MIORENA MAFY TSARA - FFPM 295 (FEOMAFI - FJKM Tanjombato)

1. Miorena mafy tsara
Amin’Ilay vatosoa
Mandrosoa, mifahara,
Mifikira mafy koa.
He! Ny Tompo manambara
Fa ho sambatra tokoa,
Ka ho tsara miafara
Ny mpanompo mahasoa.
2. Raha misy fahoriana
‘Zay midona aminao,
Raiso re ho fitahiana
‘Zay omen’ny Tomponao;
Fa ny lalam-pijaliana
‘Zay alehanao izao
Dia mamelom-paniriana
Hitomboan’ny herinao.
3. Miadia ny ady tsara,
Ho mpandresy hianao;
Tontosay izay anjara
Eo am-pelantananao;
Jeso Tompo no mijery
Sy mahita ny atao,
Koa tsy mba hisy very
‘Zay rehetra vitanao.

Пікірлер: 18

  • @benjaminrandriamiharisoa676
    @benjaminrandriamiharisoa67610 ай бұрын

    4 - Ry Jesosy ! hatanjaho Ity mpanolo-tenanao Miangavy, mitalaho Ka iteneno Tompo ô! Aoka re ho tena taho Izay mikambana aminao Ka ny foko halalaho Diovy ho tempolinao.

  • @bormanegerry6818
    @bormanegerry68182 сағат бұрын

    Tsy mety téléchargerna😢

  • @eliseandriambololona2448
    @eliseandriambololona244821 күн бұрын

    ♥️♥️

  • @user-tu7ek2is1b
    @user-tu7ek2is1b8 ай бұрын

    Waoo, j'ai trouve une autre version de ma chanson preferee "Mba Fotsy Manjopiaka"(Hira Katolika). mankasitraka e! Hiampy iray indray izany ny hira hankafiziko🤩

  • @sylviearmougom2128
    @sylviearmougom21282 ай бұрын

  • @maheryrandria8182
    @maheryrandria81825 ай бұрын

    ❤ ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra !

  • @honorette92
    @honorette92 Жыл бұрын

    Tsra ❤

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau207127 күн бұрын

    😢😢

  • @Aina-wj5uv
    @Aina-wj5uv Жыл бұрын

    Tsara be ♥️ Aina ihany lesy ity, na aty alavitra aty ary mihaino anareo foana 😅

  • @SitrakaMada

    @SitrakaMada

    Жыл бұрын

    Tsara lotra🙏🙏

  • @irenerazanadrakoto4181
    @irenerazanadrakoto4181 Жыл бұрын

    misaotra indrindra

  • @mihantarakoto6545
    @mihantarakoto65452 жыл бұрын

    Misaotra eeee 👍

  • @HarisoaluciaSolonjatovo-sc6lm
    @HarisoaluciaSolonjatovo-sc6lm9 ай бұрын

    Tsara sady mandona ny fo ☺️😊

  • @zoharilalaherman358
    @zoharilalaherman358 Жыл бұрын

    Tsara be! Mankasitraka e.

  • @noelineratsirahonana1750
    @noelineratsirahonana1750 Жыл бұрын

    Misaotra tompoko . Tsara e

  • @tantelyharimanana5040
    @tantelyharimanana50402 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra tompoko

  • @andrianiainaderasoa
    @andrianiainaderasoa Жыл бұрын

    🤩😍

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 Жыл бұрын

    🙏💟🥲💟🙏