ROJO ny avo ET RIJA kely Ampelatananao

ROJO ny avo ET RIJA kely Ampelatananao

Пікірлер: 72

  • @reginarahanitriniaina8007
    @reginarahanitriniaina80077 жыл бұрын

    Ampelatananao Ampelatananao Tompo ô Ny fiainako sy izao rehetra izao Eny avy Aminao tokoa Izao tombon'andro izao Ka misaotra Anao RAY ô Koa inty aho Tompo ô Manolo-tena fa vonona ho Anao Eny raiso ka anjakao Manomboka izao Ka ho mandrakizay Mendrika ho deraina Tokoa raha Ianao Satria ny fahasoavanao No nahatoy izao ahy Ka hihira aho,hihira aho Tsy hitsahatra aho Ny hiantsoantso ny Anaranao Ka hidera aho,hidera aho Asandratro avo dia avo Ny Voninahitrao Rojo ny Avo & Rija Ventson-kira

  • @hajanirinajeannot1714
    @hajanirinajeannot17145 жыл бұрын

    Voninahitra hoan'A/tra irery hiany💝💝💝

  • @lgneny9081
    @lgneny90812 жыл бұрын

    Mifaly fa tena mendrika ho anareo ny tompo.😊😇❤🙏

  • @elisabtehemilierazakarisoa8857
    @elisabtehemilierazakarisoa88575 жыл бұрын

    TIAKO BE NAREO ROA LAHY TOHIZO AZA MIJANONA NA MIEMOTRA AMEN

  • @hajaratsimba4334
    @hajaratsimba43346 жыл бұрын

    Misaotra ny TOmpo. Asio duo matetika zalah fa tena mivady tsara mihitsy ny feonareo mirahalahy e. Asio trio miaraka amin'i Jim Praise fa tonga dia ao tsara mihitsy.

  • @ranaivosonzoelanto9057
    @ranaivosonzoelanto90576 жыл бұрын

    Hira évangélique ihany no tiako hirainao Rija kely à!

  • @rojonyavorojonyavo4346
    @rojonyavorojonyavo43468 жыл бұрын

    mahereza daolo @ asan Tompo e!

  • @lieandria1494

    @lieandria1494

    5 жыл бұрын

    Voiture de course

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper82215 жыл бұрын

    Azalah eeee efa karah an danitra mitandregny andre 2lahy ai !milamigny ai sady mamy loatra zalah ai mankasitraka eeee

  • @razafimanantsoaherison9175
    @razafimanantsoaherison91754 жыл бұрын

    Izaho koa ihira ny anaranao sy iantso ny anaranao Jehovah o! MLAY LE HIRA RY RIJA KELY SY ROJO NY AVO a!!!!!!!!

  • @moniquerollanderazafindrab4912
    @moniquerollanderazafindrab49125 жыл бұрын

    Apetrako eo ampelatananao jesosy ny fiainako, misaotra betsaka indrindra tamin' ity hira ity

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah95952 жыл бұрын

    Amen mankasitraka tompoko fa tena tsara

  • @mariecharlottehanitriniain2035
    @mariecharlottehanitriniain20352 жыл бұрын

    Ampelatanao tompo ny fianako sy izao rehetra izao🙏❤️

  • @heryratsimandresy1776
    @heryratsimandresy17765 жыл бұрын

    Tsara loatra ny hiranareo . 👍 Deraina ny Tompo

  • @Tsiory.Damour_05
    @Tsiory.Damour_056 жыл бұрын

    Tsara be.Alleluia!

  • @andyandriam8788
    @andyandriam87883 жыл бұрын

    Tsara tena tsara!

  • @radonirinarandrianatoandro7227
    @radonirinarandrianatoandro72275 жыл бұрын

    mankasitraka rahalahy fa tsara ny Tompo manome talenta tsara

  • @lalaoraissarasoanirina8163
    @lalaoraissarasoanirina81635 жыл бұрын

    L'humilité précédent la gloire. Wouahoooh aza miova amin'ny zao fanetrentena izao fa ny tompo manana avenir lehibe ho anareo roa lahy. Tsy mora ny lalana fa tazono ny fanentrentena ka ho tsara ho anareo ny zavatra rehetra.

  • @mozikakanto9096

    @mozikakanto9096

    5 жыл бұрын

    mba tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny, fa maninona après point ataonao majuscule nefa ny Tompo tsy ataonao majuscule initiale?

  • @valeriarakotomalala3142
    @valeriarakotomalala31425 ай бұрын

  • @AnaJULIA-pe3wy
    @AnaJULIA-pe3wy7 жыл бұрын

    Amennnnnnn !!! mendrika ho deraina tokoa anao ry Andriamanitra!!! Misaotra anao 2 mirahalahy fa tena tsara be ny hira. Amen

  • @expres6252

    @expres6252

    6 жыл бұрын

    tiako be hira ty ay manpitomagny

  • @SaturninZita
    @SaturninZita Жыл бұрын

    MISAOTRA NAMA A 💖💖💖

  • @vahiniko
    @vahiniko7 жыл бұрын

    tsara loatra!! deraina ny Tompo!! misaotra anareo roalahy!!

  • @baholynirinarandriamilanto4429
    @baholynirinarandriamilanto44296 жыл бұрын

    Oaooo tena samy mpihira akafiziko be ianareo napiara -peo reo efa natokana hidera mihitsy ny feonareo tohizo fona fa kanto lotra

  • @tojofanambinantsoa7630
    @tojofanambinantsoa76304 жыл бұрын

    Tena tsara, mampahery.

  • @nadiachristiane946
    @nadiachristiane9463 жыл бұрын

    Tsara e! Tahiany tompo ianareo hanome ny tsara ho azy foana!!!!..............

  • @olivierimbanitra314
    @olivierimbanitra3145 жыл бұрын

    hira aho ary tsy hitsahatrany hiantsoa ny anaranao Tompo ooo!

  • @tokycendrickramaherisoa5721
    @tokycendrickramaherisoa57217 жыл бұрын

    sur mits eh! tiako be na le feo nareo rolah na hira! tohizou ao anaty fitedaran eh

  • @hongow1000
    @hongow10004 жыл бұрын

    Mankasitraka.tahin tompo daholo isika rehetra

  • @nadiapicard7939
    @nadiapicard79394 жыл бұрын

    Mahafinaritra be le fampiarahampeo nareo 2 lahy fa mba ataovy matetitetika e! Tsara ny midera ny Tompo !

  • @mae6021
    @mae60217 жыл бұрын

    Tena tsy hitsahatra hiantso ny Anaranao tokoa Tompo o

  • @ntsutsurafalimanana3232
    @ntsutsurafalimanana32327 жыл бұрын

    satri ny fahasoavanao no nahatoizao ahy ! tia antsika Izy !

  • @meryraveloarisoa8152
    @meryraveloarisoa81525 жыл бұрын

    Tsara ny midera ny Tompo,ampelatananao TOMPO ny fiainako sy izay momba ahy ,tsara be le hira fa mampahery

  • @soloainafitta9337
    @soloainafitta93373 жыл бұрын

    Misaotra fa tena tsarabe le hira

  • @harintsoarazaiarihaja1987
    @harintsoarazaiarihaja19877 жыл бұрын

    tsara be le hira! deraina ny Tompo mankasitraka e!

  • @nirinafrancia4191
    @nirinafrancia41912 жыл бұрын

    TSARA e, samy tsara feo be nareo, isaorana ny Tompo nanome talenta toy zao. Mendrika ho hiraina Izy e

  • @rahajanisainanatsioritafit762
    @rahajanisainanatsioritafit7623 жыл бұрын

    Mbola fahasoavany tokoa no mbola mahavelonaina antsika e...mendrika ho Azy ny dera sy voninahitra!!!!

  • @zorandriamihaja1960
    @zorandriamihaja19604 жыл бұрын

    fiadanana tsara ny Jesosy

  • @fitiavanabagasy2595
    @fitiavanabagasy25956 жыл бұрын

    tena tsara be ehhh

  • @julieeulalie88
    @julieeulalie886 жыл бұрын

    tsara be

  • @volatinaharisoa2098
    @volatinaharisoa20984 жыл бұрын

    MISAOTRA INDRINDRA Jesosy Kristy a raha tsy ianao zahay tena very tiko be le hira fiderana

  • @vaovaonandrasanatojoniaina8564
    @vaovaonandrasanatojoniaina85646 жыл бұрын

    Tsara ny midera an Jesoa!Amen

  • @manjanosy3342
    @manjanosy33427 жыл бұрын

    Mandrakizay tsy miala miaraka Aminy!

  • @antoniorandria8208
    @antoniorandria82083 жыл бұрын

    Tsara de tsara le hira, Voninahitra ho Azy Ray Mahefa ny zava drehetra

  • @narindraralaihova8303
    @narindraralaihova83032 жыл бұрын

    Kanto loatra

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster91196 жыл бұрын

    mankasitraka anareo e fa tsara be

  • @leonetterafaramalalatiana8345
    @leonetterafaramalalatiana83455 жыл бұрын

    Tsara lotra , tiko be mankasitraka reto a!

  • @SantosFortunat
    @SantosFortunatАй бұрын

    tiko be le feo miaraka samy mangafeo❤❤❤

  • @lantomalala1997
    @lantomalala19977 жыл бұрын

    tsara ny fiderana an i Tompo eny tsara koa ny fampiarahampeo nareo roa

  • @benjaratsirahonana2642
    @benjaratsirahonana2642 Жыл бұрын

    Fitiavana mandrakizay no nitiavany antsika ka dia nampaharetany famindram-po ho antsika,Tsara ny Tompo,mankasitraka anareo tsara b le hira

  • @mariasolofotianaaronisandy8511
    @mariasolofotianaaronisandy85115 жыл бұрын

    Tiko Be le hira Le fampiaraham-peo Misaotra n Tompo mandrakariva

  • @volanaangela7196
    @volanaangela71965 жыл бұрын

    Ampelatananao Jesosy ny fiainako.

  • @liliprisca9158
    @liliprisca91585 жыл бұрын

    Tsara ny midera ny Tompo e Aleloiaz

  • @danielisoafetraniainamiand843
    @danielisoafetraniainamiand8435 жыл бұрын

    Mafinaritra ny midera ny Tompo e

  • @rabehnambinintsoa8801
    @rabehnambinintsoa88016 жыл бұрын

    tsara eh;tena met

  • @michellevololonirina1985

    @michellevololonirina1985

    5 жыл бұрын

    Yahoo K

  • @oreaambinintsoa493
    @oreaambinintsoa4936 жыл бұрын

    Tsara daholo ny hiran'i Rojo, tsara f eo be nareo mirahalahy

  • @andryrainihanja6165

    @andryrainihanja6165

    2 жыл бұрын

    Hiran'i Rija Kely izany fa hiarahan'izy roa lahy mihira

  • @maiwenn264
    @maiwenn2643 жыл бұрын

    Amen

  • @rijacarpaye1710
    @rijacarpaye17104 жыл бұрын

    ampelatananao tompo o ny fianako izao

  • @livaratovonirina8664
    @livaratovonirina86644 жыл бұрын

    Tsr lotr isaoran mandrakariv tomp ar midera s manome voninahitr hoaz irer iany

  • @clarisseneese6371
    @clarisseneese6371 Жыл бұрын

    Merci🙏❤

  • @leonetterafaramalalatiana8345
    @leonetterafaramalalatiana83455 жыл бұрын

    Amen

  • @mireillerasoanandrasana3532
    @mireillerasoanandrasana35326 жыл бұрын

    Misaotra @tompo mandrakariva aho

  • @nathalienellarakotomalala790
    @nathalienellarakotomalala7906 жыл бұрын

    Mahafinaritra ny feo, ny tonony koa tsara tohizo hatrany ny fiderana

  • @clairesoamanana1493
    @clairesoamanana14935 жыл бұрын

    misaotra am le feo fa mafinaritra be ny mihaino azy le hira ko tsara be

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra94695 жыл бұрын

    tsara be le hira feo tena tiako

  • @ranaivosonzoelanto9057
    @ranaivosonzoelanto90576 жыл бұрын

    Tena mafinaritra,tsara feo nareo mirahavavy,aza manao toa n'y D-lain fa tahizo hatrany n'y fiderana ny Tompo

  • @ranaivosonzoelanto9057

    @ranaivosonzoelanto9057

    6 жыл бұрын

    Mirahalahy fa azfady

  • @ratovohajaonjamickael44
    @ratovohajaonjamickael445 ай бұрын

    Samy mafy reto amn feo

  • @clarisseneese6371
    @clarisseneese6371 Жыл бұрын

    Merci🙏❤