NY VAOVAO DU 08 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

NY VAOVAO DU 08 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 3

  • @berthinlee936
    @berthinlee93613 күн бұрын

    Nijapy fiangonana indray ny Pdt sy VP senat fa tsy nahazo kil tao @ ilay fihaonana t@ diaspora malagasy tany Montreal. Efa misy 8000 any ho any ny malagasy any Canada fa 12 raha betsaka indrindra no namaly ny antso, satria nahoana ? Naninona no tsy nanaovana reportage teto ilay fihaonana fa juste teo @ pejin'ny VP senat no natao commentaire fa ilay tao ampiangonana no mody naseho hoe miara mivavaka @ mpila ravin'ahitra. Nampiana an'ilay tsodrano navoaka, toy ny hoe nitsodrano manokana anareo ilay mpitarika ny fanompoam-pivavahana. Ary nahoana no tsy nasiana extrait an'ilay toriteny ? Hahahaha. Mamim-bahoaka hono. Tsy mahalala menatra

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao507915 күн бұрын

    Ahoana aloha ity Jirama subventionnee, nefa mbola tsy mandeha, mankaiza ny vola?Ireto orange reto tsy misy ilaivan'azy./ zarainy koveta ny eny ambany tanana, nefa ny orinasany any ivelany, na mba hiasanareo ary tsy foiny; dia milaza izy fa tia Tanindrazana, Aza mba V!!!!!Ny zanan-tsika avy eny Ankatso tsy misy asa, ny orinasa ataony any andafy mampiasa vazaha, na taxe ary, Gouvernement vahiny no mitatavana azy,; ny anareo koveta. Izay no sahaza anareo/Dia miala ry dondro-p mianankavy Independents: Izahay dia manohana Fanjakana, nefa Fanjakana Man et Woman

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao507915 күн бұрын

    Ozy Ry le- fito analana iray, Izahay dia hanovava fomba fanaovana politique, nefa ny eo no mbola arahiny. " Does that make any sense, you dumb Mother, Father?