Akon'ny Lanitra Fort-dauphin Ekeko re

Пікірлер: 51

  • @dimbimaheninaandriamampian6280
    @dimbimaheninaandriamampian62803 жыл бұрын

    Raha sendra mahory aho tompo ô! Tsy hiala aminao na ovina . Hanaraka anao no fifaliako na ho mafy ny fijaliana . Mino aho tompo fa ianao no mandahatra ahy .Izay rehetra miseho amin' ny fiainako ekeko re ! Raha sendra mahory aho tompo ô! Tsy hiala aminao na ovina . Hanaraka anao no fifaliako na ho mafy ny fijaliana . Mino aho tompo fa ianao no mandahatra ahy .Izay rehetra miseho amin' ny fiainako ekeko re . Mahery fa manana anao aho tompo ô ! Ianao mampionona ahy raha sendra manjo . Zavatra tokana ihany no iriko eto an-tany , hiara mitoetra aminao any an-danitra any . Ekeko re ry Tompo , ny fitondranao ekeko re ! Mahery fa manana anao aho tompo ô ! Ianao mampionona ahy raha sendra manjo . Zavatra tokana ihany no iriko eto an-tany , hiara mitoetra aminao any an-danitra any . Ekeko re ry Tompo , ny fitondranao ekeko re . Raha mila ho kivy aho Tompo ô ! ka hiemotra andao anao , ampatanjaho ny finoako satria ianao no mpiahy , mino aho tompo ô , fa ianao no mandahatra ahy , izay rehetra miseho amin' ny fiainako ekeko re ! Raha mila ho kivy aho Tompo ô ! ka hiemotra andao anao , ampatanjaho ny finoako satria ianao no mpiahy , mino aho tompo ô , fa ianao no mandahatra ahy , izay rehetra miseho amin' ny fiainako ekeko re .

  • @TatieBellahSoasoa
    @TatieBellahSoasoa6 жыл бұрын

    Misaotra indrindra nizara ity hira ity fa tena mampahery ahy indrindra @ zao lalana lalovako sy ny toe-javatra mitranga @ fiainako ankehitriny izao. Mahery fa manana Anao aho Tompo o.... Ekeko re ry Tompo ny fitondranao... Amen. Tsara ny hiran'ny Akon'ny lanitra Fort-Dauphin. May God bless your talent!

  • @tsioryrasolondraibe1071

    @tsioryrasolondraibe1071

    6 жыл бұрын

    Misaotra anao sady mampahery anao ihany koa! @ volana Septembre ho tonga any Tananarivo ny Akon'ny Lanitra de manantena anareo hanotrona anay

  • @jimmyetmarlisrabeantoandro2100
    @jimmyetmarlisrabeantoandro21002 жыл бұрын

    Misaotra e , Tena mampahery, Tena tsara amintsika ny Tompo , tompo mora azo imndrindra amin'ny fahoriana Izy, tena andriamanitra mahatoky fa tsy mba mamitaka Izy, Izy anie no omem-boninahitra

  • @minorakotoarivelo1252
    @minorakotoarivelo1252 Жыл бұрын

    Tiako loatra ny fitondrany ahy 😍😍😍

  • @jennicadilovasoajennic1389
    @jennicadilovasoajennic13895 жыл бұрын

    Eka lay e,...latsaky aby se gne ranomasoko mahatsiaro aniabako lasa agny zay😭😭😭😭,...misaosy lay fa mamelombelo fagnahy.

  • @fararakotomanantsoa1065
    @fararakotomanantsoa1065 Жыл бұрын

    Tsara eeee! Misaotra betsaka nizara🙏🙏❤️❤️👏👏

  • @tomponizaoravalison9193
    @tomponizaoravalison91934 жыл бұрын

    Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra.Tsara ny hira na tonony na ny feony .. Misaotra indrindra.

  • @minosoalinahrazariharinivo9907
    @minosoalinahrazariharinivo99073 ай бұрын

    Ani Zay enao papa a. 😓😓😓, ity ilay hiranao. Matsiaro anao mafy ti zanakao e😭😭

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu39062 жыл бұрын

    Ekeko ny Fitondranao ry Tompo Jesoa, Mino Anao aho ! Amen Misaotra anao chorale e !

  • @fararakotomanantsoa1065
    @fararakotomanantsoa1065 Жыл бұрын

    Misaotra betsaka eeee !!!🙏🙏❤️❤️👏👏

  • @victorrakotondrazaka1666
    @victorrakotondrazaka16664 жыл бұрын

    mampahery izy zany

  • @mihantrarilalainamireillen101
    @mihantrarilalainamireillen101 Жыл бұрын

    Misaotra e! tena voakasika ny atin'ny fo....

  • @rabeantoandrojimmyfrancois4317
    @rabeantoandrojimmyfrancois4317 Жыл бұрын

    misaotra e, tena mahery aho manana anao Jesosy Tompoko sy mpamonjiko, miandry ny fiverenanao eny amin'ny rahon'lanitra zahay Tompo... misaotra e

  • @tanteliniainadollyratsimba
    @tanteliniainadollyratsimba Жыл бұрын

    Misaotra betsaka e! Tena tsara loatra

  • @tsioryrina2982
    @tsioryrina29823 жыл бұрын

    Mankasitraka e, tena mampahery.TSy hokely ny fikelezanareo aina e.Jesosy hamaly fitia

  • @honoretteramahazosoa5973
    @honoretteramahazosoa59735 жыл бұрын

    Mankasitraka ny mpamorona sy ny fikambanana Akon'ny lanitra , tenant tsara mampahery

  • @MAHOMBYTsiavota
    @MAHOMBYTsiavota22 күн бұрын

    Mankasitraka e

  • @fanorasoloniaina7293
    @fanorasoloniaina72935 жыл бұрын

    Mahereza amin'ny asan'ny tompo. Tiako le hira

  • @lemiratianarivo1663
    @lemiratianarivo16635 жыл бұрын

    Mampahery ry Mpiantafika misaotra e! Mamelona ny fanahy

  • @jimmyetmarlisrabeantoandro2100
    @jimmyetmarlisrabeantoandro21002 жыл бұрын

    Tena mahery zahay Tompo fa manana anao

  • @miharimanantsoadomoina8551
    @miharimanantsoadomoina8551 Жыл бұрын

    Any Aminy ihany no misy fiadanana e!

  • @hanitriniainarazakandraina1583
    @hanitriniainarazakandraina15835 жыл бұрын

    Tiako loatra 💯

  • @herisoanerelucia3938
    @herisoanerelucia39384 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra 😍😍

  • @voahangynoro7507
    @voahangynoro75074 жыл бұрын

    Merci beaucoup am hira tsara be

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82215 жыл бұрын

    Tompo o ekeko ny fitondranao ,mankasitraka Tompoko hanandratra anareo @avo indrindra anie Jesosy Mahery hahatonga anareo mpanara dia Mpandresy hatrany !!!!

  • @clarisseramaromisa1051
    @clarisseramaromisa1051 Жыл бұрын

    Ekeki Re Ryan Tompo NY iaraka aminao

  • @voahiranamialiarisoarahant440
    @voahiranamialiarisoarahant4403 жыл бұрын

    tsara be, misaotra betsaka

  • @iandotyna4178
    @iandotyna41784 жыл бұрын

    Mapahery b an.tiako loatra

  • @marysue1146
    @marysue11466 ай бұрын

    andranomaso no hihainoako ity hira ity androany. ekeko re ry Tompo ny fitondranao, ekeko re

  • @dieudonnerafidiarison3510
    @dieudonnerafidiarison35102 жыл бұрын

    misaotra eh!

  • @Elisobertde
    @Elisobertde6 ай бұрын

    Amen🎉

  • @joiscaveronique5971
    @joiscaveronique59712 жыл бұрын

    Tsara ai

  • @mioraanja7717
    @mioraanja77176 жыл бұрын

    enfin, hitako ihany ilay hira,tena tiko be mihintsy

  • @honorinerasoa5679

    @honorinerasoa5679

    6 жыл бұрын

    Miora Anja. Aiza no tokony hahazoana ny CD ny Akon'ny lanitra F/D.

  • @tsioryrasolondraibe1071

    @tsioryrasolondraibe1071

    6 жыл бұрын

    @ Volana Septembre tonga any Tananarivo izahay de hisy CD amidy aminio fotoana io

  • @tatelymisaotrajesosyooosah6111

    @tatelymisaotrajesosyooosah6111

    5 жыл бұрын

    Mahery manan Anao

  • @TianaDinotmanou
    @TianaDinotmanou3 ай бұрын

    Mankasitraka indrindra tompoko, mampahery tokoa, ahoana moa ny ahafahana miara miasa raha eto Tana ny Fitoriana atao? Misaotra mialoha tompoko

  • @maeva.rdaaaaa
    @maeva.rdaaaaa3 жыл бұрын

    Tsara be misaotra ny Tompo

  • @rijavola6972
    @rijavola69724 жыл бұрын

    Misaotra betsaka fa tena mampahery ilay hira

  • @louvag.4645
    @louvag.46455 жыл бұрын

    Miarahaba Tompoko sao dia mba afaka mahazo ny tonon'ilay hira azafady. Misoatra betsaka

  • @tsioryrasolondraibe1071

    @tsioryrasolondraibe1071

    5 жыл бұрын

    Adresse Mail na Facebook andefasan azy

  • @eulerramandalahy3453

    @eulerramandalahy3453

    5 жыл бұрын

    Zaho koa liana azafady tompoko yollandeRamandalahy ny fb ko azafady Misaotra sahady ny fiaraha miasa tompoko, tahin i jesosy o

  • @estherrotha6397
    @estherrotha63975 жыл бұрын

    Tiako marina ity hira ity e Misava androko mihaino hiranareo jiaby

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky623810 ай бұрын

    Kanto loatra an

  • @nbnnon5871
    @nbnnon58715 жыл бұрын

    Mercie anareo tompo no ampahery antsika jiaby

  • @tatelymisaotrajesosyooosah6111

    @tatelymisaotrajesosyooosah6111

    5 жыл бұрын

    Misaotr Ray oo

  • @anjamiora
    @anjamiora6 жыл бұрын

    tiako loatra ilay hira misaotra bdb indrindra ooh, tena mampehery be ilay hira

  • @isaiaandrianaly2889

    @isaiaandrianaly2889

    6 жыл бұрын

    Tsara loatra ity hira ity sady ilaintsika amin'izao vanimpotoana saotra izao;

  • @verorasolonjatovo1527

    @verorasolonjatovo1527

    5 жыл бұрын

    Merci e

  • @tianahangotinasoa5211
    @tianahangotinasoa5211 Жыл бұрын

    Mankasitraka anareo mahafinaritra maheno ilay tonokira