GMMC - Ianao mahalala

Музыка

Découvrez la nouvelle musique du groupe GMMC , qui sera le titre de son prochain album Ianao Mahalala.
Dieu sait ce qui est bon pour nous, il faudra juste avoir confiance en Lui et Lui être fidèle.
Auteur | Compositeur : Aina Fenohery Raharijaona | Andy Natana Rabearimanana
Arrangement : GMMC
Son : Miou Sonor
Réalisation : Luxary | LX
Page officielle facebook : / gmmc-gods-messengers-m...
#GMMC
#Ianao_mahalala

Пікірлер: 33

  • @hariminonarindra7425
    @hariminonarindra74254 жыл бұрын

    Jeremia 29 : 11 "Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany." ❤❤❤

  • @tsikyravoninjatovo9296
    @tsikyravoninjatovo92964 жыл бұрын

    Fa Ianao Tompo o efa manao lalana ho ahy ❤️ Handeha aho, hatoky ka tsy hatahotra satria fantatro fa efa an-tanan‘ny Mpahary ny fiainako

  • @ranaivoarisontinah8118
    @ranaivoarisontinah81184 жыл бұрын

    Izy no nanao antsika, Azy isika. Izy irery ihany no aoka avelantsika hitarika, handahatra, hanoro lalana antsika. Satria TIA antsika loatra Izy, ary fantany ny mety sy ny mahasoa antsika tsirairay. Misaotra ny mpitondra ny hafatry ny Tompo, merci GMMC mampahery.

  • @gmmcgodsmessengersmc5695

    @gmmcgodsmessengersmc5695

    4 жыл бұрын

    Amen Misaotra anao ihany koa ❤ Tahin'ny Tompo manokana ianao

  • @doancarene
    @doancarene4 жыл бұрын

    Tena haiNy ny mandamanina ny fiainantsika ❤

  • @ritamortel3674
    @ritamortel36743 жыл бұрын

    wow averiko henoina foana... mahakasika be ahy, mandrisika hatrany ny finoako sy ny fahatokisako an'i JESOSY hitombo. Bonne continuation! tahin'i Jesosy daholo :)

  • @daulthineramosa2192
    @daulthineramosa21923 жыл бұрын

    Aza avela hahalala izay Anton'izany ,mino aho fa efa misy lalana nomaninao ho ahy , fa fantatro fa ianao mahalala izay rehetra mety ho ahy,tsy hiala aminao ny foko fa hatoky anao aho Tompo ❤❤❤ Tsara be ilay hira,misaotra anareo,Misaotra anao Tompo

  • @andrytianamanantsoa6596
    @andrytianamanantsoa65964 жыл бұрын

    Izaho tokoa no mety be siasia fa Ianao mahalala izay mety ho ahy... Misaotra Anao hatrany aho Jesoa fa teo foana ianao ho ahy... Makasitraka anareo GMMC o... Mahombiaza hatrany.

  • @gmmcgodsmessengersmc5695

    @gmmcgodsmessengersmc5695

    4 жыл бұрын

    Misaotra tompoko

  • @marcellinrabearisoaherinir2946
    @marcellinrabearisoaherinir29464 жыл бұрын

    Izy tokoa mahalala ny lalana hitondrany ny fiainan'ny tsirairay, Mahafinaritra GMMC, hira tena mankahery!

  • @gmmcgodsmessengersmc5695

    @gmmcgodsmessengersmc5695

    4 жыл бұрын

    Misaotra tompoko Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

  • @zo268
    @zo2684 жыл бұрын

    Joba 2:10 tapany faharoa"Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa?", na ny tsara na ny ratsy matoa mitranga dia izany no sitrak'Andriamanitra fa izy manana ny antony

  • @skyAniast

    @skyAniast

    4 жыл бұрын

    ok tonton zo ah

  • @zo268

    @zo268

    4 жыл бұрын

    @@skyAniast ok tonton tsaina ah! :D

  • @gmmcgodsmessengersmc5695

    @gmmcgodsmessengersmc5695

    4 жыл бұрын

    Izay mintsy. Mila matoky Azy foana fa tsy misy tsy haiNy atao

  • @daulthineramosa2192

    @daulthineramosa2192

    3 жыл бұрын

    Marina izany,mila mahay manaiky izay mitranga ary matoky azy

  • @omegamelchizedek7671
    @omegamelchizedek76714 жыл бұрын

    Tena coup de coeur-ko ❤❤❤ tsara zareo a❤❤❤❤❤😍😍😍😍

  • @gmmcgodsmessengersmc5695

    @gmmcgodsmessengersmc5695

    4 жыл бұрын

    Mankasitraka tompoko! tsara tokoa ny Tompo

  • @mimihmanantsoa1226
    @mimihmanantsoa12264 жыл бұрын

    Tsara be mintsy 😍😍..mba managataka lyrics azafady rh mba mety na dia zarainareo ao am page fb naraeo aza...mankasitraka be dia be d mahereza hatrany amin'ny fitoriana ny filazanjara an Kristy an-kira ❤️

  • @colenedoanthi9480
    @colenedoanthi94804 жыл бұрын

    Amen ❤

  • @jeanninerasoarivololona1880
    @jeanninerasoarivololona18804 жыл бұрын

    mandona ny fo tokoa ny hira tena original be ihany koa ny clip voaray ny hafatra misaotra ny GMMC misaotra ny ao ambony nanome ny talenta

  • @malandyrazakamamonjy6628
    @malandyrazakamamonjy66284 жыл бұрын

    ❤️🥰 Jesoa manana lalana ho ahy

  • @valerietahianarabearisoa6552
    @valerietahianarabearisoa65524 жыл бұрын

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @antsarasata7135
    @antsarasata71354 жыл бұрын

    Aleoiaaaaa tsara be :)

  • @gmmcgodsmessengersmc5695

    @gmmcgodsmessengersmc5695

    4 жыл бұрын

    Misaotra oh Azy irery ihany ny voninahitra

  • @livardoandriam2254
    @livardoandriam22544 жыл бұрын

    Amen

  • @valerierabemanantsoa9073
    @valerierabemanantsoa90734 жыл бұрын

    ❤️❤️❤️💪

  • @princiarazafiarijaona2898
    @princiarazafiarijaona28984 жыл бұрын

  • @rajerisonmimi2968
    @rajerisonmimi29683 жыл бұрын

    😍😍😍😭😭😭

  • @laingorandimby5737
    @laingorandimby57372 жыл бұрын

    😢💕

  • @samwinchester855
    @samwinchester8554 жыл бұрын

    tsara loatra ny hira deraina ny ao ambony tiako be ilay originalié an'ilay clip miala amin'ny mahazatra tena tsara ehhh mankasitraka ny gmmc miandry ny manaraka indray

  • @mahefahelisoa8256
    @mahefahelisoa82564 жыл бұрын

    Tsara be ilay toerana. Aiza io azafady?

  • @gmmcgodsmessengersmc5695

    @gmmcgodsmessengersmc5695

    4 жыл бұрын

    Misatra tompoko. Any Mantasoa ilay toerana