSI ET AVANCER. Beaucoup envient nos potentiels, mais nous, en sommes-nous conscients? Merci pour ce choeur qu'on écouterait en boucle.

  • @alexzandercolson9857

    @alexzandercolson9857

    2 жыл бұрын

    I realize it is kind of off topic but does anyone know a good website to stream newly released tv shows online?

  • @jaidenrhett5968

    @jaidenrhett5968

    2 жыл бұрын

    @Alexzander Colson meh I'd suggest flixportal. Just google after it:D -jaiden

  • @alexzandercolson9857

    @alexzandercolson9857

    2 жыл бұрын

    @Jaiden Rhett Thank you, I went there and it seems to work :) Appreciate it !!

  • @jaidenrhett5968

    @jaidenrhett5968

    2 жыл бұрын

    @Alexzander Colson Happy to help :)

  • @raholiarisonlinah9867
    @raholiarisonlinah986711 жыл бұрын

    Jesosy o! misaotra anao aho manohana ahy hatrany tsy ho resin'ny tafik'i satana, soa Jesoa fa eo ianao! amen

  • @salohyrafidy3181
    @salohyrafidy31815 жыл бұрын

    Isaky ny manokatra you Tube za de mihaino kely ity hira ity fona , mahatsiharo sambatra ery mihaino azy ,' misaotra hy mpanoratra sy ireo mpihira marobe 😍😍😍

  • @hantajoe2653
    @hantajoe265311 жыл бұрын

    Misaotra ny mpamorina ary indrindra Indrindra Jehovah Tompo nanome saina sy hery entina hiderana ny anar any. Voninahitra ho an' Andriamanitra sy Jesosy Kristy zanany. amen! Misaotra Tompo oh!

  • @raymondimaque9693
    @raymondimaque96933 жыл бұрын

    amen merci ee..soa fa teo enao Jesôsy

  • @juliepriscadinarisoa8714
    @juliepriscadinarisoa8714 Жыл бұрын

    Madona b n foko fona ity hira ity ary lasaka fona n ranomasokl vao miheno azy.Misaotra Jesosy a😍.VONINAHITRA HO ANAO IRERY IHANY.AMEN

  • @chenkaiqi7918
    @chenkaiqi79185 жыл бұрын

    ten malatsa dranomaso ity hira ity..mankasitra anareo ary mahereza atran am asan tompo...SOA FA TEO IANAO JESOSY..MISAOTRA ANAO JESOA😭🙏

  • @fanaikyfenitra334

    @fanaikyfenitra334

    3 жыл бұрын

    Hita oa kia

  • @ranaivosonfetynantenainano1129
    @ranaivosonfetynantenainano11294 жыл бұрын

    soa fa teu tuku ianaw jeso merci beaucoup ampifitia ah tsar eh voninahitra ho ana andriamanitr irer ian amen

  • @ayunisutani9203
    @ayunisutani92039 жыл бұрын

    So a fa teo enao Jesoa o!mpamonjy ko ,mpanavotro,.....amen!(Gina's) tiko loatra re zany hira zany,mr6 ho anareo panorina NY hira!

  • @ranaivosonxavier4455
    @ranaivosonxavier44556 жыл бұрын

    mampahery , mampitraka anah hatrany ity hira ity...Mino aho fa eo Ianao Jesoa hitantana ny diako.

  • @ikkerandriamparany5103
    @ikkerandriamparany51037 жыл бұрын

    Mazàna de manonja tokoa ny fiainako. indraindray sepotra aho Jesoa ka tsy mahatsotra ny tanako intsony nefa Ianao teo lalandava mahita ny manjo ahy ka mihazona sy miaro ahy hatrany tsy ho difotra tanteraka. soa fa eo Ianao Jesoa. Misaotra Anao aho.

  • @faraharizakarasamimanana6182

    @faraharizakarasamimanana6182

    4 жыл бұрын

    L l'I kJ

  • @gertrudebernadette5584

    @gertrudebernadette5584

    3 жыл бұрын

    Marina mafy ny fiainantsika malagasy fa tsapa nefa fa jesosy eo akaiky k aza kivy fefa kely sisa d alainy isika mahereza

  • @mihajatianachristian1102
    @mihajatianachristian11028 жыл бұрын

    Mahatoky aho jesoa,fa eo foana ianao na amin'ny mora ary andrindra fa ny sarotra "Aza avela andeha irery aho jesoa be fitia raha sendra fankam_panahy ,Amen"

  • @talyeralisiarisoa4856
    @talyeralisiarisoa48567 жыл бұрын

    Misaotra anao Jesosy fa tena Mpamonjy azo antoka tokoa hianao @fotoana rehetra tokoa hianao.Amen.

  • @vivianechristian9901
    @vivianechristian99016 жыл бұрын

    Mirotsaka ranomasoko mihaino ity hira fanompoana ny Tompo ity Tompo oo ! Tahinao ny TANINDRAZANAY amzao ora s ftoana izao f mandalo fisendrana maro dia maro toko Mino aho Tompo o ! F ianao toko no hamonjy ny TANINDRAZANAY amen!

  • @mandarabemiafara7169
    @mandarabemiafara71695 жыл бұрын

    Juste impeccable Dieu est notre sauveur ❤

  • @aicharazafite6112
    @aicharazafite61124 жыл бұрын

    Misaotra tiako be mitondra hafatra le hira ! Amen ! 😍❤💖

  • @rakotoarivelotinalantoarim7219
    @rakotoarivelotinalantoarim72197 жыл бұрын

    Misaotra Jesoa! mankasitraka ny Ampifitia, voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

  • @sylvoalias
    @sylvoalias10 жыл бұрын

    Tena kanto sy soa loatra ka tsy ampy ny teny ho entiko manambara ny hamafin'ny fihetseham-poko raha vao naheno ity hira ity... Mivavaka tsy miato tokoa satria " soa Jesoa fa teo Ianao !!!" mivavaka lava koa ho an'ny Tanintsika mba tsy ho kivy ny Malagasy hanorina ny tsara sy ny mety. Misaotra tompoko nizara ity hira ity... Mankasitraka e,mankatelina koa. Ho amintsika rehetra anie ny Tompo. S.

  • @sylvoalias

    @sylvoalias

    9 жыл бұрын

    Tena kanto re fa misaotra indrindra e....,, andriamanitra anie hitahy sy hamonjy antsika rehetra e...

  • @hghvjhh4775

    @hghvjhh4775

    7 жыл бұрын

    Misaotra anaoaniee izahai fa nomenao tombonandro iainanai etiantani ka hidera anao mandrakariba izahai amain

  • @peralper8041

    @peralper8041

    5 жыл бұрын

    Amen be Misotra

  • @rinahsylivi1951

    @rinahsylivi1951

    5 жыл бұрын

    @@sylvoalias ff

  • @juliejulie3506
    @juliejulie35067 жыл бұрын

    Tompo o!Ianao irery ihany No mpanavotra anay Amen!

  • @noromananarakoto7710
    @noromananarakoto77104 жыл бұрын

    Soa Jesoa fa teo ianao hamonjy anay sy hiaro anay mandrakariva . Misaotra anao ry JEHOVAH be fitiavana sy be famindra-po amin ny zava-drehetra vitanao MAMALY VAVAKA IANAO . Tsara be ilay hira misaotra Ampifitia

  • @nyrahdouze124
    @nyrahdouze12411 жыл бұрын

    tsara be le izy fa tohizo Que Dieu te protege

  • @ibcrenacimiento7478
    @ibcrenacimiento74783 жыл бұрын

    SOA JESOA FA TEO IANAO - Feliz Jesús está allí.... Hermoso canto!

  • @ninirakouth3424
    @ninirakouth34247 жыл бұрын

    Soa fa teo Ianao,misaotra indrindra Jesoa,hafa ihany ny manana Anao

  • @claudebeck7331
    @claudebeck7331 Жыл бұрын

    J’adore ce très beau chant ainsi que la culture et les chansons malgaches que dieu vous bénisse

  • @rasoarivolasimonia9656
    @rasoarivolasimonia96567 жыл бұрын

    Mankasitraka oh Voninahitra hoan'Andriamanitra😇

  • @natha1438
    @natha14386 жыл бұрын

    Jésus mahay manasitrana , ,mpandresy an izao tontolo izao, , et dieu tout puissant , , amen

  • @0389726724
    @03897267247 жыл бұрын

    Soa fa eo tokoa ianao Jesoa. Misaotra anao mizara Andriaamahenina. Joyeuses Pâques à tous.

  • @volatinaangele569
    @volatinaangele5695 жыл бұрын

    Misaotra anao jeso, fa mpamonjy anay tokoa ianao. Amen

  • @mahmah191
    @mahmah19110 жыл бұрын

    Anaro re ny rivotra hangina tsy handrivotra , teneno Jeso ty aizim-be misava io raha vao mandre ... sokafako Jeso idiranao ny foko ka dia hanajako , sao mantsy ka ny otako no anton'izao seho izao , hifonako Jeso mba avelao raha ankaso kosa dia ravao .. Ka ny manjo an-koditro ny tafik'ilay rafiko hisava , Jeso ho dila ireny raha vao ianao no miteny

  • @fanaikyfenitra334

    @fanaikyfenitra334

    3 жыл бұрын

    Za koa tia b ty tonony eto ty kia

  • @saniahcocochanel7518
    @saniahcocochanel75188 жыл бұрын

    Misaotra am le hira, Lehibe toko Andriamanitra Amen

  • @herizoandriani6749
    @herizoandriani67493 жыл бұрын

    Amen. Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra ❤️

  • @mananjarahoareau8473
    @mananjarahoareau84737 жыл бұрын

    On ira tous au paradis.DIEU est grand.merci seigneur.

  • @jeandavidaugusteraveloson3272

    @jeandavidaugusteraveloson3272

    5 жыл бұрын

    Amen ! Amen ! Amen !

  • @thierrylaugier3245
    @thierrylaugier32455 жыл бұрын

    Je pense que si les liturgies chrétiennes étaient aussi chaleureuses que celle-ci en France,nos églises françaises afficheraient complet.Hélas,sur ce point,le protocole, la tradition empêchent toute chaleur humaine, contrairement à Madagascar...

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette55842 жыл бұрын

    Ça me fait pleurer chaque fois ca parle tellement de la réalité à Mada Dieu nous aide très belle chanson

  • @yasinasoa1079
    @yasinasoa10797 жыл бұрын

    Misaotr nao Jesosy, dera laza voninahitra nous atolotra ho anao omaly sy anio ar mandrakizay. amen

  • @elianevavizy6155
    @elianevavizy615510 жыл бұрын

    Soa f teo jesosy. Hamonjy ahy. Satr. Takon-dava ny aizim-pito ny fianako. Deraina anie ny anarany masin.a. Amen

  • @brunoallardin7732
    @brunoallardin77325 жыл бұрын

    Merci seigneur pour cette très belle chanson.

  • @emeliezafy5280
    @emeliezafy5280 Жыл бұрын

    Merci pour ton amour Seigneur Jésus. À Toi Seul le Règne la Puissance et la Gloire pour l'éternité. Amen

  • @manoarakotomavo8200
    @manoarakotomavo820010 жыл бұрын

    sao mantsy ka ny otako no anton'izao sedra izao !!!! IFONAKO JESOA mba avelao , raha ankaso kosa dia ravao!!!! amen

  • @laurentrandrihasipara6502

    @laurentrandrihasipara6502

    10 жыл бұрын

    "sao mantsy ka ny otako no anton'izao SEHO izao" fa tsy : "sao mantsy ka ny otako no anton'izao SEDRA izao"

  • @sylvoalias
    @sylvoalias9 жыл бұрын

    Soa JESO fa teo Ianao... Misaotra Tompo o nanazava ny lalako...!

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel80928 жыл бұрын

    Misaotra betsaka anareo Ampifitia fa tena mankahery tokoa ny tonon-kiranareo ! ny Tompo manakarem-pahasoavana anie hanome anareo hery mandrakariva hahatontosanareo ny asa fitoriana ny filazan-tsara an-kira ! Mankasitraka indrindra Tompoko ô !

  • @TanyaBeiiby
    @TanyaBeiiby12 жыл бұрын

    Andriamanitra tokoa tia antsika!!! tsara ny midera azy eh!!!

  • @aicharazafite6112
    @aicharazafite61124 жыл бұрын

    Soa fa teo Ianao Jesoa manarina ahy raha solafaka mamonjy ahy amin fahoriako ! 😍😘❤❤❤

  • @chantalvero2930
    @chantalvero29307 жыл бұрын

    Soa Jesoa fa teo ianao 🙏 " Ampelatananao ny fiainako manontolo !!!!

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel8 жыл бұрын

    Soa ihany fa teo tokoa Ianao Jesô, mijery sy mitsimbina ahy na manonja aza ny onjam-piainana!! Misaotra Tompo ô! Amen

  • @mirindramiranto6121

    @mirindramiranto6121

    8 жыл бұрын

    mahereza hatrany fa NY Tompo tsy handao anao

  • @hasinaveronik4561

    @hasinaveronik4561

    8 жыл бұрын

    +Mirindra Miranto amen a

  • @irinahrazafimahefa1438

    @irinahrazafimahefa1438

    7 жыл бұрын

    Nyh Gabriel Andriamitantsoa amen

  • @rasoanandrasanaperpetue31

    @rasoanandrasanaperpetue31

    6 жыл бұрын

    misaotra fa tena mampivavaka

  • @tiaryh.3792
    @tiaryh.379212 жыл бұрын

    Soa fa teo ianao Jeso nanala ny ditrako sy nanitsy ny lalako, f'efa tanaty ny haizina nadritra ny taona maro aho no nafahinao. Mangataka ny fiarovanao isanandro ho ampinga enti-miady @ tafiky satana. Jtm Jésus

  • @rajofanhasina5481
    @rajofanhasina54817 жыл бұрын

    Tena mino tokoa izahay fa eo Ianao Jesoa manampy anay @ sarotra sy ny sedra rehetra mihatra aminay!!!Soa fa eo Ianao Jesoa a!!!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra89093 жыл бұрын

    Mankasitraka, tena ontsa ny fo amin’izao mahazo ny tanin-drazana izao! Ny Tompo Mahery anie hitahy ny malagasy rehetra!

  • @yasinasoa1079
    @yasinasoa10797 жыл бұрын

    Misaotr Jesosy nanome lay hira fa mampiroso @fanompona anao, ar mirotsak ny ranomaso, misaotra betsak

  • @ribalzoghbi2022
    @ribalzoghbi20226 жыл бұрын

    Soa jesoa fa teo inao mafinaritra miarakam tompò! Jesosy📖🕊💖

  • @anicettetefiniaina7458
    @anicettetefiniaina74583 жыл бұрын

    Soa fa teo ianao Jesosy 🥰💪

  • @ankafizikmkdiididisis6123
    @ankafizikmkdiididisis61237 жыл бұрын

    voninahitra ho an'Andremanitra irery ihany de isorana ho anareo Ampifita fa mahazo hery mintsy miheno anle hita Ame!

  • @crocosmialao
    @crocosmialao12 жыл бұрын

    soa tokoa fa teo Ianao Jesoa..., amizao herinandro masina izao dia miomana ny handray anao amin'ny Paska ho avy zao zahay Jesoa, misaotra fa momba anay tokoa Ianao Jesoa!

  • @merryfunza5742
    @merryfunza57429 жыл бұрын

    Eh soa tokoa fa teo ianao Jesoa !! namondry ahy sy namela ahy na de teo aza ny faotana izay rehetsa vitako de mbola novon- jenao atsany ka manomboka izao Jesoa de " atsotrako ny tanako apetsako eo am-pelatananao ...

  • @natha1438
    @natha14386 жыл бұрын

    Ho an andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra, amen

  • @mamitoun
    @mamitoun10 жыл бұрын

    Fitsapana mazan tokoa, ady mankarary andoha, iza re? ô iza? no hamonjy ahy, Soa Jeso fa eo ianao, nandresy izao tontolo izao sokafako Jeso hidiranao ny foko ka de hanjakao...

  • @felanasehenomialinoro5918
    @felanasehenomialinoro59185 жыл бұрын

    Soa fa te enao Jesoa ❤🙏

  • @lucierabeson7617
    @lucierabeson76176 жыл бұрын

    Misaotra anareo fa tena feno Hery mihitsy rehefa mihaino ny tononkira ,voninahitra ho an'Atra irery ihany

  • @lucierabeson7617

    @lucierabeson7617

    5 жыл бұрын

    Misaotra Ampifitia !mampahery na ny parole na ny feonkira ,makasitraka

  • @rantorakotoarison718
    @rantorakotoarison718 Жыл бұрын

    Hira tena tiako amin'ny hiran'ny Ampifitia. Misaotra ny mpamorona

  • @vonyhanitriniaina2256
    @vonyhanitriniaina22569 жыл бұрын

    Soa fa teo ianao Jesosy na d manonja mafy aza ny onjam-piainana!

  • @noellanoella8082
    @noellanoella808226 күн бұрын

    C'est une belle chanson émouvante merci Dieu

  • @meteomadagascar-smo8798
    @meteomadagascar-smo87986 жыл бұрын

    Misaotra Tompo o!fa eo tokoa Hianao,tsy nahatratra izao Paska 2018 izao zahay raha tsy ny fitondranao soa,dia ny nanekenao hombohana teo @ Hazo Fijaliana hisolo ny helokay,

  • @vloggasy
    @vloggasy6 жыл бұрын

    androany aho vao tena nihaino azy ity. tsara loatra. soa Jesoa fa teo ianao. Marary be ny tendako amlé te hitomany. manetsika ny foko izay voalaza rehetra. Soa Jesoa fa teo ianao

  • @randrianarimanananohavitia9027
    @randrianarimanananohavitia90275 жыл бұрын

    Misaotra jesoa..❤

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana24766 жыл бұрын

    Tena nampahery ahy tokoa ny tonkira isaky ny nandre an'zay hira zay aho tany @ hopital 2012 -2013 .Nafaitra tena nafaitra ny fiainana ,tena nanonja fa SOA FA TEO IANAO JESOSY ! TIAKO LOATRA IANAO JESOSY Ô!

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel80927 жыл бұрын

    .......Sao mantsy ka ny otako no antony izao sedra izao.....Ifonako Jesoa mba avelao.......Raha ankaso kosa dia Ravao , ........................ Amen

  • @andriampenorazaf4858
    @andriampenorazaf48589 жыл бұрын

    tsis toa anao ry jesosy tompo !misaotra ny Ampifita!

  • @thierrylemmens4530
    @thierrylemmens45305 жыл бұрын

    Tena manetsika fo mihintsy indindra @ izao fotoana tena sarotra diavin’ny firenentsika izao! Misaotra tompoko!

  • @fanjaly1239
    @fanjaly12394 жыл бұрын

    Mankahery be e!!!! Misaotra ny Tompo nanome feo anareo hamelovelo ny fanahy e!!

  • @fitiarandriantsimaniry4362
    @fitiarandriantsimaniry43625 жыл бұрын

    He manonja e manonja ô,ny onjam-piainana Ka mila ho rendrika ny sambokeliko Izay jereko haizim-pito, takon-dava ny ampitso Iza re ? ô iza? no hamonjy ahy Soa Jesô fa eo Ianao Mpamonjiko, Mpanavotro Atsotrako Jesô ny tanako,avoty aho raha sitrakao Anaro re Jesô ny rivotra hangina tsy handrivotra Teneno Jesô ny haizim-be hisava io raha vao mandre He mafaitra ka tsy laitra izany fahoriako Ka mila hankarary sy mila hampamoy fo Fitsapana mazana tokoa ady mankarary an-doha Iza re? ô iza ? no hamonjy ahy Soa Jesô fa eo Ianao nandresy izao tontolo izao Sokafako Jesô hidiranao ny foko ka dia hanjakao Sao mantsy ka ny otako no antok'izao sedra izao Hifonako Jesô ka avelao raha ankaso kosa dia ravao He mafonja ka tsy tondra itony zioga entiko Ka mila hanapaka ny fara hatoko Fa ny tafik'i satana tsy misy fiafarana Iza re?ô iza? no hamonjy ahy Soa Jesô fa eo ianao izay mpandrava sarotra Ka azo antoka fa tsy mandao Mpiandry tsara Matotra Ka ny manjo an-koditro ny tafik'ilay rafiko Hisava Jesô ho dila ireny raha vao Ianao no miteny

  • @heryramilason4812

    @heryramilason4812

    3 жыл бұрын

    Gw...

  • @fanaikyfenitra334

    @fanaikyfenitra334

    3 жыл бұрын

    Tiko lotra le hira

  • @harinaivodieu-donne6367
    @harinaivodieu-donne63675 жыл бұрын

    Nahatsiaro ny faha 6 taonan'ny AMPIFITIA tao @ gymnage Ankorondrano. Sambany vao reko io hira io tamin'izany fa dia latsaka ny ranomaso. Soa ihany fa teo Ianao JESO.

  • @domoinaramahefanimanana6653
    @domoinaramahefanimanana66536 жыл бұрын

    Soa Jesoa fa teo Ianao miaro anay sy miahy anay na aiza na aiza misy anay dia tena momba anay hatrany Ianao, dia mangataka Aminao mandrakariva hitantatananao ny fiainanako , ny namako

  • @jeanmandimby1778
    @jeanmandimby17787 жыл бұрын

    Zah katolika lohandohany fa tena babon'itry hiraa ity. Misaotra AMPIFITIA

  • @lolitarakoto3407

    @lolitarakoto3407

    6 жыл бұрын

    Tsy mila hoe katolika na antompivavahana hafa vao mifaly amin'ny Jesosy. Andriamanitra tsy nampizara ny olombelona karazana fivavahana fa ny ilainy dia hatahotra azy sy handeha amin'ny lalan'ny fahamarinana... Fahotana be ny milaza fa katolika , protestant fa ny ilainy dia miteny fotsiny hoe , ny fivavahako dia Jesus Christ. Amen

  • @rijacarpaye1710

    @rijacarpaye1710

    6 жыл бұрын

    JEAN MANDIMBY okkond

  • @josueedouard992

    @josueedouard992

    5 жыл бұрын

    Mandresy lahatra foana Andriamanitra, ary @ fomba tsy takatrin'ny saina .Deraina mandrakizay ny Anarany !!

  • @vloggasy
    @vloggasy3 жыл бұрын

    tsara Jesosy. Soa aho fa mino azy

  • @bakorazaiarimisa9904
    @bakorazaiarimisa99043 жыл бұрын

    Misaotra indrindra fa tena mahazo Hery - Soa fa teo Ianao Jesoa

  • @astienback
    @astienback10 жыл бұрын

    merci, TRÉS BEAU, EXTRÊMEMENT ÉMOUVANT.

  • @TheRAZAFIMBELO
    @TheRAZAFIMBELO12 жыл бұрын

    tena mampahery tokoa,soa fa teo ianao Jesoa!!!

  • @veroranaivoson2872
    @veroranaivoson2872 Жыл бұрын

    Apetraka eo am-pelatanan'i Jesoa mandrakariva ny fiainana Amen🙏

  • @rakotoarisoatsirinjanahary7147
    @rakotoarisoatsirinjanahary71477 жыл бұрын

    Soa Jesosy fa teo Ianao. Mankasitraka e!

  • @anjarasoa100
    @anjarasoa10010 жыл бұрын

    Misaotra fa tena mahafinaritra ary manome aimpanahy tokoa!!!!!!!Tiako be!!!!!

  • @brunorazanamparany8616
    @brunorazanamparany86168 жыл бұрын

    Tsara Ny Tompo e! Glory to GOD!!!!!

Келесі