Nudacy Records est le Distributeur Digital qui met l'Artiste au cœur de ses priorités.
Que vous soyez seul ou en groupe, auto-produit ou avez un producteur, vous êtes créateur d'une œuvre originale ? Nudacy Records vous offre la possibilité de promouvoir vos titres au delà des plateformes gratuites et vous positionne sur des sites Premium comme Spotify, Deezer, et iTunes.
Rejoignez-nous pour vous faire entendre au-delà de vos frontières natales en touchant des revenus sous forme de Droits d'Auteur.
Notre Dashboard, outil central de supervision, vous permet de suivre en temps réel tous les chiffres relatifs à votre compte Artiste.
Bénéficiez d'une carte MasterCard® pour un paiement plus rapide de vos Droits d'Auteur.
Пікірлер
ndriii mampitamberina ny fahiny
❤
Tena farakze mlay le feo ambadika
tsara
🥰🥰
ahatsiarovako ny fahazazako mitsy ty hira ty @le mbola zaza d tsy nahay anle hira ,fa noeveriko oe zanak i mpanarato mitrondroka vonandrika eeeeee😁😁😆🤣
Fa tena mba mangataka raha azo averina t@ ilay version voalohany iny ilay "tsy hita" nama ah vazo tsy tonta ny ela ireny no naha lehibe koa nohon'ny fitiavana ny Metaly Malagasy eh 🙏🙏
Mankasitraka Hell's Rush, tena lalina loatra, hafa ihany ialahy isany 🙏🙏👍👍💪💪
Tsara loatra. Mankasitraka
Tsara be
Nandalo teto nitady hono ianao Nidobodoboka ny foko injao Ho to ihany ve ilay faniriko Ka ho tia ahy ilay olona tiako Izany izaho toa tsy mandia tany Ka sady faly no toa te hitomany Mihovitrovitra ny anaty rehetra Ssao nofy ihany izany ka misy fetra Inona anefa no ’ndeha ho antenaiko Mifendrofeendro toa miha- kely ny aiko Sao sanatria tsy fitiavana akory Ty antsonao efa tsy mampatory Nihazaakazaka aho hitady anao Sao tsy hiverina in-droa ny toa izao Nisalasala toa manadala Ahoana raha tsy tia ahy ianao? Inona ary no nitadiavanao Tsy fombafombanao ny toy izao Sao zavatra hafa ilainao tafa Tsy ho any indray aho sao marina izany Hahamenatra ahy ny ho hitanao hitomany Ny tsara angamba dia aleo aho mody Ka manadino anao no fanafody. Inona no itadiavanao ahy.
❤❤
Tsotra fotsiny tsara
Truqué
Mlay lesy e
Ndryyy ela ny ela f enoko iany lay hira tiko b ❤
Merci 😉🥰
💕💗💋
💕💗💋
💕💗💋
💕💗💋
Mahatsiaro anao zah gasikara aty antany alavitra aty
tiko loatra
kanto
❤
❤
Mahatsiaro ilay tany nihaviana aty ampitandranomasina Makasitraka eh
Ndriii Poopy e
💔💔
Fahatsiarovana iray Tsy mety Maty am-po , ho an'ilay voaloham-pitivako, Tsy afaka niaraka isika satria zanaka sahirana n'y tena tamin'izany, voatery nisaraka satria ianao nanoy fianarana toera-kafa , 20taona taty aoriana , hitako indray ianao, nitempo indray lay fo😢😢😢
Chapeau Maestro 👌💓
❤❤❤❤
❤❤❤ tsara be
🥰🥰
Oaw efa album mihitsy ilay Lavitra ahy e❤❤❤❤❤. Tiako le feeling
Tsara bee
Ny lehilahy hono tsy mba ratsy e.
Tsara loatra❤ Mapa amoureuse be na tsisy crush aza😂❤️
🥰🌹❤️
❤
❤️❤️
Tsara loatra, sy tsy mety lefy !
Tsara ❤ ary marina loatra
This is talent!
❤
2024
C'est vous qui distribue la chanson où c'est l'inverse qui est la réalité.. vous téléchargez des chansons sur BoomPlay et Spotify afin de les repartager sur votre site? 😫😫🤣🤣
Mankasitraka e !
❤️🩹❤️🩹❤️🩹
Merci RYBOTA💯