FAHASOAVANAO

Fahasoavanao namonjena ahy
'Zaho 'lay mpanota
Ratsy indrindra
Very aho taloha
'Zao voavonjy aho
Jamba aho taloha
'Zao mahita
Fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tsy toy izao intsony aho
Raha tsy noho Ianao

Пікірлер: 20

  • @IvetteRaharinolotsoa
    @IvetteRaharinolotsoa11 ай бұрын

    Misaotra betsaka jesosy a🙏🙏🙏🥰🥰🥰fahasoavanao no natoy zao ahy😥😍😍

  • @sitrakaandrianantoandro2319
    @sitrakaandrianantoandro2319 Жыл бұрын

    Misaotra tompoko. Mampahery loatra !

  • @sophierazafimanana6165
    @sophierazafimanana61656 жыл бұрын

    Sitraky ny Tompo no nahitako ty hira tsara lotra ty. Ny feo sy toniny de manohina tokoa fa mapisokatra fo sy fanahy. Misaotra ny pamorina. Tahiny Tompo lalandava enao Amen

  • @titarafalimanana871
    @titarafalimanana8713 жыл бұрын

    Misaotra Jesosiko 🔥♥️🙏

  • @rakotomalalahenri8642
    @rakotomalalahenri86427 жыл бұрын

    Ela niandrasako ty hira ity ka hitako ihany!! isaorana Andriamanitra , isaorana koa ny mpandefa

  • @raknyaina2247
    @raknyaina2247 Жыл бұрын

    ALLELLOYA

  • @andoandriantsoa833
    @andoandriantsoa833 Жыл бұрын

    Tompo ô . Mbola ny fahasoavanao no naha toizao ahy 🙏💕. Tsy toy Ianao intsony aho ratsy noho Ianao 🙏

  • @basilisserasoamanandafy2223
    @basilisserasoamanandafy22237 жыл бұрын

    merci Mon Dieu tsy toy izao aho raha tsy noho ianao

  • @soahiantana7964
    @soahiantana7964 Жыл бұрын

    TSara ny Tompo. Hira t@ batisan'ny fibebahana 2011. Sao mba misy manana ilay hira "ILAY MAMAFA NY HELOKO DIA NY RANAO JESOA... MIKORIANA ANATIKO AO MITONDRA FIAINAMBAOVAOA AFAKA NY HELOKO NOHO NY RANAO JESOA..." mba omeo lien zay mahita svp

  • @bensalimmoussadidy6165
    @bensalimmoussadidy61652 жыл бұрын

    tiko jesosy ary tiko mandrakizay

  • @voahangyrakotoberadarson7301
    @voahangyrakotoberadarson73016 жыл бұрын

    Tsara loatra ny Fahasoavanao !

  • @mickaelrazafindranaivo95
    @mickaelrazafindranaivo957 жыл бұрын

    misaotra anao za tompo fa tsy toy izao za raha tsy Ianao.

  • @jeanineandriadon2219
    @jeanineandriadon22195 жыл бұрын

    Isa ity mpihira ity azfady

  • @marinajenny2360
    @marinajenny23605 жыл бұрын

    AMEN

  • @rija164
    @rija1647 жыл бұрын

    Misaotra Jesosy fa tsy toy izao za raha tsy noho Ianao

  • @harimbolafiononantsoarazai7881
    @harimbolafiononantsoarazai78812 жыл бұрын

    Tsy ho toy izao tokoa aho ry Toppo raha tsy noho ny fahasoavanao, Misaotra misaotra misotra Tompo ô

  • @smartgeode9581
    @smartgeode95817 жыл бұрын

    Fahasoavanao namonjen'ahy!!!

  • @aurorefaith3215
    @aurorefaith32157 жыл бұрын

    Amazing grace ^_^

  • @betamanitrarak7170
    @betamanitrarak71705 жыл бұрын

    Tiako lotra Mandona be ny foko

  • @rija164
    @rija1644 жыл бұрын

    Tena Tiako Lotra ity hira ty