ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE JACQUELINE'
Manasa antsika am-pitiavana hanaraka eto ny ANTSAN-KIRA FIDERANA tanterahin'ny GROUPE JACQUELINE. Efa fantatry ny Maro ny Groupe Jacqueline noho ireo hira mandona ny fo izay ataony. Hampahery antsika anie ny fanarahana izao hira izao.
Пікірлер: 8
Makasitraka ee ! Tano mafy n'y satroboninah-tsika Mba tsy hisy hangalatra ee,velona ao @tompo Maty ao @tompo,n'a Maty aza Mbola hitsangan indray amen,merci 👑👑👑💖🇲🇬
Makasitraka tompoko,fa tsara e ❤❤❤😊
Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
mankasitraka indrindra, tena tsara
Ny Voninahitra de ho an'andriamanitra irery ihany, Amen.
Mankasitraka fa tena mivoka be mintsy ny son!!!!!!
Mankasitraka! tsara ny talenta avy @ Andriamanitra! maniry anareo hanao concert