Hainy Atao(He's Able by Darwin Hobbs & Voices of Unity).flv

Музыка

Recorded December,24th 2010 in CHRISTmas Celebration at CARLTON HOTEL Anosy by CEVAM Pastors-Musicians-Worship Leaders-Background Vocals-Choirs-Technicians etc
Thanks to Darwin Hobbs & Voices of Unity

Пікірлер: 11

  • @tanjonaandriamanoelina1069
    @tanjonaandriamanoelina10699 жыл бұрын

    Tena hainy atao ny zavatra rehetra! Misaotra Jesosy o! Mino Anao aho, tano ho Anao hatrany aho, aza avela ho irery fa efa natokako ho Anao ny fiainako! Aleloiah

  • @fenosoart
    @fenosoart10 жыл бұрын

    hainy Mitsy e!!!! otran tsara ra oe hira fiderana fotsiny no atao refa vory fa tsy asina toriteny sns.. tonga de hirahira hatrany!!!

  • @anjamd8808
    @anjamd880810 жыл бұрын

    Mafinaritra be mampahery b. Sady kay n fiderana sy ny fitoriana tena mahafinaritra ao anatin feo otrzany. Voninahitra ho an Andriamanitra fa Iz iany n nanomé fahazavantsaina amolavolana n feonareo. fisaorana ho anareo nanaiky ho fitaovana fa ny voninahitra kosa d ho az rery ts takona velively. Raisiko ampinoana ny tononkira. Mankasitraka

  • @booba0930
    @booba093011 жыл бұрын

    Mampahery anareo foana izahay,tohizo hatrany ny fanompoana ny Tompo; mitondra kasika manokana ny hiranareo satria ianareo dia efa nofidian'Andriamanitra hamonjy fanahin'olona maro be. Mahereza ao amin'ny Fanompoana an'ilay Andriamanitratsika, ary mahefà be fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina. Ny Tompo homba anareo mandrakariva

  • @ramanjakarisoasvolatiana7216
    @ramanjakarisoasvolatiana721611 жыл бұрын

    Derao fona ny Tompo fa na manaôna na manaôna ny fomba fihiranao sy ny feonao d faly ny Tompo e! Mankasitraka ô!

  • @christianpatrickrakotomana4444
    @christianpatrickrakotomana444412 жыл бұрын

    Mahagaga tokoa ny olona a!! rehefa ts manao ny zavatra tsy dia mety ny mpino dia mahay mandatsa daholo ny olo drehetra hoe refa ny kristiana manao zavatra dia mapme fona!! nef zao dray zao mis miezaka manome ny tsara idd ao anatiny ho voninahitra Atra d lazaina fa demonstration dray!!! zan tkou ny olombelona, ho ani Cevam worshippers manokana any arina fona ny mpanejika fa ataovy fona ny best anareo. tsara be le hira ary mis hosotra be! tahin Atra daholo

  • @heriniainaandriamalala1809
    @heriniainaandriamalala180911 жыл бұрын

    izaho aloh tena mahita hoe tsara e!fomba fihirana daholo izany fa ts demonstration izany ary mazava tsara ny tiany ambara raha tena mihaino ianao,le izy koa live raha teo ts tokony hanome tsiny isika!ny voninahitr'ATRA tompok ts takona na oviana na oviana ary anisany mahafaly ny Tompo mihitsy aza ny mahita tanora midera!mampahery hatrany anareo fa mahafinaritra e!

  • @anacha34
    @anacha3410 жыл бұрын

    tsara beu!tiko beu ito hira ito!

  • @amerasia0
    @amerasia013 жыл бұрын

    good!

  • @LandiiLiCious
    @LandiiLiCious12 жыл бұрын

    Omeny Andriamanitra feo tsara izy, entiny hiderana Azy ny talenta omeny Tompo azy koa takona ahaona ary ny voninahitra an'Andriamanitra ?

  • @anjamd8808
    @anjamd880810 жыл бұрын

    Mafinaritra be mampahery b. Sady kay n fiderana sy ny fitoriana tena mahafinaritra ao anatin feo otrzany. Voninahitra ho an Andriamanitra fa Iz iany n nanomé fahazavantsaina amolavolana n feonareo. fisaorana ho anareo nanaiky ho fitaovana fa ny voninahitra kosa d ho az rery ts takona velively. Raisiko ampinoana ny tononkira. Mankasitraka