Misaotra ❤
❤❤
Mialy rakotomamonjy
Izay aho vao naheno ity hira ity. Tena tiako be. Henoiko en boucle ato. 🤲🤲🤲❤️❤️❤️🙏🙏🙏
Tiko be io hira io fihainoko fona isanadro dridra le vo maraina be iny
Amen
ouais 😐
Très belle chanson Dieu tout puissant vous bénisse protège Amen 🙏🙏
❤🙏
Tsara loatra 🙏🏾🙏🏾🙏🏾
Tiako lay hira 💗🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️🔥
Tantara gasy
Tsara
Misaotra nizara ô, tsara ilay hira
Alleluiaaaaaaaaaaaa
🎉❤
Tsara fon ref hira fiderana wa eeeee!!!Soli Deo Gloria!!!
Wow misaotr eee
❤❤❤❤
Très belle voix ❤,et parole ,,, merci 🙏🙏🙏
Misaotra betsaka mampahery Tena marina be mihintsy zany Jesosy tia antsika foana
Tena tiako loatra ity hira ity.Misaotra ny Fanilon'ny Maritiora Fjkm Ambodifahitra ❤
Hiran’Kambana izany raha tsy diso zah fa nanavao nareo ee❤❤❤Milay aloha eee
Tena mafinaritra be eee❤❤❤Deraina ny Tompo 🙏🙏🙏🙏
Mankasitraka e tena tsar
Tiko lay hira
Très très belle chanson
izay vao nahita ny clip dia tonga de resy lahatra "IANAO FOANA NO HIRAIKO"
❤❤❤❤❤
Merci pour cette belle chanson
Tena makasitraka fa tena tsarabe le hira❤🎉
Est-ce que ce serait possible d'avoir la traduction en français s'il vous plaît ? J'aime beaucoup l'aire mais je ne comprends pas les paroles 😊
Tiako loatra ity hira ity.
MAHAFINARITRA BE
Misaotra e! Mampahatanjaka ny finoana mihitsiny .
Merci 👏👍🥰🙏🙏
❤❤🙏🙏
Merc ee
Mankasitraka betsaka ho any izay namorona any ity hita ity fa tena nandreseko zavatra maro ity hira ity!🙏🙏😍🙏
Amen 🙏
1♥♥%
😙😙❤tiko be .❤
Merci bonco Évangélique magnifique merci Groupe _ '.
🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️
le puissance vocale mila ampina kely fa otran hoe mibitsibitsika ianareo mihira
🙏🙏❤️❤️
(V) Hasambarana mamy, Fiadanana hatrany, Ny manompo Anao, Manome hafaliana tsy mety lany. (L)Mampisava halahelo, Mandrava tomany, Hifikitra mafy aho Ry Tompo malala Ka tsy hisalasala (Fa) Ref:(V.L) Ny fihevitrao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, Ianao foana no hiraiko. Fitantanao tsy haiko, Tsy takatry ny saiko, Ka na hiala aza ny aiko, (Ianao)*3 foana no hiraiko. (V) Ianao mahalala , fiheverana tsara, Tsy hitondra loza, (fa) hitondra fiandanana Mandrakizay. (L) Porofoiko ato am-poko, F'Ianao no tompoiko ee, Ka na hakahalaina sy latsalatsaina , Aza aho tsy hangaina (Fa). Ref: (L) Ka n'aiza n'aiza no hitondrao ahy. (V)izaho hatoky Anao tsy mba hiahiahy ,(fa). Ref:*2
Пікірлер