The Singers of Jesus - Hainy atao (audio officiel)

Музыка

The Singers of Jesus - album "Malalany"
Malagasy gospel
Malagasy

Пікірлер: 14

  • @fifamiandra2403
    @fifamiandra24033 ай бұрын

    Merci pour ce chef d'œuvre 🙏. 'Fa lehibe no nitiavany antsika ka nafoizany ny ainy teo ampototry ny hazo fijaliana. Mahery isika ao @ lay mpankahery antsika

  • @mialyandriamanampisoa8458
    @mialyandriamanampisoa845825 күн бұрын

    ❤❤❤

  • @mireilleravaonantoandro5721
    @mireilleravaonantoandro57213 ай бұрын

    jesoa o.Mifona aminao am zavatra rehetra tsy nanaraka n'y sitraponao.Ka indro eto za androany mitalaho aminao ,fantatrao n'y ahiahiko ,n'y tebitebiko,ny zavatra mahazo ahy apetrako antananao izany Ary mangataka anao am famindram-ponao fa ianao no mahay n'y zavatra rehetra.Hainao atao n'y zavatra mahazo ny zanako.Hafao izy Jesosy o.Ny sitraponao no tanterahinay fa tsy n'y sitraponay.Misaotra Jesosy a ,Ianao ilay mahavita zavamahagaga tsy takatry n'y sainay.Ho anao irery ihany anie n'y voninahitra .1Amen

  • @mandimbymefyfanomezana6149
    @mandimbymefyfanomezana6149 Жыл бұрын

    Matsiro be izy izany !!! Fisaorana ho an'ny mpizara sy ny mpihira. Isaorana ihany koa ilay Mpamorona ny mpizara sy ny mpihira 🙏🙏🙏

  • @RazafindrabeValisoaSitraka
    @RazafindrabeValisoaSitraka5 ай бұрын

    Amen ❤❤

  • @rajaonanirinaanjaranomena1546
    @rajaonanirinaanjaranomena15462 жыл бұрын

    Misaotra indrindra nizara !

  • @nathanwisdom3223
    @nathanwisdom32232 жыл бұрын

    Oviana ary vao hisy clip ito hira tiako be ito

  • @brillantandriamparany6160
    @brillantandriamparany6160 Жыл бұрын

  • @tolotramaherintsoaanjarana76
    @tolotramaherintsoaanjarana762 жыл бұрын

    🙏❤️

  • @ritamortel3674
    @ritamortel3674 Жыл бұрын

    ❤️❤️❤️✝️

  • @Diademanjaratiana
    @Diademanjaratiana16 күн бұрын

    🤍🤍

  • @arielmena311
    @arielmena3112 жыл бұрын

    ❤️

  • @haritianaalexandrinaandria6361
    @haritianaalexandrinaandria63612 жыл бұрын

    ❤️❤️❤️

  • @ornellaonimalala9828
    @ornellaonimalala9828 Жыл бұрын

Келесі