FANGERENA ANKALAMANJANA

🤗SALAMANGA ROLAHY 🫡
🚨ADY AMIN'NY FANGERENA AN-KALAMANJANA💂
🤗Tadidio fa ny fahasalamana no voalohan-karena, nefa sarotra ny hahazahoana izany voalohan-karena izany raha sanatria ka feno loto ny manodidina anao.
🧑‍🚒Araka izany dia azo ambara fa tsy miara-dalana velively ny loto sy ny fahasalamana, tena mifanohitra mihintsy.
🤔Ny mahagaga nefa, tsapa amin'ny fiainana andavanandro fa ny ankamaroan'ny vahoaka dia te hanana fahasalamana, vatana tomady, nefa tsy te hiala amin'ny loto.
😱Ohatra ary songanina manokana amin'izany isika tia magery an-kalamanjana ireny, eny amorom-pasika indrindra indrindra.
🚨🫵Tadidio fa mandrora miatsilany isika tia manao izany,😓 raha te hahalala ny antony izany isika dia asaina amim-pitiavana ianao hanaraka ity TA.FA natao tao amorom-pasika Avaradrova Morondava ity.🤔
🤗MIHAINOA FINARITRA TOMPOKO 🙏
👉De l'Avant!💪

Пікірлер: 13

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere20243 ай бұрын

    Merci mon colonel am fampianarana Merci koa am foarovana voaoka ,

  • @jackomoch
    @jackomoch3 ай бұрын

    Izao mihintsy no ataony kolonely Ratsimandrava Eny ifotony ihany ! Bravo🎉🎉🎉🎉

  • @user-cj7nk9mj6g
    @user-cj7nk9mj6g3 ай бұрын

    Mankasitra be mon colonel, handroso ny firenentsika rah misy maika tahaka anao🎉💐

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany11923 ай бұрын

    Merci KOLONELY 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw3 ай бұрын

    Refa misy kabine tsy manao akalamanjana zahay

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w3 ай бұрын

    Tena mille ,merci .colonel ,maromaroa toa ,anao izao dia sambatra izahay vahoaka Malagasy,tena mahay mampitatra hafatra @ vahoaka.sambatra ity Tanindrazantsika,kay mba misy,zadary ,mifandray tsara a vahoaka..fa tsy toa sasany ,mamono @ Bobba climogene.

  • @andrianasoloyolande4653
    @andrianasoloyolande46533 ай бұрын

    Maromaro n'y tahaka anao kolonely.mankasitraka.

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany11923 ай бұрын

    Soa fianatra n'y ezaka ataonao Kolonely FANEVA mankasitraka Ary miirary soa ho anao hahavita bé ho an'i MALAGASY . Misaotra

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe50343 ай бұрын

    Mankasitraka bdb kolonely a. Tena tsara le fanantenana e

  • @alinerahantaniheriharimani513
    @alinerahantaniheriharimani5133 ай бұрын

    Zaho koa de anisany mankasitraka e raha misy maromaro tahaka anao ny mpitondra ny firenen ntsika de ho tany sambatra i Madagascar

  • @mariatecher8089
    @mariatecher80893 ай бұрын

    Micro mila hovana amizay tsy mikikika be fa tsara torohevitrany kolonely io .

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto5393 ай бұрын

    Mety loatra kolonely si chacun fait un peu tahaka anao dia lafatra i gasikara ,sady mampianatra no manala voly ny vahoaka fa tsy famiretana lava👍

  • @rakotorakotorahery
    @rakotorakotorahery3 ай бұрын

    5/5 😀