Tia T'Koa - Tovo j'Hay ✅

Piste Audio Originale distribuée par Nudacy Records.
Disponible sur toutes les plateformes de streaming :
🍀 artist.nudacy.com/tovo-jhay/t...
_______________________________
🎤 Auteur: Tovo j'Hay
🎶 Compositeur: Tovo j'Hay
_______________________________
Connecte-toi avec Nudacy Records:
Instagram: / nudacy
Facebook: nudacyrecords
Spotify: open.spotify.com/user/r5cqwr6...
Site Web: www.nudacy-records.com
_______________________________
Inscris-toi gratuitement sur www.nudacy-records.com et rejoins tous nos artistes
❤ Abonne-toi à la chaine: / @nudacy
track_id: 3bvzyvXk

Пікірлер: 4

  • @yarandria1881
    @yarandria18813 ай бұрын

    Tsara foana ity hira. Misaotra nizara!

  • @manoaandriatsarafara7241
    @manoaandriatsarafara72412 ай бұрын

    Efa be dia be, ireo efa nandre Ity fombanao, toetranao, fanaonao Maro ireo nanilika Nefa nodiako tsy hita Satria tsy foiko ianao Tiako, tiako, tiako ianao Toa rava ho azy teo foana, hatramin’izay Ilay fikasako dia ny hoe “aok’izay” Tsy te handany ron-doha intsony Naleoko tony. Ireo tonom-bavaka fanaoko isan’andro Dia mba hiova toetra ianao, any andro Hitohy indray ilay fitia vaovao Mba ho ahy sy ho anao Tsy afaka ato an-tsaiko, nankarary ny aiko Ilay nilazaonao, lasa ianao, toa nandao Efa nandefitra, ary tezitra Tsy nampiova fo, Fa tiako ianao, ary tia tokoa Toa rava ... Rehefa nandeha teny Ny fotoana, ny fotoana, ny fotoana Tonga izy ka nanatona ahy Tonga hamoha indray Ilay fitiavany efa nisy, efa tao Natokany ho ahy Miandrandra mafy aho Mba ho eo foana, eo foana, eo foana Ilay fitia, tena tia tokoa Miantso mafy aho ny Anaranao ry Ray Mba tsy ho hisy intsony fanindroany Tantara hafa indray, teo no niainanay Dia nifankatia, hiara-dia, ho doria ! "Tia tokoa" ny mpihira sy nareo !

  • @verohanitraarcinarabesalam4002

    @verohanitraarcinarabesalam4002

    2 ай бұрын

  • @ZanlouisBe
    @ZanlouisBeАй бұрын

    Zavatra kely tsikaritra: somary parasité ilay son na ity na ilay ao amin'ny spotify, asa raha misy azo atao hanarenana an'izay