Nicolas RABEMANANJARA

Nicolas RABEMANANJARA

Пікірлер

  • @michaelranaivoson6193
    @michaelranaivoson61933 сағат бұрын

    Ho ela velona Rebika❤

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo4 сағат бұрын

    Efa tsy tokony andaniam jola intsony fanamboarana rn2 fa ega ela lioatra..mba tourneo am zay la page....autiroute...vutan drajoelina io!!!.

  • @AnastaciaBonnot
    @AnastaciaBonnot5 сағат бұрын

    This thread is a goldmine of wisdom. I feel like I'm uncovering hidden treasures with every scroll.🌺

  • @yvonrakoto3135
    @yvonrakoto31359 сағат бұрын

    Tsara raprezy tohizo hatraminy farany hoatrany ny fandehany tgv tsy mijanona raha tsy tonga eny nosy iles éparses

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo2 күн бұрын

    Samy malagasy ihany no mifamono am famarotana entana..manao zay tiany atao ny mpivarotra dia ny mpitonfta no viizen ny sasany

  • @tantelydaphne496
    @tantelydaphne4963 күн бұрын

    Oh ry Lay eh! tsara ny fivoaran' ny technologie eran-tany! Fa mbola tsy mendrinka ny fampiasana an' izany eto Madagasikara!! Ataovy aloha ny fampidiran-drano sy ny jiro isan-tonkan-trano (Mba tsy ho tapaka) miaraka @ ireo mpitondra eo akaikin'ialahy ireo, zay vao miitetateta any @ plan manaraka kle! Diso lalalna t..... foana ianareo eo @ tena fampandrosoana ny fiainan'ny Malagasy iray manontolo kle!!! Ary nareo Mpanohatra: mba tonga de hampio @ toro-hevitra sy ara-bola ireo >Malagasy mahantra fa tsy be resaka fotsiny manaratsy ny mpitondra zay efa manaratsy ny fiainam-baoka kle! Sur daholo eh! Daphne Tantely Sur eh! Daphne Tantely

  • @florenceratimison1291
    @florenceratimison12913 күн бұрын

    Député no mandrngana ny ala sarobidy e

  • @florenceratimison1291
    @florenceratimison12913 күн бұрын

    Deux pu t.,.y reto

  • @jearaza511
    @jearaza5113 күн бұрын

    25km seulement ! C'est pathétique 😢

  • @harryhole5786
    @harryhole57863 күн бұрын

    Je vais demander l'asyl en europe. eh, non, l'Europe propagande leur echauffement planetaire ; ils sont trop nul aussi.? Alors les Etats Unis de Trump, viva.

  • @razafimandimbyelidiot5915
    @razafimandimbyelidiot59153 күн бұрын

    Laniny Elia tsaratsara mihitsy reto député reto. Tsy de misy hevitra firy fa manao forcing be les deux députés. Tsy fahalalampomba ny manapaka fitenenan'olona ry honorable aaa.

  • @livaandriakoto7147
    @livaandriakoto71473 күн бұрын

    Azonao tsy tambo isaina sy tsy tokoforohana no tena re eto, mampandrezatra, azonao?

  • @LinaMad-pt1sr
    @LinaMad-pt1sr3 күн бұрын

    Adala koa reto beny tanàna ireto ai, fanambaniana re zao e, aiza nareo amin'izao

  • @harryhole5786
    @harryhole57864 күн бұрын

    uui, je suis le premier de le voir aujourd'hui.

  • @EspaceSalohy
    @EspaceSalohy4 күн бұрын

    😂😂

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi89624 күн бұрын

    Ireto dondrombelona ireto no lany noho ilay systeme mafieux eto an-tanana. Hita fa dia ataon'ingahy Rabevahiny tsaky fotsiny ry zalah. Tsy mahalala menatra ve lesany badraodra ireto ry livrera sy mpiarakandro a!??

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi89624 күн бұрын

    Ty Nicolas ity koa moa dia tsy misy ataony hafa-tsy manao makorely politika. Mahay milomano anaty ranon-tay koa ialah ty ka.

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi89624 күн бұрын

    Augustin, tay be ialah ty ka, bandy nipiripirina nitsentsitra ny ran'ny malagasy tao ambadik'i rajoelina foana lety hatramizay. Sahin'lah ny manendaka ny madinika, ireo advan'lah (Babà) dia vitan'lesany ny nanala azy @ asany, zao ialah dia mbola miseho ho milay fa hoe lany. Voyous lesy nareo a.

  • @joetkeshub
    @joetkeshub4 күн бұрын

    Fako ao Antananarivo? Antananarivo amPako!

  • @RandrianaivoMahaleoDaniel
    @RandrianaivoMahaleoDaniel4 күн бұрын

    O ry ngiah Augustin a! De tsy mba menatra mitsy ve ianao na dia kely fotsiny aza? Milamina tsara ve ny conscience'nao?

  • @marguerittezanakoto9926
    @marguerittezanakoto99264 күн бұрын

    Marina zay

  • @ihzomisadirazafi1159
    @ihzomisadirazafi11594 күн бұрын

    Eeeee

  • @kristakristiaoe2354
    @kristakristiaoe23544 күн бұрын

    O ry Zo sy Abrama a! Efa lalana fanaonareo amin' ny dondresaka ve ity manome ny teny farany ny mpanohana ny fanjakana ity e?

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi89624 күн бұрын

    Tena mba efa miezaka ho neutre ary tsapa fa tena manana valeur kosa i Mme Zo e. Tsarovy fa demon ange no pdg-n'ireo e.

  • @kristakristiaoe2354
    @kristakristiaoe23544 күн бұрын

    O Ry Gista kely a! Rajoelina no tompon' andraikitra voalohany amin' ny fahantran' ny firenena fa aza ailika amin' ny vahoaka satria Rajoelina no mandray karama amin' izany fa tsy ny vahoaka fa rehefa tsy manana vahaolana dia miala fotsiny izao mba hidiran' ny olona mahavita azy.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo5 күн бұрын

    Miady tombotsoan i hvm maleeety ialahy ry nicolaaas fa aza mandainga devant tele eo..c est grand menteur le meck...lio va lbola avela ho depute am ty firenena???soloy am zay fa efa mankaleo mahita io liaina am.magouille lava lba ahalany azy ..

  • @alexeditho7683
    @alexeditho76835 күн бұрын

    Antaigna ndray no maignatra miheno anlay Nicolas Randrianasolo.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo5 күн бұрын

    Afak aina i brunelle akoho...😂😂😂😂😂 .mandeha manao makorely politika an tanihafa manaratsy ny antoko nialany dia any ivelany no manaratsy nefa tanjaka zéro...sahala am christine razanamahasoa...manaratsy ary miala am tgv ..tgv efa hiiiita fa manorina etsy sy eroa !!mbola ezahana haratsiana..reta poana ialahy ry otrik afo n'a hanao fanaratsiana manara penitra n'a ianao n'a i guy maxim krizy..tsy mis tanjaka politika n'a kelybam ty firenena i otrik afo n'a i guy maxime. .velona am fanaratsiana..tsy mahataitra ny malagasy rah i otrik afo n'a i gyu maxime fa zéro i otrik afo. Maty ihany fa tsy ahazo pouvoir avy am vahoaka n'a oviana n'a oviana..mba nanandrakandrana ny nilatsaka ity otrik afo efa nanaratsy ela teto al firenena hatrizay fa tsy ilaim bahoaka ..atsaharo ny fanaratsiana ry otrik afo fa ratsy ianareo toy haratsianao ..olona toy endrkao io ve home na fahefana tsy hanalabaraka firenena?????mijereva fitaratra ry otrik afo ..nahoana ialahy no tsy lany???? Noho hatsaran ialahy ve saaaaa...leo mahita fanaratsiana izay ataon ialahybeto lava zay tsy mitondta inona am firenena akory zay fanaratsiana ataon.ialahy eto????

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo5 күн бұрын

    Efa fanyan i Nicolas io haratsian i hvm...nafainganany nametraka lehiben n'y fkt afahany miaro magouilles rehetra afahany manao trucage am.election...fraudeur be io Nicolas io ao betroka...mandra matiny dia iz ihany no prezident de la république se betroka...rahabtsy manao fifidianana manokana ..averina tantetaka fididianana ao betroka? Io tsy afaka nareo ao fa ampanjakan io Nicolas io fraude manarapenitra isaka mis fidina ao betroka...

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi89624 күн бұрын

    Sois bref et concis. Espece de sarimbavy.

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa65065 күн бұрын

    Odriii ! Hay va re lany i Gascar ? Dia ho voky "Cedric" izany izahay ao amin'ny 3ème !!!

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa65065 күн бұрын

    Inona no tena tanjona tian'ny mpanatontosa ho tratrarina fa tsy mazava ??? Ataovy be ve ny fako mba hiveloman' itony olona itony ? Sa hoe mba diovy ny tanàna rey olona a ! Ny dabam-pako aloha no mazava fa feno ary mivoaka any ivelany fa tsy Antananarivo kosa no feno fako e ! Tafahoatra ilay fitenenana ! ... Ny fanontaniana dia hoe tena mahantra marina ve ny Gasy satria ny ariana no be noho ny tsy ariana ! Ny arian'ny Gasy io resahana io ! Fonon-javatra ve ireo fako ireo ? Ka nahoana moa raha tsy fonosina intsony ny zavatra vidina ?

  • @paulrakotomalala2856
    @paulrakotomalala28564 күн бұрын

    Voretra Hatry ny ela

  • @paulrakotomalala2856
    @paulrakotomalala28564 күн бұрын

    Sokiro ny sofina

  • @laurerasou1457
    @laurerasou14575 күн бұрын

    La honte ! madagasikara tsy maintsy mandroso. Merci prezida. Mitazatazana fako eny ambony teleferika.

  • @marrymarry8826
    @marrymarry88265 күн бұрын

    Ny voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany hatraminy taloha ary ho mandrakizay Amen 🙏 Makasitraka hatrany tompoko 🙏

  • @user-zr6gs9pi7x
    @user-zr6gs9pi7x5 күн бұрын

    Isaorana bétsaka n'y Tompo fa Mbola henika n'y vahoaka Hendry sy Tia tanindrazana🙏

  • @user-zr6gs9pi7x
    @user-zr6gs9pi7x5 күн бұрын

    Mankasitra Tompoko Mada ho any malagasy isaorana ny Tompo, hatrany hatrany 🙏

  • @armandrandrianaivomanana8465
    @armandrandrianaivomanana84655 күн бұрын

    Isika MALAGASY VE REHEFA mino dia miandry an' I jesosy kristy hiady @ fahatran'ny MALAGASY .nefa goliata be misakana ny finoana eo aloha.....

  • @raharisontsirylalaina9621
    @raharisontsirylalaina96216 күн бұрын

    Mbola hafa jean rigo e

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama24817 күн бұрын

    Refa milaza ny marina ny député Gascar, dia notapahanareo .... merci Gascar

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana257 күн бұрын

    Aoka re raholdine ô! Efa lany de ampy zay e, aza de mi werawera fa n'y 1 mi nitra a'Andriamanitra, tokony fisaorana Azy no ataonao,

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f7 күн бұрын

    Vita matavy ny kolektifa êêê! Aiza ny taimbava ry Harifidy, Heninkaja, Noely sy ny forongony ????😅😅😅

  • @user-zl4nz3rg3n
    @user-zl4nz3rg3n7 күн бұрын

    Faly tokoa ny tenanay fa resy lay kala Be Molotra mpamosavy

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg7 күн бұрын

    Misaotra am HCC tsarabe n'y asanareo

  • @elidaurin3816
    @elidaurin38167 күн бұрын

    J'aime la réponse de Lalatiana; tokony makaty @ fanoherana @zay

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao50798 күн бұрын

    Raha misy angamba soiree betsaka indrindra apres soirees diplomatiques dia reto Chefs reto, misy fanasana foana. Misy indray izao ny hoe ireo Chefs Latino, la la.....

  • @tianasaib9003
    @tianasaib90038 күн бұрын

    Io dray kala pamosavy nanome pozy mbolavo ny vadiny

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin8 күн бұрын

    Izy iany no nanabado ny malagasy nandritra ny 25 taona

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin8 күн бұрын

    MBA nanova inona teto Madagascar zao itony fandaharana tony !

  • @joetkeshub
    @joetkeshub8 күн бұрын

    Mankasitraka tompoko. Vaovao tena ilaina ireto indrindra momban'ny traffic isankarazany.

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja5518 күн бұрын

    Arahabaina ny vahoaka Malagasy tsy vaky volo nahatratra ny faha 64 taona niverenan'ny fahaleovan-tenam-pirenena, ho ela velona ny Foloalindahy Malagasy ary ho ela fanapahana an'i Madagasikara anie ny Filoha #Andry_RAJOELINA

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy51338 күн бұрын

    FJKM de mes couilles

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon67198 күн бұрын

    Tsra a kosa❤

  • @heryherycharles345
    @heryherycharles3458 күн бұрын

    Tena mety le fomba fanehoana @ filazana vao2 tvplus a

  • @jeaninedesort5447
    @jeaninedesort54479 күн бұрын

    Harabaina isika Malagasy rehetra ee 🎉❤

  • @jackyrakotoarivony9738
    @jackyrakotoarivony97389 күн бұрын

    Inona no mba address azo hanampiana azy.mba handefaso re tompoko,Itony no tokony hifanampiana.ra samy gasy .Misaotra tompoko.

  • @judithsofia4627
    @judithsofia46279 күн бұрын

    Tratry ny Asaramanitra e, tratry ny fetim-pirenena Tahionao ry Zanahary, ity Nosindrazanay ity ...