Tsy Renao va ny feno'ny Ray(FFPM 359)

ZAFINDRAONY FLM 67ha
#malagasy #ffpm #flm #fihirana

Пікірлер: 14

  • @irenekhalil7239
    @irenekhalil72393 жыл бұрын

    Tiako loatra anie zany eh! Haleloia Deraina ny Tompo ary Voninahitra ho an Andriamanitra hatrany AMEN 🙏🙏🙏❤❤❤🙌🙌🙌❤❤👏👏👏

  • @vonymiarasoarabezandrina1075
    @vonymiarasoarabezandrina10753 жыл бұрын

    Tsy re nao va ny feon'Ny Ray ,mbola miantso antsika Izy manambitamby

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7zn4 ай бұрын

    ❤❤❤❤

  • @farafenosoarakotomanantsoa3648
    @farafenosoarakotomanantsoa36483 жыл бұрын

    Tsara kosa le zafidraony,tsara eeee!Misaotra ooo

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32652 жыл бұрын

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany😃❤️😃🙏

  • @zoanyandriantsehenoarison562
    @zoanyandriantsehenoarison5622 жыл бұрын

    Hafa hiany ny hira zafindraony,miavaka tokoa la mampahaysiahy ahy n'y eny Albanivohitray.

  • @Gilbert-sd8ob
    @Gilbert-sd8ob6 ай бұрын

    Anjarako sy anao ny sisa❤❤❤

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu39062 жыл бұрын

    Bravo Bravo ! 👍👍😅😅😅

  • @karimosolo3467
    @karimosolo34673 жыл бұрын

    Tsy renao va ny feon'ny Ray? Ry malahelo fo! Miantso hoe : "Avia, Avia, Modia hianao?" 2. Ny Rainao be fitiavana Hifaly aminao, Ka hanome malalaka, Raha hody hianao. 3. Na diso aza hianao, Mitebiteby koa, Ny Rainao ta-handray anao Ho sambatra tokoa. 4. Modia an-tranonao ary, Mahantra hianao; Tsy misy zava-tsoa aty Hahafa-po anao. 5. Ny voro-damba izay anao Hesorina aminao, Ka lamba tsara sy madio No hitafianao. 6. Mba maneke ny teniny Ankehitriny izao, Fandrao dia hisy loza re Hahatra aminao.

  • @claudinemalala7458
    @claudinemalala74583 жыл бұрын

    Modia ianao

  • @ravonjiarisonnasandratra4775
    @ravonjiarisonnasandratra47753 жыл бұрын

    Soa

  • @zoanyandriantsehenoarison562
    @zoanyandriantsehenoarison5623 жыл бұрын

    Hafa.hia'y izany hira zafindraony izany, ma te hijery

  • @rakotondradanymamitianar.j2969
    @rakotondradanymamitianar.j29694 жыл бұрын

    Mahafinaritra!! Mankasitraka tompoko.

  • @miarantsoarakotoalijaonaha6374
    @miarantsoarakotoalijaonaha63743 жыл бұрын

    Tena mahafinaritra sady tsara éry misaotra anareo e