Tsara Ny Tompo Rojo Ny Avo & José Hasina & Rija Harinjaka

Музыка

Nouveauté Evangelique 2020
Trio Acoustique

Пікірлер: 29

  • @tsinjoalinoroonjanirinaram7068
    @tsinjoalinoroonjanirinaram7068Ай бұрын

    tsara loatra ny Tompo 🙏🥰

  • @fevrika1005
    @fevrika10052 жыл бұрын

    Âmen tsara ny Tompo manaiky ny fahalebiazany aho Ary ho azy mandrakizay anie ny voninahitra Âmen

  • @maeva.rdaaaaa
    @maeva.rdaaaaa3 жыл бұрын

    Tena tsara ny asaNy mahagaga ny heriNy TSARA NY TOMPO

  • @MerryMerry-fj4gw
    @MerryMerry-fj4gw4 жыл бұрын

    Amen Tsara Ny Tompo hoazy irery ny voninahitra Mandrakiza Halleloia mahereza aminy asany Tompo fa tsy fona tsy akory ny fikelezanareo aina ao Aminy .

  • @hanitrabarivola6000
    @hanitrabarivola60003 жыл бұрын

    Misaotra e. Misaotra tompoko. Tsara tokoa ny Tompo.

  • @lalaozafinirinarakoto3496
    @lalaozafinirinarakoto34964 жыл бұрын

    Tsara ny Tompo, deraina ny anarany. Misaotra anareo Telo Mirahalahy fa Tsara, tsara ary tena tsara ny hiranareo. Tohizo ny Trio eeeeeeee!!!!!!!!!!

  • @rafaravavymaritiora.2976
    @rafaravavymaritiora.2976 Жыл бұрын

    Moa ve fantatrao rahalahy Fa tsara ny Tompo Fa raha izaho aloha e! Dia resy lahatra. Eny tokoa ry namako Tena tsapako, tena tsapako Fa lehibe ny heriny! Mahagaga ahy ny asany. Ref: Na 'zaho na ianao Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo F'izao isika izao no efa nofidiny Ka tsy mba ho hariny. Ny zanany tiany no efa nafoiny Ho avotra ho ahy sy ho anao Fitiavana izany sao tsy fantatrao F'izy no derao. ...... Eny tokoa ry namako ô! Tena tsapako, tena tsapako Fa lehibe ny heriny! Mahagaga ny asany. Ref: Na 'zaho na ianao Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo F'izao isika izao no efa nofidiny Ka tsy mba ho hariny. Ny zanany tiany no efa nafoiny Ho avotra ho ahy sy ho anao Fitiavana izany sao tsy fantatrao F'izy no derao. *Fitiavana izany sao tsy fantatrao F'izy no derao.(X2)

  • @jamalcell9450
    @jamalcell94504 жыл бұрын

    mankasitraka ranaday.mihaiky fa tsarany ny Tompo🙏

  • @lieandria1494
    @lieandria14944 жыл бұрын

    DERAINA NY TOMPO, mankasitraka anareo fa tsara dia tsara na tonony na feony, indrindra moa ny TRIO , Aoka fotsiny🙏🙏😘 TSARA NY TOMPO

  • @soloforavelojaona2657
    @soloforavelojaona26574 жыл бұрын

    TSARA IANAO TOMPO TIA ANAY o !!!

  • @iandotyna4178
    @iandotyna41784 жыл бұрын

    Tsara laotra lay tonokira ee.mapahery foana..

  • @olidaharisoafelaniainaraza9952
    @olidaharisoafelaniainaraza99524 жыл бұрын

    Tsara ny TOMPO. Mankasitra oh☺😇🙏

  • @oldara9836
    @oldara98364 жыл бұрын

    Misaotra ee ,tena kanto ilay fiderana an'lay Mpahary 🌷🌷

  • @narindrarazafindrahovalain6140
    @narindrarazafindrahovalain61404 жыл бұрын

    Tena tsara ny Tompo! Amen

  • @martinaivosy6810
    @martinaivosy68104 жыл бұрын

    Waooooooooooo❤❤❤❤ Tsy hita tsony zay hambara fa lafatra be

  • @VeroHanitra088
    @VeroHanitra0884 жыл бұрын

    tsy mankaleo zan mitsy mihaino azy :)

  • @aurelieraharijaona3576
    @aurelieraharijaona35763 жыл бұрын

    Merci ooh! Tena mafinaritra e!

  • @salohyhunt5774
    @salohyhunt5774 Жыл бұрын

    tena tiako ❤❤❤❤❤❤

  • @lantonirinarazanatsoa7886
    @lantonirinarazanatsoa78864 жыл бұрын

    Eny, tena tsapako fa tsara ny Tompo

  • @rakotonirainylalamampionon6874
    @rakotonirainylalamampionon68744 жыл бұрын

    Tena tsara izy izany

  • @cessnatanteliniainajeffers377
    @cessnatanteliniainajeffers3774 жыл бұрын

    tena kanto sady mahafinaritra e ;)

  • @minoharimanga90
    @minoharimanga903 жыл бұрын

    Tsara tokoa ny TOMPO eee

  • @avotraratovonindrina8815
    @avotraratovonindrina88154 жыл бұрын

    Mafy reto zoky be reto

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa65574 жыл бұрын

    Mafinaritra be, mankasitraka eeee, tahiny Tompo hatrany ianao

  • @estherrasolofoniaina4986
    @estherrasolofoniaina49863 жыл бұрын

    Mankasitraka anareo dia mitomboa hatrany amin'ny fahasoavan'nyTompo

  • @tsiarohery8506
    @tsiarohery85063 жыл бұрын

    misaotra e

  • @mamylalaina1875
    @mamylalaina18754 жыл бұрын

    Mahafinaritra e, isaorana ny Tompo

  • @pamelamalana5868
    @pamelamalana58684 жыл бұрын

    Na za na enao samby mieky tena tsara ny tompo mankasitraka nareo tena tiako hira ity

  • @rakotoarivonyandrianantena4136
    @rakotoarivonyandrianantena41364 жыл бұрын

    Tsara ny Tompo, tena marina izany