🌟♐Toriteny N°55 : Pasteur Tovo : Ny Fanahy Masina♐🌟

🌟♐Toriteny N°55 : Pasteur Tovo : Ny Fanahy Masina♐🌟
Andalan-tsoratra masina nampiasaina
‼️👉 Fanahy Masina irahin'ny Ray @anarako : Jaona 16.7
‼️👉 Ny Fanahy Masina ihany no mahay mampanaiky fa Jesosy no Tompo : IKor 12.3
‼️👉 Ateraky ny rano sy ny Fanahy : Jaona 3.5-6
‼️👉 Tsy ny teny tsy fantatra no famantarana ny Fanahy Masina : IKor 12.30
‼️👉 Miara-milaza @fanahintsika fa zanaka isika : Rom 8.16
‼️👉 Ateraky ny Teny : IPetera 1.23
‼️👉 Izay manana ny Fanahin'i Kristy irery no Azy : Rom 8.9
‼️👉 Ilay Fanahy izay nanangana an'i Jesosy t@maty : Rom 8.11
‼️👉 Ao @Jesosy ny fahafenoan'Andriamanitra rehetra : Kolosiana 2.9-10
‼️👉 Batisan'ny Fanahy Masina : Matio 3.11
‼️👉 Ny Fanahin'ny Rainareo no hiteny : Matio 10.18-20
♻️〽️Manaraha finaritra ary!
🙃Manasa anao koa hanaraka ireo 63 hafa ankoatra ity, cliquénao ftsn ity lien ity azafady
page.pasteur.tovo/videos/

Пікірлер: 10

  • @user-ih8hm6dw7o
    @user-ih8hm6dw7o10 ай бұрын

    AMEN ❤🙏

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie80603 жыл бұрын

    Kkkkkk Misaotree betsaka pasteur amen

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie80603 жыл бұрын

    Zany matsy pasteur, Amen

  • @vallyravalomanana7873
    @vallyravalomanana78736 ай бұрын

    Midera sy misaotra anao aho Ray oh!! Faly loatra aho nataonao naheno ito fampianarana ito.

  • @marieraissaherivola9971
    @marieraissaherivola99713 жыл бұрын

    Voninahitra ho anAtra🙏🙏, mankasitra ndrindra eee

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana29563 жыл бұрын

    Ameeeeeeeeeeeen 💪

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana29563 жыл бұрын

    Misaotra fa Fahamarinana ,tahin'i Andriamanitra

  • @jozoly
    @jozoly4 ай бұрын

    Miarahaba anao Pasteur , art MBA AZAVAO HOE NY AO AMIN'NY " 1 KORENTIANA 14"( fireny tsy fantatra) azafady indrindra.

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana29563 жыл бұрын

    Mbola mila délivrance vé ny olona manana ny Fanahy Masina?

  • @drochsler
    @drochsler3 жыл бұрын

    Hono oa Pasteur le ao amin'ny asa 8 tany samaria. Oviana no nandray ny Fanahy Masina ireo niova fo? Taloha sa taorian'ny nahatongavan'i Petera sy Jaona? Misaotra mialoha.