Tragnon-drameva

Fandalovana ihany ny ety an-tany, fa mbola hody any andanitra isika, any antranon'i Ray.
Miambena aza variana.....

Пікірлер: 22

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82215 жыл бұрын

    Tena mankasitraka feno fa tsarabe ilay hira !hoatran ny @monde hafa mihitsy misy antegna mitandregny izy !!!!!Amen Haleloia

  • @fararakotomanantsoa1065
    @fararakotomanantsoa1065 Жыл бұрын

    Tsara eeee!❤️🙏👏Mahamanina te hody,hamonjy TOBY.Misaotra fa afapo @ilay hira

  • @vincentmaneva9138
    @vincentmaneva91388 ай бұрын

    tsara tokoa . misaotra

  • @floretteminosoa2297
    @floretteminosoa22973 жыл бұрын

    Bravo

  • @rasoatahinahajamalala9944
    @rasoatahinahajamalala99443 жыл бұрын

    Tiko be zay hira zay, isaorana hianareo tompoko o

  • @mihantarakoto6545
    @mihantarakoto65452 жыл бұрын

    Amen.Misaotra fa tsara b lay hira e.

  • @michavhabg7509
    @michavhabg75094 жыл бұрын

    Misaotre fa tena tsara le hira nareo mahavelombolo aby 😍😘

  • @corentinlouatron6029
    @corentinlouatron60298 жыл бұрын

    mampihorokoditra ery ny mihaino ani le hira sady mampanembonembona ny lanitra saotra betsake

  • @Milienynorosoake220
    @Milienynorosoake2202 жыл бұрын

    Misaotra 🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽

  • @avivoatsedalmahz2057
    @avivoatsedalmahz2057 Жыл бұрын

    Tsara ilay hira. Mankasitraka.

  • @jeanclauderandriarimanana272
    @jeanclauderandriarimanana27210 жыл бұрын

    MISAOTRA TOMPOKO OOOO!!!!

  • @user-qi9zw9xz2o
    @user-qi9zw9xz2o11 ай бұрын

    Tsara hira fiderana e

  • @tsiryharison5475
    @tsiryharison54758 жыл бұрын

    Misaotra indrindra Tompoko ,,

  • @hantamalalahanitraeuphrasi1098
    @hantamalalahanitraeuphrasi10982 жыл бұрын

    Tena kanto loatra.Mankasitraka indrindra;

  • @zoherilantoramaroson2977
    @zoherilantoramaroson29774 жыл бұрын

    Mankasitraka

  • @martinjean7028
    @martinjean70283 жыл бұрын

    lay qualiten'ny vocal sololiste tena henjana e, mankasitraka e

  • @deniolopez5232

    @deniolopez5232

    4 ай бұрын

    Tena hoe tsara feo e🎉

  • @vonymiarasoarabezandrina1075
    @vonymiarasoarabezandrina10753 жыл бұрын

    Malahelo mafy FLM 67 ha Tena hoatrany hitako nareo Tropetra ,ahatsiarovako ilay namako tiko lasa nadao antsika fahatsiarovana Stefaniah Faniah,MISAOTRA FA TENA TSARA NY HIRA TENA MAMPIHETSI-PO

  • @sebastienlilicas2985
    @sebastienlilicas298510 жыл бұрын

    ararahoty andro azo anahovantsoa fa mandalo zao fihainanan zao

  • @maesthako7319
    @maesthako73198 жыл бұрын

    Merci ooooooo

  • @manapototramaxime6856
    @manapototramaxime68566 жыл бұрын

    Misaotra antsika ao @ 67ha

  • @fbdballiotte7274
    @fbdballiotte72745 жыл бұрын

    da misaotry ro!