NY VAOVAO DU 02 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

NY VAOVAO DU 02 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 2

  • @yvonrakoto3135
    @yvonrakoto31354 күн бұрын

    Tsara raprezy tohizo hatraminy farany hoatrany ny fandehany tgv tsy mijanona raha tsy tonga eny nosy iles éparses

  • @tantelydaphne496
    @tantelydaphne4966 күн бұрын

    Oh ry Lay eh! tsara ny fivoaran' ny technologie eran-tany! Fa mbola tsy mendrinka ny fampiasana an' izany eto Madagasikara!! Ataovy aloha ny fampidiran-drano sy ny jiro isan-tonkan-trano (Mba tsy ho tapaka) miaraka @ ireo mpitondra eo akaikin'ialahy ireo, zay vao miitetateta any @ plan manaraka kle! Diso lalalna t..... foana ianareo eo @ tena fampandrosoana ny fiainan'ny Malagasy iray manontolo kle!!! Ary nareo Mpanohatra: mba tonga de hampio @ toro-hevitra sy ara-bola ireo >Malagasy mahantra fa tsy be resaka fotsiny manaratsy ny mpitondra zay efa manaratsy ny fiainam-baoka kle! Sur daholo eh! Daphne Tantely Sur eh! Daphne Tantely