Chorale Anteman'i Libanona - KATSAHO ALOHA [Trachte danach] - A/C Eugène Aimé Ramanankoraisina

Музыка

Please SUBSCRIBE 🎥
KZread: / @lemavorecords
Chorale Anteman'i Libanona - KATSAHO ALOHA
(Trachte danach)
Lyrics ; Tononkira misy dika amin'ny teny allemand
A/C: Eugène Ramanankoraisina
Son: Richard Aimé Ramanankoraisina (BIVY)
´- mit deutscher Übersetzung -

Пікірлер: 19

  • @lemavorecords
    @lemavorecords2 жыл бұрын

    Aza hadino ny mi-abonné ny kanal, mba tsy ho tara amin'ny Video vaovao ianao! :) Abonniere diesen Kanal, weil du dann auf dem neuesten Stand bleibst! :)

  • @randrianaivofaraniaina5253
    @randrianaivofaraniaina5253 Жыл бұрын

    marina izany tonokira katsaho aloha ny Fanjakany dia hanampy ho anao ny zavatra rehetra , mankasitrka tompoko o

  • @randrianaivofaraniaina5253
    @randrianaivofaraniaina5253 Жыл бұрын

    marina izany katsaho amoha ny fanjakana ANDRIAMANITRA dia hanampy anao ny zavatra rehetra

  • @lollorampanana6381
    @lollorampanana638110 ай бұрын

    Tiako be,misaotra indrindra,tompoko.Tahian'ny Tompo hatrany @ talenta omeny

  • @volanaravelotahina4148
    @volanaravelotahina41483 жыл бұрын

    Tsara loatra, Ny eto an-tany tsisy fiadanan-tsaina f'izay hirin'ny fo sy heverina ho soa dia zava-poana ihany na mamiratra aok'izany fa ny azo hitokiana hanome fifaliana tsy hita lany dia tsy iza, FA KRISTY

  • @lemavorecords

    @lemavorecords

    3 жыл бұрын

    Misaotra indrindra!! :)

  • @MultiNdrina
    @MultiNdrina2 жыл бұрын

    Tsara izany hira izany ka!

  • @raharivaojeanneelisabelle502
    @raharivaojeanneelisabelle5023 жыл бұрын

    Atsiarovako t@zay mbola Chorale tany @FJKM andratrehana Ampangabe t@2006 2007 tany ty hira ty Tiako loatra mankasitraka nizara😍😍

  • @lemavorecords

    @lemavorecords

    3 жыл бұрын

    misaotra indrindra :)

  • @rajaonarisoasolofo4919
    @rajaonarisoasolofo49193 жыл бұрын

    tsara e, tenin'i Jesoa velona natao an_kira, tena mamelombelona ny fisiana. mirary soa ho an'ny stk manjakaray e

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy4 жыл бұрын

    Alleloia

  • @lemavorecords

    @lemavorecords

    3 жыл бұрын

    :)

  • @bodonantenaina1256
    @bodonantenaina12562 жыл бұрын

    💯😍🤩😍🤩😍🤩😍

  • @rakotonirainylalamampionon6874
    @rakotonirainylalamampionon68744 жыл бұрын

    Tiko izy izany

  • @lemavorecords

    @lemavorecords

    3 жыл бұрын

    Mankasitraka e

  • @haingo974
    @haingo9744 жыл бұрын

    Misaotra tompoko

  • @lemavorecords

    @lemavorecords

    3 жыл бұрын

    Mankasitraka tompoko!

  • @johnnyh.7996
    @johnnyh.79962 жыл бұрын

    Tsara be! Noforonona t@ taona firy kay ity hira ity azafady?

  • @lemavorecords

    @lemavorecords

    2 жыл бұрын

    Misaotra indrindra, t@ taona 1983 tompoko

Келесі