Ianao Foana No Hiraiko - Toky Fitia Feat Rojo Ny Avo - Clip Gasy Evangelique Nouveauté 2017

Музыка

Réal Media Conceptor - Thanks to God

Пікірлер: 244

  • @priscilliafranckie4000
    @priscilliafranckie40003 жыл бұрын

    Hasambarana mamy, Fiadanana hatrany, Ny manompo Anao, Manome hafaliana tsy mety lany. Mampisava halahelo, Mandrava tomany, Hifikitra mafy aho Ry Tompo malala Ka tsy hisalasala (Fa) Ref: Ny fihevitrao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, Ianao foana no hiraiko. Fitantanao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, (Ianao)*3 foana no hiraiko. Ianao mahalala , fiheverana tsara, Tsy hitondra loza, (fa) hitondra fiadanana Mandrakizay. Porofoiko ato am-poko, F'Ianao no tompoiko ee, Ka na hakahalaina sy latsalatsaina aza aho tsy hangaina (Fa) Ref: Ka n'aiza n'aiza no hitondranao ahy. Izaho hatoky Anao tsy mba hiahiahy (Fa) Ref:

  • @sandrarakotoarisoalebris3576
    @sandrarakotoarisoalebris35764 жыл бұрын

    Tena tsara loatra❤ nb:dia mahagaga hoe misy 136 tsy tia ilay hira nefa anie dia tena kanto sy mandona fo🥰

  • @randriamiarintsoafanantena8772
    @randriamiarintsoafanantena87724 жыл бұрын

    Ka na hiala aza ny aiko, Ianao foana no Hotompoiko e!

  • @lovagaetanantilarandrianan7213
    @lovagaetanantilarandrianan72134 жыл бұрын

    Fitantananao tsy haiko, tsy takatry ny saiko Ka na hiala aza ny aiko, Hianao foana no hiraiko ❤️

  • @lemirantylexinah2643
    @lemirantylexinah2643 Жыл бұрын

    Mankasitraka betsaka ho any izay namorona any ity hita ity fa tena nandreseko zavatra maro ity hira ity!🙏🙏😍🙏

  • @farafenosoarakotomanantsoa3648
    @farafenosoarakotomanantsoa36482 жыл бұрын

    Tsara e!Miheno zany ah aty lavitra aty fa tena ohatrany lasam-borona.Misaotra eeee!Tsara rangahhhhhh

  • @erminevololoniaina2242
    @erminevololoniaina22422 жыл бұрын

    Ny fihevitrao tsy haiko , tsy takatry ny saiko, amen

  • @zorabeniamina1759
    @zorabeniamina17595 жыл бұрын

    Mampisava alahelo mamafa tomany (...) Ny fihevitrao tsy haiko - tsy takatry ny saiko Ny fitantananao tsy haiko - tsy takatry ny saiko Ianao mahalala fiheverana tsara Tsy hitondra loza fa hitondra fiadanana mandrakizay Amen!!!!!!!

  • @randriamahaleorotsy2778
    @randriamahaleorotsy27784 жыл бұрын

    TENA TSARA LE HIRA! NY FIHEVITRAO TSY AIKO, TSY TAKATRY NY SAIKO, KA NA HIALA AZA NY AIKO, IANAO FOANA NO HIRAIKO

  • @njakaranaivonandrasana9760
    @njakaranaivonandrasana97603 жыл бұрын

    Tsy haiko marina ny fitantananao sy ny fihevitrao ry Raiko lehibe indrindra ô! Hampitomboy ny finoako Tompo mba hatoky anao tsy mba hiahiahy! Misaotra izy dah!

  • @sylviafrye3659
    @sylviafrye36597 жыл бұрын

    Tsara be mihintsy na fehony na ny tonony, mahay mihira be nareo 👍 "Ny fihevitrao tsy aiko tsy takatriny saiko, ka na iala aza ny aiko ENAO FOANA NO HIRAIKO" tiako loatra.

  • @dinaandriamahenintsoa4612
    @dinaandriamahenintsoa46124 жыл бұрын

    Ka na iala aza ny aiko,ianao foana no ilaiko,Amen tiako be zay zaho vao nijery an'ity clip ity

  • @dieudonne9909
    @dieudonne99095 жыл бұрын

    ny fihevitrao tsy takatry ny saiko Tompo😍

  • @Tsiory.Damour_05
    @Tsiory.Damour_056 жыл бұрын

    Tsra an Jesosy irery ihany ny dera sy ny laza ary ny voninahitra amen

  • @theodilelavigne5120
    @theodilelavigne51206 жыл бұрын

    Ianao foana ho hiraiko TOMPO malalako ô! Ary dia tena mahasambatra anie é !!!!

  • @lovasoarabemananjara5526
    @lovasoarabemananjara55265 жыл бұрын

    Deraina ny Tompo nanome anareo talenta mba ho fampaherezana ny hafa!! mankasitraka, Ho an'Andriamanitra Tokana sady Hendry Irery ny Voninahitra!!! Amen!

  • @tatamoolgarandriapenofarah5186
    @tatamoolgarandriapenofarah51867 жыл бұрын

    Ny fihevitrao tsy haiko, tsy takatry ny saiko Fitantananao tsy haiko, tsy takatry ny saiko tsara lotra, mankasitraka indrindra ee!

  • @p-bernard2530
    @p-bernard25305 жыл бұрын

    mampangotsika ny fo, merci eee

  • @volahasinarandrianantenain7987
    @volahasinarandrianantenain79875 жыл бұрын

    Satriko foana ihaino ity hira ity, TSARA LOATRA E!!!

  • @francinerandrianatoandro3780
    @francinerandrianatoandro3780 Жыл бұрын

    (V) Hasambarana mamy, Fiadanana hatrany, Ny manompo Anao, Manome hafaliana tsy mety lany. (L)Mampisava halahelo, Mandrava tomany, Hifikitra mafy aho Ry Tompo malala Ka tsy hisalasala (Fa) Ref:(V.L) Ny fihevitrao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, Ianao foana no hiraiko. Fitantanao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, (Ianao)*3 foana no hiraiko. (V) Ianao mahalala , fiheverana tsara, Tsy hitondra loza, (fa) hitondra fiandanana Mandrakizay. (L) Porofoiko ato am-poko, F'Ianao no tompoiko ee, Ka na hakahalaina sy latsalatsaina , Aza aho tsy hangaina (Fa). Ref: (L) Ka n'aiza n'aiza no hitondrao ahy. (V)izaho hatoky Anao tsy mba hiahiahy ,(fa). Ref:*2

  • @miary2475
    @miary24757 жыл бұрын

    Tiako loatra Mankasitraka indrindra ,hitombo hatrany anie ny talentanareo ho an'ny Tompo.

  • @sisifara8899
    @sisifara88994 жыл бұрын

    Ny fihevitrao tsy haiko tsy takatry ny saiko, misaotra tompoko fa tena mampahery!

  • @naominirina4853
    @naominirina48535 жыл бұрын

    Izany ka hira ❤❤❤

  • @aurelinerasoa7029
    @aurelinerasoa70294 жыл бұрын

    Mba mangataka tononkira eto am commentaire azafady 🙂 merci o

  • @hasinaratinarivelo887
    @hasinaratinarivelo8875 жыл бұрын

    Sty mety leo an'ity hira tia aho na averiko foana foana aza,tsapako mandona ny foko mnts.Mankasitraka.

  • @randriasonjoseph-gc6bt
    @randriasonjoseph-gc6bt Жыл бұрын

    Merci bonco Évangélique magnifique merci Groupe _ '.

  • @nomenjanaharyalicerasoarim5543
    @nomenjanaharyalicerasoarim5543 Жыл бұрын

    Tsara loatra, mamelombelona ny aty fanahy ny mihaino ity hira ity. Mankasitraka indrindra. Deraina Jesosy

  • @marohasinarandriamanantsoa9359
    @marohasinarandriamanantsoa93595 жыл бұрын

    Tena tsara be !! Misaotra anareo fa misaotra indrindra an'i Jesoa Kristy Tompotsika nanome anareo talenta

  • @listenup2882
    @listenup28823 жыл бұрын

    Lovely singing. Enjoying from Saint Lucia 🇱🇨🇱🇨🇱🇨

  • @fafisoarakotoarimanana6656
    @fafisoarakotoarimanana66564 жыл бұрын

    Tsara fa félicitations nareo tena tsara be

  • @Tsiory.Damour_05
    @Tsiory.Damour_056 жыл бұрын

    Andriamanitra no mahalala ny hevitra hieverana ahy dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza amen tsara ianao Jesosy

  • @lalatianaluciahanitriniain8523

    @lalatianaluciahanitriniain8523

    4 жыл бұрын

    tsara be hira fiderana mahereza

  • @pasteurrazakasoa2529
    @pasteurrazakasoa2529 Жыл бұрын

    Misaotra e! Mampahatanjaka ny finoana mihitsiny .

  • @rabemananjaranambinintsoah1096
    @rabemananjaranambinintsoah10963 жыл бұрын

    IANAO mahalala fiheverana tsara.... TSARA FOANA E

  • @fanomezanaavotra6236
    @fanomezanaavotra62367 жыл бұрын

    tena mankasitraka fa tena mampahery be le hira,dia aza miala @ tompo zany fa izy manana lalana tsara itondrana antsika fona

  • @jeanineraoelison2330
    @jeanineraoelison2330 Жыл бұрын

    Misaotra fa tena tsara be ilay hira fiderana❤

  • @configuratoinconfig4714
    @configuratoinconfig47145 жыл бұрын

    tena misaotra betsaka RAY lehibe tokoa ny fitondranao ny fianako amen

  • @beryangelina605
    @beryangelina6054 жыл бұрын

    Tsara bé zany fiderana izany,mazotoa hatramin farany,misaotra Tompo o

  • @rabarimalalarabari56
    @rabarimalalarabari563 жыл бұрын

    Tsara be ny hira sy ny feon'ireo Mpihira 👏👍

  • @herivonjyandriamirado7003
    @herivonjyandriamirado70035 жыл бұрын

    Misaoatra e makasitra fa manome aimpanahy ,satry foana ijery sy iano azy

  • @andiolahsilvierah7775
    @andiolahsilvierah77756 жыл бұрын

    This one of my best songs in 2017, I never get bored listening to it

  • @hanitraandriamparany9084

    @hanitraandriamparany9084

    6 жыл бұрын

    Do you understand the lyrics?

  • @08036564

    @08036564

    Жыл бұрын

    😅m

  • @zialidac2744
    @zialidac27445 жыл бұрын

    Mankasitraka ee tena tsara fa tohizo😍😘😘👏

  • @chrisnazafy8057
    @chrisnazafy80575 жыл бұрын

    mampisava alahelo ary mandrava tomany, tegna miaiky tanteraka za fa maherÿ tokoa ianao Jesosy oooo

  • @tafitasoaandria910
    @tafitasoaandria9106 жыл бұрын

    tena tsara loatra !tiko b n tononkira!melodie ko masaka tsara!misaotra ny n Tompo fa mampahery b le hira

  • @herymanitrarakotoarimanana9935
    @herymanitrarakotoarimanana99356 жыл бұрын

    fitantanaNAO tsy haiko, tsy takatry ny saiko! tsara be

  • @user-ml4xw1vn2e
    @user-ml4xw1vn2e9 ай бұрын

    izay vao nahita ny clip dia tonga de resy lahatra "IANAO FOANA NO HIRAIKO"

  • @zoherikantotianasoa8631
    @zoherikantotianasoa86315 жыл бұрын

    Tiko be mints zany hira zany 💖💖

  • @heryratsimandresy1776
    @heryratsimandresy17765 жыл бұрын

    Tsara be ilay hira sy ny tonony . Mankasitraka 👍

  • @nambinintsoarabemananjara1431
    @nambinintsoarabemananjara14313 жыл бұрын

    Ny fihevitrao tsy haiko... (tiako loatra ity hira ity)

  • @olivettegasparin9214
    @olivettegasparin92143 жыл бұрын

    Hifikitra mafy aho ry Tompo Malala tsy hisalasala. ❤

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa96303 жыл бұрын

    j'adore merci les jeunes!!!! BRAVO!!!!

  • @holiarisoaraelinirina6959
    @holiarisoaraelinirina69596 жыл бұрын

    Tiko lotra ! Mankasitraka indrindra !

  • @jeanchristianrahajason1656
    @jeanchristianrahajason16566 жыл бұрын

    tsara be,mampahery be mintsy,amen

  • @fevrika1005
    @fevrika10052 жыл бұрын

    Tsara loatre sy kanto mankasitraka indrindra e voninahitra ho Andriamanitra irery ihany

  • @nalisoaraharinivo6004
    @nalisoaraharinivo60046 жыл бұрын

    Tsara ny midera ny Tompo.Tsara ny hira.Mankasitraka bé o.

  • @nayraeskanya8023
    @nayraeskanya80234 жыл бұрын

    Marignay mankasitraka an are ❤ ❤ ❤ ❤

  • @eddyrazafindralambo8138
    @eddyrazafindralambo81385 жыл бұрын

    Tqsara mihitsy e! tohizo hatrany ny dia!!!!

  • @hasinahot5851
    @hasinahot58514 жыл бұрын

    Mankasitraka e Tohizo foana ny fitoriana ny filazan-tsara an-kira. Tahian'Andriamanitra ianareo

  • @aurelieraharijaona3576
    @aurelieraharijaona35763 жыл бұрын

    Waouuuuuuh ! Magnifique!!! 👍

  • @rasendrasoaannah7530
    @rasendrasoaannah75304 жыл бұрын

    cette chanson m'aide à m'accrocher à Jésus malgré les tests qui veulent secouer ma foi.

  • @rasendrasoaannah7530

    @rasendrasoaannah7530

    4 жыл бұрын

    Hěn hǎo, xièxiè!

  • @julesrakotomanana8037
    @julesrakotomanana80374 жыл бұрын

    Tsara be lay tononkira sy ilay fomba nihiran ireo mpanakanto azy. Tohizo hatrany ny kantonareo fa mapientana fo amam panahy e !

  • @julieranivomanantsoa5744
    @julieranivomanantsoa57444 жыл бұрын

    Tiako loatra ity hira ity, tena tsy takatry ny saina ny fitondran'Andriamanitra

  • @soasorea8037
    @soasorea80375 жыл бұрын

    Amen misaotr ny Tompo nanome anareo ny feo sy ny tonokira ty fa tena mampitombo finoako lay hira ka na hiala azany aiko ianao fona no iraiko jesosy Misaotr betsake 🙏🙏🙏❤️❤️🎤🎤🎶🎶🎹🎹👈

  • @anjarasahazaandrianoelina1556
    @anjarasahazaandrianoelina15563 жыл бұрын

    I love it, best song ever. Thankyou Jesus

  • @LilianepauletRaheliariso-kw7gm

    @LilianepauletRaheliariso-kw7gm

    Жыл бұрын

    🤣🤣🤣🤣🤣

  • @safidyrazafisoa3541
    @safidyrazafisoa35415 жыл бұрын

    Tena tiko be fa mankasitrakan!

  • @rakotomalalabruceluc7384
    @rakotomalalabruceluc73843 жыл бұрын

    Finaritra!tsara Jesoa!;midera azy eh

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster91196 жыл бұрын

    Amen!!! Mankasitraka anareo e!

  • @tahinajennyniry7569
    @tahinajennyniry75694 жыл бұрын

    Misaotra Jesosy n'y @ fitantananao tsy takatriny saiko.halelouiah

  • @jeanjacquesrajaobelina5920
    @jeanjacquesrajaobelina59206 жыл бұрын

    Ka na hiala aza ny aiko tsy hiala aminao izaho jesosy a (Tsara loatra kosa e Mafinaritra )

  • @alhassanemalala4553
    @alhassanemalala45534 жыл бұрын

    Tiko tena tiko ti hira iti ❤❤

  • @tahiryalfred462
    @tahiryalfred4626 жыл бұрын

    izany ka hira! mba milamina tsara ery, misaotra tompoko

  • @jeanlauresmahatoky706
    @jeanlauresmahatoky7065 жыл бұрын

    Ouaho! quelle belle chanson!

  • @laingonirinanarindra4275
    @laingonirinanarindra42755 жыл бұрын

    Ny fihevitrao tsy haiko, tsy takatry ny saiko

  • @fanjanirinamariejo3441
    @fanjanirinamariejo34416 жыл бұрын

    Tena Tsy takatry ny saiko tokoa ny fitondranao Andriamanitra ô! Misaotra ny amin'ny zavatra rehetra!

  • @sherlyjacob5063

    @sherlyjacob5063

    5 жыл бұрын

    Hira NyAinga

  • @devandroidgasy9587
    @devandroidgasy95875 жыл бұрын

    Mankasitraka fa tena tsara sy mamelombelona lai hira

  • @awwwwwwwwwwwwh
    @awwwwwwwwwwwwh4 жыл бұрын

    Tena tsara ee misaotr nareu d misaotr n Tompo nanume à nareo merci de tht

  • @sahazarakotondraibe6699
    @sahazarakotondraibe66994 жыл бұрын

    Ny fitataNAO tsy haiko ........

  • @fetramasy7195
    @fetramasy71956 жыл бұрын

    Ny fihevitrao tsy haiko. Tsy takatry ny saiko. Tsara b le hira

  • @heriniainatsilavinarasoari958
    @heriniainatsilavinarasoari9583 жыл бұрын

    Tena tiko b zany hira zany eh.

  • @rozemi3728
    @rozemi37283 жыл бұрын

    Mankasitraka ee 😍

  • @ellarfkndrzn6539
    @ellarfkndrzn65396 жыл бұрын

    Tena tsara. b mitsy. aleloia amen !!!

  • @andriamaharosoafalyniaina1299
    @andriamaharosoafalyniaina12996 жыл бұрын

    Tsara be ny midera ny Tompo , tano mafy ny finonantsika kristianina fa efa betsaka ny kritsy sandoka ka aza manaiky ho voasarika ireny fa mifikira @ finoanao

  • @myriamrazanamaro8883
    @myriamrazanamaro88835 жыл бұрын

    Tiko be fa misaotra anareo! Misaotra an'i Jesosy koa nanome talenta anareo! Mankasitraka e!

  • @mandaarosetrarazafimpahana2597
    @mandaarosetrarazafimpahana25972 жыл бұрын

    Tara ny midera ny tompo eh😗😙😚

  • @rabeharimangatovoherivelon9067
    @rabeharimangatovoherivelon90676 жыл бұрын

    voninahitra ho an Andriamanitra,tsara be

  • @carlosmariano3461
    @carlosmariano34615 жыл бұрын

    Tena tsara be le hira ❤❤❤❤

  • @raharisonlovaniaina3724
    @raharisonlovaniaina37244 жыл бұрын

    Tsara be ! deraina ny Tompo !

  • @sehenolilianeraharimanga2970
    @sehenolilianeraharimanga29706 жыл бұрын

    Tsara fa tohizo , mijoroa ho vavolombelona hatrany

  • @mahatodylalatiana8626
    @mahatodylalatiana86266 жыл бұрын

    tiako be hira!mer6

  • @sitrakamaminiaina9680
    @sitrakamaminiaina96802 жыл бұрын

    makasitra re rojo fa tsara be la izy

  • @arivolaaina3068
    @arivolaaina30683 жыл бұрын

    ity hira ity dia tsy maintsy alefa isan'andro isan'andro ato aminay

  • @annaomegaemanoel5051
    @annaomegaemanoel50514 жыл бұрын

    Tsara ai, misaotra betsaka

  • @rabemananjaranambinintsoa5442
    @rabemananjaranambinintsoa54424 жыл бұрын

    Mampisava alahelo ...tsara loatra

  • @avotianarandrianarisoa3980
    @avotianarandrianarisoa39807 жыл бұрын

    tiako be! misaotra Jesoa

  • @tianasoaherylalainarakotoa9838
    @tianasoaherylalainarakotoa98383 жыл бұрын

    Tiako loatra! Tena kanto e!

  • @herilantorandrianarivonjy1379
    @herilantorandrianarivonjy13792 жыл бұрын

    firy taona aty aoriana mbola tena milay foana ty hira ty

  • @lilyanneliloh1686
    @lilyanneliloh16866 жыл бұрын

    i thinks for my heavenly father,mankasitrak e, amen!

  • @julietteravaonirina120

    @julietteravaonirina120

    5 жыл бұрын

    Misaotra

  • @mpamafytenyfiainana1012
    @mpamafytenyfiainana10125 жыл бұрын

    Tsara rahalahy a!

  • @fitahianarakoto1208
    @fitahianarakoto12085 жыл бұрын

    hasambarana mamy. fiadanana hatrany

  • @vahatrafitiavanarazafimand5247
    @vahatrafitiavanarazafimand52476 жыл бұрын

    tiko loatra;tsara JESOSY...MIRARY SOA sy ny tsara indrindra ho anareo

  • @ramanantsoanyholytsihoaran1167
    @ramanantsoanyholytsihoaran11675 жыл бұрын

    tsara lotra ony é!

Келесі