"Ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany." Isa 45:11b.
Жүктеу.....
Пікірлер: 42
@FARAJEMIMARASOAMANARIVO3 ай бұрын
Henika....."Votre chanson HITAKO ENAO a été une bénédiction dans ma vie, accomplissant pleinement ce que la Parole de Dieu dit dans Isa 45:11b.. Elle a apporté réconfort, encouragement et foi dans des moments où j'en avais le plus besoin. Merci d'être un instrument de la grâce divine à travers votre musique.""Votre chanson HITAKO ENAO vient de prendre vie dans ma vie d'une manière incroyable. Elle résonne si profondément en moi et capture parfaitement ce que je ressens. Merci de partager votre talent avec le monde et de créer des œuvres qui touchent tant de gens de façon si personnelle." "Je voulais vous dire combien votre chanson HITAKO ENAO a été significative pour moi en tant que personne de foi. Elle a résonné profondément dans mon cœur et a été un véritable accomplissement dans ma vie spirituelle. Votre musique m'a aidé à traverser des moments difficiles et à renforcer ma connexion avec ma foi. Merci d'utiliser votre talent pour inspirer et édifier les autres."Merci Henika
Merci Dieu, 6ans niandry mba hahazo anzany visa France zany. Accordé ihany❤😊😊.
@sandielivaherilala38424 жыл бұрын
tena mampahery ana foana ty hira ty isakin'ny henoko. Tsara loatra!!!
@fanomezantsoat.santatra38284 жыл бұрын
THANK YOU GOD FOR YOUR SONG GLORY TO GOD
@tokiniainaandriamanantsoa75094 жыл бұрын
Tsara loatra lay hira. Tsara loatra ny Tompo!
@valou_raza3 жыл бұрын
Tena mankasitraka.. Latsaka ny ranomasoko. Tena nandalovako loatra dia nitamberina ilay izy. Tsara loatra. Deraina ny Tompo ❤
@saholynohavy84953 жыл бұрын
Tsara loatra ilay hira! Tena mahakasika ahy manokana..Amen
@tolotranirina65157 жыл бұрын
tsara be le hira ,ankafizko be mintsy Msôtr fa tonga ny hafatr nampitain,famila matok tsara fotsin mba hatonga ny fanirin izay angatahin! Mankasitrak be mintsy ô!
@michaelrahamefy31735 жыл бұрын
Tsara feo sady tsara be ilay tonon-kira sy feon-kira. Tsara ny midera ny Tompo.
@olgarakoto57283 жыл бұрын
Amena retsy a ! misaotra fa tsara be ilay hira ô !
@rasjulie28496 жыл бұрын
Tsar lotr ny iranaoo 👌🏻👌🏻Tsara Ny tompo
@mediaconceptor89857 жыл бұрын
amen . fa tsara ny Tompontsika
@hasinarahel45365 жыл бұрын
Hira tiako indrindra! Tena mifono ny Herin'i Tompo! Misaotra indrindra!!!
@rafanomezantsoamendrikatsi57126 жыл бұрын
@deratiananjivamalala76265 жыл бұрын
Tsara Jesosy
@radoandriamampionona351 Жыл бұрын
Tiko loatra !!!!!!
@AlainCovers7 жыл бұрын
la video est tout simplement magique la voix aussi tout est #Perfect
@mananjarahoareau84736 жыл бұрын
Ho tanteraka tokoa anie izany ! ❤❤❤
@setraandriamparamalala90515 жыл бұрын
Efa manana album ve dia aiza no mety ahitana zany
@ramanantoaninalantolanto36145 жыл бұрын
amen
@tsarahevitraplacide28965 жыл бұрын
Amen sister! Glory to GOD
@minohasinacandriamaroniain47476 жыл бұрын
Tsara tokoa !
@fetramasy71956 жыл бұрын
Tsara ny Tompo!
@dinahharison30157 жыл бұрын
Amen...merci
@zo35857 жыл бұрын
tsara be ilay hira!!! (fa mi-rouler R ianao indraindray nefa manao R tsotra tsara ianao indraindray dia manimba sofina kely ilay izy)
@johnnyrakotoarison7 жыл бұрын
Tsara zany hira zany,
@ainapatricia5798 Жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️
@ramananamahazo2627 жыл бұрын
amen!...
@olivaniaina6143 жыл бұрын
Merci
@nirinaandri35085 жыл бұрын
tsara lotra
@helminerafarasoua97627 жыл бұрын
ten marin zan,mil manan finoan fon f tsmaints tung aminw ze irinw ra araki n sitrapon Ray
@soulsoldier24497 жыл бұрын
Tu chante merveilleusement bien
@naharyniry83056 жыл бұрын
Tiako be le hira indrindra fa ny hafatra ao anatiny
@ranaivoalbertisabellenomen24903 жыл бұрын
misaotra Jeso a
@AIKIDOSILVERDALE3 жыл бұрын
i came here looking for the NZ/Slovakian singer Henika lol.
@nyainarakotoarisoa22556 жыл бұрын
Tsara be ilay hira
@farajemimarasoamanarivo15883 жыл бұрын
Tsara loatra ilay hira tena mampahery be mihitsy olay hoz eo foana Andriamanitra mihaino ny fitarainako.Ny zanako sy ny asan'ny tanako dia adidiko ihany
Пікірлер: 42
Henika....."Votre chanson HITAKO ENAO a été une bénédiction dans ma vie, accomplissant pleinement ce que la Parole de Dieu dit dans Isa 45:11b.. Elle a apporté réconfort, encouragement et foi dans des moments où j'en avais le plus besoin. Merci d'être un instrument de la grâce divine à travers votre musique.""Votre chanson HITAKO ENAO vient de prendre vie dans ma vie d'une manière incroyable. Elle résonne si profondément en moi et capture parfaitement ce que je ressens. Merci de partager votre talent avec le monde et de créer des œuvres qui touchent tant de gens de façon si personnelle." "Je voulais vous dire combien votre chanson HITAKO ENAO a été significative pour moi en tant que personne de foi. Elle a résonné profondément dans mon cœur et a été un véritable accomplissement dans ma vie spirituelle. Votre musique m'a aidé à traverser des moments difficiles et à renforcer ma connexion avec ma foi. Merci d'utiliser votre talent pour inspirer et édifier les autres."Merci Henika
Amen mankasitrake tahin'i jesus daolo atsika rehetra amen ❤ ❤ ❤ ❤
Merci Dieu, 6ans niandry mba hahazo anzany visa France zany. Accordé ihany❤😊😊.
tena mampahery ana foana ty hira ty isakin'ny henoko. Tsara loatra!!!
THANK YOU GOD FOR YOUR SONG GLORY TO GOD
Tsara loatra lay hira. Tsara loatra ny Tompo!
Tena mankasitraka.. Latsaka ny ranomasoko. Tena nandalovako loatra dia nitamberina ilay izy. Tsara loatra. Deraina ny Tompo ❤
Tsara loatra ilay hira! Tena mahakasika ahy manokana..Amen
tsara be le hira ,ankafizko be mintsy Msôtr fa tonga ny hafatr nampitain,famila matok tsara fotsin mba hatonga ny fanirin izay angatahin! Mankasitrak be mintsy ô!
Tsara feo sady tsara be ilay tonon-kira sy feon-kira. Tsara ny midera ny Tompo.
Amena retsy a ! misaotra fa tsara be ilay hira ô !
Tsar lotr ny iranaoo 👌🏻👌🏻Tsara Ny tompo
amen . fa tsara ny Tompontsika
Hira tiako indrindra! Tena mifono ny Herin'i Tompo! Misaotra indrindra!!!
Tsara Jesosy
Tiko loatra !!!!!!
la video est tout simplement magique la voix aussi tout est #Perfect
Ho tanteraka tokoa anie izany ! ❤❤❤
Efa manana album ve dia aiza no mety ahitana zany
amen
Amen sister! Glory to GOD
Tsara tokoa !
Tsara ny Tompo!
Amen...merci
tsara be ilay hira!!! (fa mi-rouler R ianao indraindray nefa manao R tsotra tsara ianao indraindray dia manimba sofina kely ilay izy)
Tsara zany hira zany,
❤️❤️❤️❤️
amen!...
Merci
tsara lotra
ten marin zan,mil manan finoan fon f tsmaints tung aminw ze irinw ra araki n sitrapon Ray
Tu chante merveilleusement bien
Tiako be le hira indrindra fa ny hafatra ao anatiny
misaotra Jeso a
i came here looking for the NZ/Slovakian singer Henika lol.
Tsara be ilay hira
Tsara loatra ilay hira tena mampahery be mihitsy olay hoz eo foana Andriamanitra mihaino ny fitarainako.Ny zanako sy ny asan'ny tanako dia adidiko ihany
tsara eee
tsara be
Tsar l hira
Tena tsar l hir