Toriteny Nenilava (ampahany1)

Toriteny nataon'i Volahavana Germaine na Nenilava
Raki-peo nalaina tamin'ny fankalazana ny Jobily faha 50 taona sy faha-60 taona tobin'Ankaramalaza
Hitako ilay audio dia zaraiko aminareo mba haheno an'izany hoe Nenilava izany isika rehetra.
Tamin'ny bande magnetique angamba no nakana an'io feo io.
Vitsy amin'ny ankizy aty aoriana no mahafantatra an'izany Nenilava izany.

Пікірлер: 61

  • @lalaochababy1759
    @lalaochababy175911 ай бұрын

    Omeo fahendrena sy fo feno fandeferana aho Jesosy. Amen!

  • @natanarandriamanakasy7406
    @natanarandriamanakasy7406 Жыл бұрын

    Misaotra Ray Amandreny Nenilava! Nahazo afatra mafonja mbola vonihitra ho anao Jesosy velom' belona ny fanahiko zay efa saika kivy!amen🙏

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega17466 ай бұрын

    Aleloiaa tsara jesosy misaotra jesosy fa mbola maheno fampianarana njay mila fanampinao za jesosy mba oafaka reo fazarandratsy mbola mamatotra ana reo jesosy te hoafaka 😢😢😢❤❤❤

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa65577 жыл бұрын

    Amen,Dera sy Laza Voninahitr hoan Andriamanitr irery,isaoran lehib anie ny Tompo, mangatak aminao aho Tompo mba omeo Famindra po sy Fahendrena ary Fitiavan,izay no zava dehibe@Fiainako Amen

  • @florentinfahamaro5378
    @florentinfahamaro53787 жыл бұрын

    ef ela no naniriako ny haheno ny feon'i Nenilava fa androan aho nataon'i Jéhovah naheno azy ihany isaorana anie Andriamanitra.amen

  • @milinarazanakoto6652
    @milinarazanakoto66527 жыл бұрын

    Jesosy ô misaotra Anao fa nambaranao ny fitiavanao ary mba hitia ny namanay koa izahay, ary hahay hizara ny fitiavanao. Amen

  • @juliazanarisoa6683
    @juliazanarisoa66836 жыл бұрын

    Mifona aho Tompo fa tsy nanoa ny sitrakao fa manota.Afaho aho JESOSY o,mba hiala amin'ny tsy fahamarinako rehetra.Amen

  • @gondwanalaurasia679
    @gondwanalaurasia6796 жыл бұрын

    : "...Mama VOLAHAVANA Germaine na MAMA NENILAVA (1918-1998) dia Raimandraneny Fifohazana nasain'i JESOSY KRISTY, ZANAK' ANDRIAMANITRA, MPANJAKAN' NY MPANJAKA SY TOMPON' NY TOMPO, nanàngana ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA (1941) eo anivon' ny Fiombonamben' ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara (FFPM), mba hahatonga ny olona marobe HIBEBAKA sy HANDRAY ny FAMONJENA ao amin'i JESOSY KRISTY ary HANDOVA NY FANJAKAN' NY LANITRA. Izy dia mpitoriteny matanjaka, nanampy ny mahantra sy ny sahirana ary ny kamboty,Izy dia efa NAMPIAKARIN' ANDRIAMANITRA IM-PITO any amin' ny FANJAKAN' NY LANITRA, ary nampianarin'i Jesosy Kristy mivantana ny SORATRA MASINA sy TENIM-PIRENENA ROAMBINIFOLO (12). Efa nentin' i Jesosy Kristy nitory ny FILAZANTSARA manerana an'i MADAGASIKARA izy ary hatrany am-pitandranomasina (Etazonia, France, Norvezy, ...) ary efa nihaona tamin' ny MPANJAKA OLAV, MPANJAKAN' NY FANJAKAN' ANDRIANA tany NORVEZY. Izy dia NIRESAKA TAMIN' I JESOSY KRISTY MIVANTANA ary olona an'alina no nozarain' i Jesosy Kristy ny TENIN' ANDRIAMANITRA manokana, tamin' ny alàlany sy nentiny am-bavaka. Anisan' izany ireo mpanompon' Andriamanitra ho lasa Evanjelistra, Diakona, Loholona, Mpiandry, Katekista, Pastora sy Mpitandrina, Docteurs en Théologie, Eveka, Kardinaly Katolika, Mpitondra firenena ary ny sisa maro tsy voatanisa. Ary EFA NASEHON' I JESOSY KRISTY AZY MIALOHA NY TENIN' ANDRIAMANITRA SY NY ZAVA-DEHIBE REHETRA HITRANGA ETO MADAGASIKARA SY MANERANTANY, alohan' ny hiverenan'i JESOSY KRISTY TOMPO. Dia ho an' ANDRIAMANITRA irery ihany ny Voninahitra..." (Loharano: Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA, Docteur en Théologie, PhD, Filohan' ny Fiombonamben' ny Ampanjaka eto Madagasikara).

  • @ruru6672
    @ruru66725 жыл бұрын

    Andriamanitra ooo tsilovy ny sainay

  • @mamala5498
    @mamala54983 жыл бұрын

    Omeo fahendrena aviany ambony aho Jesosy🙏🙏

  • @MsRamyo
    @MsRamyo8 жыл бұрын

    Tahirizo ho Azo nio aho Jesosy .amen

  • @violettefanomezantsoaviole1438
    @violettefanomezantsoaviole14387 жыл бұрын

    JESOSY Tompo ô olona meloka tokoa aho sady tsy mendrika atao hoe Zanakao mihitsy aho ka aza ny fahotako @ fatanorako no tsaroanao; indro aho Tompo manolotena HOANAO raiso aho Jesosy. Tiako hanao ny sitrakao arovy ny fanihiko mba tsy ho very fa mba hahihaonana Aminao @fiainana mandrakizay . vonona hanompo anao aho @saiko.,fanahiko, heriko mbamin zay ananako rehetra Omeo aho ny Fanahy Masina hitarika ahy.

  • @ninuhonorine3721

    @ninuhonorine3721

    6 жыл бұрын

    Amen !

  • @norianoria924

    @norianoria924

    6 жыл бұрын

    Amen

  • @todorhasslermampiandranosy8502
    @todorhasslermampiandranosy85024 жыл бұрын

    Jesosy no deraina.Ho azy irery ny voninahitra!

  • @jennicadilovasoajennic1389
    @jennicadilovasoajennic13894 жыл бұрын

    Afaho am fangejana aho Tompo ô

  • @gasimafonja1
    @gasimafonja13 жыл бұрын

    Hazony amin'ny tananao ny tanako Jesosy o! aza mahafoy na mahasaraka ahy Ianao Jesosy malala o! amorony fo madio aho! tovozy hery amin'ny Fanahy Masinao aho hanana fanetren-tena sy fahendrena ary fitiavana! ary ataovy velona mandrakariva ny finoana ato anatiko Jesosy malala o! Anao irery ny Voninahitra mandrakizay mandrakizay! amena!

  • @mendrikajaratefinanahary5181
    @mendrikajaratefinanahary51817 жыл бұрын

    Misaotran'Andriamanitra fa miteny amin tsika noho ny fitiavany antsika Misaotra anao koa nizara fa mba maheno ny feo Mama Nenilava

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda86796 жыл бұрын

    Mifona aho JESOSY fa mpanota, omeo fahendrena aho TOMPO. Amen

  • @stephanoellebon1084
    @stephanoellebon10844 жыл бұрын

    Mamindra fo amiko jesosy ô amen

  • @christopherandriamampianin5052
    @christopherandriamampianin50523 жыл бұрын

    omeo fahendrena zay jesosy ary ampianaro manaiky zay tompo malala o aamen

  • @mamyodetterazafitsiatosika1938
    @mamyodetterazafitsiatosika19386 жыл бұрын

    JESOSY MALALA o! tafio ny fahamasinanao sy ny fitiavanao aho mba ahafahako mandeha araka ny sitraponao!

  • @norianoria924
    @norianoria9245 жыл бұрын

    Misaotra anao aho jesosy !

  • @norianoria924
    @norianoria9245 жыл бұрын

    Misaotra anao aho jesosy Kristy tompo ...o !

  • @nagninignaymacherybah9990
    @nagninignaymacherybah99905 жыл бұрын

    Amen

  • @patriciaharitina1914
    @patriciaharitina19148 ай бұрын

    🥰🥰🥰🥰🥰

  • @a30white47
    @a30white474 жыл бұрын

    🙏🙏🙏

  • @nancianancia8339
    @nancianancia83395 жыл бұрын

    tompo ô omeo fo mahay mandefitra aho 🙏🙏🙏

  • @sambihevinyramana4357
    @sambihevinyramana43577 жыл бұрын

    misaotra anao Jesosy

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda86795 жыл бұрын

    Omeo fahendrena aho JESOSY Ô. Amen

  • @lalasoaralalarivelo6385
    @lalasoaralalarivelo63855 жыл бұрын

    misaotra Jesosy oh !

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux66144 жыл бұрын

    Amen jesus 🙏

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel7 жыл бұрын

    Tsy voninahitra no hilaiko Jesosy, fa ny fitiavanao ahy, ary ny hanomezanao ahy fo feno fahatahorana anao

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky62388 жыл бұрын

    misaotra an ANDRIAMANITRA lehibe aho mahano ny toritenin i nenilava

  • @huguetterakotoarivony7838
    @huguetterakotoarivony78385 жыл бұрын

    misaotra Jesosy o fa mbola miteny aminay foana ianao na dia tsy mendrika izany az izahay

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy5 жыл бұрын

    Jesosy malala o Mangataka famindrapo Dia ny anafahanao ahy aminy fahotako, fa Ianao Tsy hiantso ny marina fa ny mpanota hibebaka

  • @riyar7991
    @riyar79917 жыл бұрын

    Great Tompo.o.tafiofahendrena.aho.ary.tafio.hery.manoloana.ity.fitadiambola.izay.ataoko.ity.ny.volahazo.avy.aminizany.dia.hidesigny.husers.by.h

  • @maminirinadorethine4719
    @maminirinadorethine47196 жыл бұрын

    Misaotra Andriamanitra aho fa mbola naheno ny toriteny Nenilava

  • @joharyandrianandrasana642
    @joharyandrianandrasana6422 жыл бұрын

    Mifona Jesosy oh!

  • @rakotonirinafiadanana4529
    @rakotonirinafiadanana45297 жыл бұрын

    misaotra Jesosy

  • @societefanalamangasa1405
    @societefanalamangasa14056 жыл бұрын

    Tena faly be ny foko sy ny saiko raha nandre ny toriteny izay nataon'i Nenilava ary torotoro be ny fanahiko manoloana ny fanehoany ny fitiavan'i Jesosy ny olon-drehetra indrindra fa ny mpanota.

  • @imanuelaave5243
    @imanuelaave52436 жыл бұрын

    An ankaramalaza zay . @ vina ndray vo ho an

  • @mialisoarakotonirina5089
    @mialisoarakotonirina5089 Жыл бұрын

    Misy zavatra iray tiako be sy mikasika foana ny foko ato anatin'ity toriteny ity mahatonga anah miverina mihaino ato foana. Ilay hoe Jesosy dia tsy manozongozona ahy fa manambitamby ahy moramora hanantona azy. Isaky ny tady ho kivy aho dia io foana no ataoko ao antsaiko

  • @rasalielydia7797
    @rasalielydia77976 жыл бұрын

    jesosy o iano mafatadra zavadrehedra mamelahay iano amizay tsimety natoko amène

  • @norianoria924

    @norianoria924

    5 жыл бұрын

    Amen

  • @edwinnedmada9192
    @edwinnedmada91928 жыл бұрын

    voninahitra ho an'Andriamanitra rery ihn .misaotra tompo ô

  • @norianoria924

    @norianoria924

    5 жыл бұрын

    Misaotra Jesosy Kristy !

  • @claudiahoumadi1595
    @claudiahoumadi15958 ай бұрын

    Amen 🙏🏽 🙏🏽

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise98816 жыл бұрын

    Ekeko ny toroteny nataony Neny lava io ny dadabeako no tena votom pinona taminy ary hitako fa tena olona marina izy nino ny teny ny soratra masina misaotra betsaka anareo tompoko nizara taminay ity tantara mimpetraka ity.

  • @rasoamalalaclarisse7476

    @rasoamalalaclarisse7476

    5 жыл бұрын

    Mifona aminao aho Jesosy fa tsy nahay nankato ny teninao, varimbarina @zao fiainana zao, koa mangataka aminao aho Jesosy ny hamelanao ny heloko, ary tafio ny herinao tanteraka aho , ary raiso aho sy ny ankohonako ary ny fananako rehetra ho anao sy hanjakanao, dia mba ho Ianao irery no ho Andriamanitro, sy ho Mpanjakako ary ho tompon'ny Foko.Misaotra Jesosy.

  • @lalaandriamaninavalonaraja8718
    @lalaandriamaninavalonaraja87187 жыл бұрын

    Momba anay ry Tompo

  • @riyar7991
    @riyar79917 жыл бұрын

    Tompo.olo.tsimendrika.aho.monoloana.ity.fahatanorako.mamelaheloko.ary.mamindrafo.amiko.amen.marozandry.flomene

  • @rakotonirinafiadanana4529
    @rakotonirinafiadanana45297 жыл бұрын

    misaotra JEsosy

  • @sophiaursula5462
    @sophiaursula54627 жыл бұрын

    Misaotra anao aho jesosy noho ny nanomezanao ahy ny teninao masina. Aoka mba hiainako izany teninao izany, hahaizako mamela heloka sy hanao ny asanao na aiza na aiza no misy ahy. Mialoha lalana ahy jesosy ary aza mandao na mahasaraka ahy. Mitahia ny olombelona rehetra, taomy ao anatin'ny valan'ondrinao izay mbola tsy manaradia anao. Ary ampahafantaro anay Tompo ny fitiavanao. Dia ny voninahitra ho anao irery ihany izay hatraminy taloha indrindra ka ho mandrakizay. Dia aminy anaranao i jesosy kristy avy any Nazareta no angatahako sy ametrahako izany vavaka izany. Amen

  • @andrianirinafiderana1645

    @andrianirinafiderana1645

    4 жыл бұрын

    Amen

  • @andrianirinafiderana1645

    @andrianirinafiderana1645

    4 жыл бұрын

    Misaotranao jesosy

  • @NoelineTAHAFE-uu2mp
    @NoelineTAHAFE-uu2mp7 ай бұрын

    Ĺ

  • @maitrendrina0405
    @maitrendrina04052 жыл бұрын

    Misaotra @ fanaparitahana an'io fa tena ilain'ny rehetra aty aoriana

  • @maitrendrina0405

    @maitrendrina0405

    2 жыл бұрын

    Amin'izao ankehitriny izao vao tena maniry mafy ny hahare sy hihaino izany, ka misaotra an'Atra ny mbola nahafahana nihaino io feony nalefanao fa mbola tany aheno izany aho,, ka dia mankasitraka anao, Atra manan-kar-pahasoavana hamaly soa anao

  • @rakotonirinafiadanana4529
    @rakotonirinafiadanana45297 жыл бұрын

    misaotra Jesosy

  • @norianoria924

    @norianoria924

    3 жыл бұрын

    Mamela heloko tompo....o !

Келесі