Misy fiara lehibe (MIDERA FIFOHAZANA FJKM)

SAMPANA FIFOHAZANA FJKM

Пікірлер: 90

  • @raharivaojeanneelisabelle502
    @raharivaojeanneelisabelle5023 жыл бұрын

    Ahatsiarovako agnambala agny ty hira ty dia koa mahita an zanakizokinay mihira anio andavarangandry Babako zay aho❤️❤️misaotsa nizara 🙏🙏

  • @janogemayel64
    @janogemayel645 жыл бұрын

    Jesosy ary no sofera kristiana ny voyeger👍makasitraka👏👏

  • @RAKOTOOOO

    @RAKOTOOOO

    5 жыл бұрын

    De iz n mpanera?

  • @RrNatcha
    @RrNatcha6 жыл бұрын

    Miaraka am Tompo ts mba very na ho viana na ho viana. Amen

  • @zaminasandra3727
    @zaminasandra37276 жыл бұрын

    Tenga tiako be hira ty ee misy hery hafa mihitsy angatiko ato rehefa mihaino azy zaho Amen

  • @rakotondrahaingojonah287
    @rakotondrahaingojonah2872 жыл бұрын

    Kanto tena kanto!

  • @nathymyah3615
    @nathymyah36155 жыл бұрын

    Miomana daholo fiara tsy mivily mihitsiny tsara be amen amen

  • @Anitha-xp8el
    @Anitha-xp8el4 жыл бұрын

    Amen amen tena mankasitrak topoko ooo tena feno mits my foko s fanahik

  • @adoliceraveroniaina3127
    @adoliceraveroniaina31273 жыл бұрын

    Mankasitra hatrany

  • @traduzioneitalianospagnolo7604
    @traduzioneitalianospagnolo76043 жыл бұрын

    Tsara be ny hira, moa ireo mpihira koa mafinaritra be mijery azy !

  • @tinaandreasamuellarazafind4581
    @tinaandreasamuellarazafind45812 жыл бұрын

    Mahafinaritra be sa tiko be. Tahin'i Andriamanitra daholy !

  • @benjaminrandriamparany9134
    @benjaminrandriamparany9134 Жыл бұрын

    Hafakely sady maredona

  • @rossanefourt559
    @rossanefourt559Ай бұрын

    Mankasitraka indrindra, fa tsara be

  • @rajoelinarivoholyfanantena8784
    @rajoelinarivoholyfanantena87846 жыл бұрын

    ela ny ela ka hitako ihany ity hira ity marina

  • @drakamikaroka9616

    @drakamikaroka9616

    6 жыл бұрын

    Rajoelinarivo Holy Fanantenana Heninkaja , ankafizo ary mahereza ao amin'ny Tompo.

  • @mariejocelyne904
    @mariejocelyne9046 жыл бұрын

    Tsara dia tsara fa mirary soa hatrany mahereza indrindra e!!!!

  • @hanitrinirinamarieclaire5428
    @hanitrinirinamarieclaire54286 жыл бұрын

    Voninahitra dia ho an ' Andriamanitra irery ihany

  • @user-oo6bw5pi4d
    @user-oo6bw5pi4d6 жыл бұрын

    Amen JESOSY NO LALANA SY FAHAMARINANA

  • @volatinaangele569
    @volatinaangele5695 жыл бұрын

    Misaotra agny jesosy, ary misaotra anareo koa tsara be le hira mampahery.🙏

  • @ffffdg1509
    @ffffdg15095 жыл бұрын

    Mbola afa mihitsy alony ny Malagasy resaka hiram-pivavahana zany Mankasitraka

  • @roselinesoamanoro4241
    @roselinesoamanoro42414 жыл бұрын

    Amen

  • @GyrilleRandriamora
    @GyrilleRandriamora2 күн бұрын

    Problème de téléchargement

  • @soloniainarandrianesy5341
    @soloniainarandrianesy53414 жыл бұрын

    Tiako be. Ny Tompo anie hombantsika!

  • @mariemar4209
    @mariemar42096 жыл бұрын

    Amen merci mafinaritra

  • @venillacareliot1358
    @venillacareliot13584 жыл бұрын

    azo antoka ny mpamily tsy atahoragna hivilily

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina17195 жыл бұрын

    Misaotra jesoa fa omenao tanora marina vonona hitory ny filazantsara anao . mankasitraka anareo

  • @mananjaraanissaankaramybe6974
    @mananjaraanissaankaramybe69742 жыл бұрын

    ♥️💖🙏🏽🙏🏽

  • @francorenaly2242
    @francorenaly22426 жыл бұрын

    Merci fa tsarabe ny hiranareo andriandralijaona Antonio Tahin' tompo e!

  • @kcitymobiles1818

    @kcitymobiles1818

    6 жыл бұрын

    Amen

  • @mioraanja7717
    @mioraanja77176 жыл бұрын

    tsara be ilay Fiangonana

  • @christopheharrisonramanant5347
    @christopheharrisonramanant53474 жыл бұрын

    Mankasitraka e !

  • @tantelylinux6814
    @tantelylinux68143 жыл бұрын

    Mankasitraka fa tena tsara

  • @drakamikaroka9616
    @drakamikaroka96166 жыл бұрын

    Mahazoa tanjaka ara-panahy hanompoana ny Tompo daholo.

  • @mbolarakoto4759
    @mbolarakoto47594 жыл бұрын

    Amen,mankasitraka e!

  • @marnyjerome9513
    @marnyjerome95132 жыл бұрын

    Amen 🙏🙏🙏🙏

  • @muhazzmuhaz9954
    @muhazzmuhaz99545 жыл бұрын

    Amen!! zay raha tiako aim!! mampitombo finoagna mihaino azy!!!

  • @jeanrasolomalala8496
    @jeanrasolomalala84963 жыл бұрын

    Mankasitraka tanteraka anareo izahay e.

  • @salwal7298
    @salwal72986 жыл бұрын

    Marie raine Tiako fiangonana f j k m tena mafinaribe ny hira sady marina enganie andriamanitra hitaha atsika jiamby

  • @danielmanjaka8023
    @danielmanjaka80233 жыл бұрын

    amen

  • @praz2683
    @praz26834 жыл бұрын

    Deraina ny Tompo. Misaotra anareo 🙏🌹🌹🌹

  • @user-xp4mx6qs2v
    @user-xp4mx6qs2v5 жыл бұрын

    Amen tiako bé

  • @jaonaandrian1745
    @jaonaandrian17453 жыл бұрын

    Veloma ianareo ry Bach sy Handel fa itony ny anay e

  • @noromalalarakotoniaina7588
    @noromalalarakotoniaina75883 жыл бұрын

    tsara e tena mahafinaritra ny fitafiana sy kiraro mety be

  • @marieannickralijaona885
    @marieannickralijaona8852 жыл бұрын

    Ffpm

  • @manetcyber9480
    @manetcyber94803 жыл бұрын

    Soa

  • @heryzoralambotiana5249
    @heryzoralambotiana52496 жыл бұрын

    Mankasitraka fa tena mampahery tokoa, fa mba mangataka feon-kira e!

  • @annelucianantrazafy9121
    @annelucianantrazafy91213 жыл бұрын

    2021 ❤❤❤

  • @newesther9539
    @newesther95396 жыл бұрын

    tsara be,misaotr betsk,tohizo hatran n.asa.fitoriana

  • @anisaabdurahim3570
    @anisaabdurahim35705 жыл бұрын

    misaotra betsaka eee fa tena mapahery aho aminy finoana mankasitra anareo

  • @manantenasoaferdinand5910
    @manantenasoaferdinand59106 жыл бұрын

    Makasitraka e! Tahin'i Jesosy manokana Nareo Tsara be leizy

  • @sharoutrakotoarijoa9755
    @sharoutrakotoarijoa97556 жыл бұрын

    Mankasitraka Tompoko!!Tena tsara Fiadananan'i TOMPO anie ho aminareo!!...

  • @reflixreflet
    @reflixreflet Жыл бұрын

    Makasitrak eéeee🎉🎉🎉❤❤❤❤😊

  • @ghislainecellio6442
    @ghislainecellio64425 жыл бұрын

    💗💗👍

  • @miiraz6174
    @miiraz61745 жыл бұрын

    tsara be ty hira ty. Mankasitraka ee!

  • @soasorea8037
    @soasorea80376 жыл бұрын

    Misaotr betskee, mampitombo foana be

  • @lilianerakotomanga5843
    @lilianerakotomanga58436 жыл бұрын

    Mankasitraka e

  • @clickcell8212
    @clickcell82126 жыл бұрын

    Amen!! tsara loatra, homba anareo mandrakariva ny Tompo

  • @froshing999

    @froshing999

    6 жыл бұрын

    Tiko aaa

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa24013 жыл бұрын

    ❤️❤️

  • @lovaniainaandriamitantsoa4017
    @lovaniainaandriamitantsoa40176 жыл бұрын

    Kanto loatra. Tohizo fa tsara ny midera an'i Tompo

  • @sadialovesadia5372
    @sadialovesadia53726 жыл бұрын

    Tsareeeeeee

  • @chacharandriamahatanony7991
    @chacharandriamahatanony79916 жыл бұрын

    amen , tena soa be

  • @pierreravelomandresky6762
    @pierreravelomandresky67625 жыл бұрын

    Atokisako chauffeur eh fo tsy ho hisy accident ary gratuit marigny

  • @harenaralijaona9179
    @harenaralijaona91796 жыл бұрын

    tena tsara

  • @clararj7950
    @clararj79506 жыл бұрын

    Amennnn

  • @harianahharianah3278

    @harianahharianah3278

    5 жыл бұрын

    Amen mahereza eganee hitombo finoagna

  • @tongasoaroland1653
    @tongasoaroland16534 жыл бұрын

    Tsara le Fiara mitondra any Andanitra zako mba aka permis an merci

  • @ZIZI9939
    @ZIZI99394 жыл бұрын

    Voninahitra ho an'ny tompo irery ihany

  • @cedricpraise7665
    @cedricpraise76655 жыл бұрын

    Mirary soa betsaka d mankasitraka be anareo

  • @romanyelias6725
    @romanyelias67255 жыл бұрын

    Tsara I hira tii ay

  • @priscaary5314
    @priscaary53145 жыл бұрын

    tsara be, mitombo am fasoavana

  • @kaall5428

    @kaall5428

    5 жыл бұрын

    mitomboa fahasoavana

  • @raharinirinamicheline8214
    @raharinirinamicheline82145 жыл бұрын

    tsara be fa tohizo

  • @abaugestan8816
    @abaugestan88164 жыл бұрын

    Amen 😍😘

  • @natha1438
    @natha14385 жыл бұрын

    Mahafinaritra ny midera an an andriamanitra

  • @nainarasolondraibe3201
    @nainarasolondraibe32015 жыл бұрын

    Marina loatra 'lay tonokira! mankasitraka e

  • @jonojono4665
    @jonojono46654 жыл бұрын

    Amen! 😘😘😘🙏🙏🙏

  • @kantosinghsigl3645
    @kantosinghsigl36455 жыл бұрын

    Merci

  • @norianoria924

    @norianoria924

    5 жыл бұрын

    Tohizo fa tsara e ! Hihihh

  • @raharinirinavanessa9615
    @raharinirinavanessa96155 жыл бұрын

    AMEN! 🙏

  • @soasorea8037
    @soasorea80376 жыл бұрын

    Amen zay rh tiakow

  • @mampiononacecilia8629
    @mampiononacecilia86296 жыл бұрын

    hafa ihan wa ny fjkm e mankasitraka e, Enganie ho tahin'Andriamanitra hatran2 sika rehetr e

  • @RAKOTOOOO
    @RAKOTOOOO4 жыл бұрын

    gaigy be le zafindraony le! c'est une autre culture!

  • @aryanamegane9705
    @aryanamegane9705 Жыл бұрын

    Amen

  • @delphinemarie6454
    @delphinemarie64542 жыл бұрын

    Amen 🙏🙏🙏

  • @nourakhaled884
    @nourakhaled8845 жыл бұрын

    amen

  • @angelinerasoamananoro4039

    @angelinerasoamananoro4039

    4 жыл бұрын

    Mafinartra n mider n tomp e, toiz fa tsar n mihir fideran makasitrak e, tsar n tomp amen,

  • @priskacharismaandrianariso5701
    @priskacharismaandrianariso57015 жыл бұрын

    Amen

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah52495 жыл бұрын

    Amen