TOMPO O! MISAOTRA ANAO AHO

Tompo o misaotra Anao aho
Ny fahasoavanao
Ny indrafonao vaovao isan'andro
Tsara amiko Ianao
Izay rehetra nataonao tsy voatanisako
Fa maro tonga aho hisaotra Anao
Misaotra Jeso,
Misaotra Anao aho
Misaotra Jeso
Noho izay rehetra nataonao
Misaotra Anao
Tompo o misaotra Anao aho
Ny fahasoavanao
Ny indrafonao vaovao isan'andro
Tsara amiko Ianao
Izay rehetra nataonao tsy voatanisako
Fa maro tonga aho hisaotra Anao
Misaotra Jeso,
Misaotra Anao aho
Misaotra Jeso
Noho izay rehetra nataonao
Misaotra Anao
Misaotra Jeso,
Misaotra Anao aho
Misaotra Jeso
Noho izay rehetra nataonao
Misaotra Anao
Misaotra Jeso,
Misaotra Anao aho
Misaotra Jeso
Noho izay rehetra nataonao
Sy izay mbola hataonao
Misaotra Anao
Misaotra Anao

Пікірлер: 21

  • @lantorajarison8724
    @lantorajarison87244 ай бұрын

    Misaotra Jesoa fa mandahatra ny fiainako Ianao. Matoky Anao hatramin'ny farany aho

  • @ratsimbazafymichelarmand7174
    @ratsimbazafymichelarmand71747 жыл бұрын

    Ampio ndrzy ny raki-kira ry Feon'ny Ampakarina (Rhéma SDT Fianaratsoa) fa manatalenta be nareo, gloire à Dieu

  • @tinatinax6651
    @tinatinax66516 жыл бұрын

    Tsy haiko ny tsy isaotra an'ilay Andriamanitra nahary ahy ary Mpiaro ahy sy ny fianakaviko sy nyFiangonako Assemblee de Dieu Mahavatsy Toliara amen

  • @sylviannerinah6065
    @sylviannerinah60654 жыл бұрын

    Tompo o misaotra anao aho,mendrika fiaorana ianao Jesoa O,mpanavotra ,mpamelona,Mpananatra,Mpampianatra ianao Tompo Jesoa A!MISAOTRA ,MISAOTRA JESOA A!Amen

  • @tinatinax6651
    @tinatinax66516 жыл бұрын

    Tompo tsy mitsahatra ny misaotra anao za isanandro noho zay rehetra atao sy zay mbola ataonao enao ilay ANDRIAMANITRA AMBONY INDRINDRA miaro ana aty sy ny fianakaviko na de irery aty Momple anilako eto avao JESOSIKO AMEN

  • @kutkur4796

    @kutkur4796

    4 жыл бұрын

    Misaotra Jesosy ô be fitiavana zahay

  • @harimbolafiononantsoarazai7881
    @harimbolafiononantsoarazai78812 жыл бұрын

    Misaotra Tompo ô Misaotra indrindra noho ny fitiavanao, mbola isan'ireo ampoky ny fahasoavanao ny fiainako na dia tsy mendrika aza aho. Misaotra Jesoa Tompo ô

  • @idabakoly5859
    @idabakoly58593 жыл бұрын

    merci mon DIEU

  • @mamyratsivo1925
    @mamyratsivo19256 жыл бұрын

    Tompo o ho anao irery ny fisaorako. Misaotra jesoa , misaotra anao aho, misaotra jesoa noho izay rehetra nataonao , misaotra anao

  • @tompompandresy1155
    @tompompandresy11556 жыл бұрын

    Tompo ô misaotra betsaka anao aho nohony zavatra rehetra nataonao sy ny zavatra mbola hataonao

  • @fanahymaheryatoanatiko6737
    @fanahymaheryatoanatiko67373 жыл бұрын

    Thank you Jesus ameen🙏📖🔥❤

  • @elieroblin7678
    @elieroblin7678 Жыл бұрын

    TOMPO O MISAOTRA ANAO AHO TSARA AMIKO IANAO MISAOTRA JESO MISAOTRA ANAO AHO NOHO IZAY REHETRA NATAONAO MISAOTRA ANAO AHO

  • @flowers9464
    @flowers94642 жыл бұрын

    Misaotra Jesosy

  • @tojonirinarajaobson1360
    @tojonirinarajaobson13604 жыл бұрын

    misaotra

  • @lalainaoninandrianina1389
    @lalainaoninandrianina13896 жыл бұрын

    tsara amiko Ianao,,, tiko loatra

  • @floretteminosoaravololonia9152
    @floretteminosoaravololonia91526 жыл бұрын

    Fa iza mo no mihira anizany

  • @nathalieedienne8006
    @nathalieedienne80065 жыл бұрын

    Misaotra JESOSY

  • @rasjulie2849
    @rasjulie28496 жыл бұрын

    👌🏻💖

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 Жыл бұрын

    Misaotra Jeso Strophe Tompo o, misaotra Anao aho Ny fahasoavanao, ny indrafonao vaovao isan'andro Tsara amiko Ianao Izay rehetra nataonao, tsy voatanisako Fa maro, tonga aho hisaotra Anao Refrain : Misaotra Jeso Misaotra Anao Aho Misaotra Jeso Noho izay rehetra nataonao, misaotra Anao ..... Strophe Refrain ..... Refrain ..... Misaotra Jeso Misaotra Anao Aho Misaotra Jeso Noho izay rehetra nataonao, sy izay mbola hataonao misaotra Anao Misaotra Anao

  • @mahson4628
    @mahson46286 жыл бұрын

    Tiako loatra.

  • @mamyratsivo1925
    @mamyratsivo19256 жыл бұрын

    Tompo o ho anao irery ny fisaorako. Misaotra jesoa , misaotra anao aho, misaotra jesoa noho izay rehetra nataonao , misaotra anao