tsikonina DU 29 juin 2019 henakisoa sy tripy BY TV PLUS MADAGASCAR

tsikonina DU 29 juin 2019 henakisoa sy tripy BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 3

  • @androziixmusic
    @androziixmusic5 жыл бұрын

    Tsy potika lasa menaka fotsiny ilay hena kisoa raha tenehina 1ora sy 30 mn be izao no hitenehina azy sy ny vorivorikena amin' ny cocotte minute ? rahatsy hoe tsy misy soupape angamba ilay vilany. Ilay vorivorinkena kosa angamba aloha malemy tsara e. Matsiro be aloha angamba fa be colesterol lohatra e. Ka aza miraparapa rehefa mihinana azy e.

  • @stellamarieangel3778
    @stellamarieangel37785 жыл бұрын

    Misaotra nizara ahandro gasy fa aiza kay no ahitana lay vilia kely misy lay epices.misaotra

  • @MRABARIJAONA

    @MRABARIJAONA

    Жыл бұрын

    any ambatolampy e