FANAHY O MIDINA IANAO....GROUPE BA

Пікірлер: 68

  • @olirandriamanantsoa9257
    @olirandriamanantsoa92577 жыл бұрын

    TSARA BE NY HIRA. SADY MAOTONA BE NY FOMBA FITAFIN'NY MPIHIRA. VONINAHITRA ANIE HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY. AMEN

  • @ludmilamariarazanakotoniri9013
    @ludmilamariarazanakotoniri90138 жыл бұрын

    comment saurais- je vivre si l' Esprit Saint ne me guide pas? je serai vulnérable et pathétique sans Lui! Que l' humanité puisse être comblé par ton Esprit Seigneur mon Dieu! Ainsi soit- il!

  • @tsoaramiandrisoa6817

    @tsoaramiandrisoa6817

    6 жыл бұрын

    O

  • @kathyh.1720

    @kathyh.1720

    2 жыл бұрын

    Amen.

  • @rajs6744
    @rajs67449 жыл бұрын

    Mbola hiasa mahery ao anatinareo atrany anie ny Fanahiny Masina afahanareo mizara fifaliana sy faherezana ho an'ny hafa toy izao. Ho fitahiana ho an'ny tanora anie ianareo. Aza miova!!!

  • @miaryntsoa3473
    @miaryntsoa34738 жыл бұрын

    Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo.

  • @FENOSOAKELY
    @FENOSOAKELY10 жыл бұрын

    TSARA BE RANKIZY ny hiranareo ! merci ! mazotoa mideran'Andriamanitra " Mihirà ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan-andro isan-andro ny famonjeny mahafaly " (1 Tantara 16 : 23) ,KOA " Aoka ny tenin’ i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin’ ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin’ ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin’ ny fahasoavana ao am-ponareo ho an’ Andriamanitra."(Kolosiana 3 : 16) AMEN !

  • @ninie93190
    @ninie9319010 жыл бұрын

    Misaotra.Mampahery ahy aty an tany lavitra aty ny hiranareo.Ny Tompo znie hamoitombo ny talenta nomeny anareo ho voninahiny sy hitondra olona ho eo Aminy.Misaotra indrindra

  • @nirinarabehajainaandrianja1329
    @nirinarabehajainaandrianja13298 жыл бұрын

    Mila anao isan'andro isan'andro zahay Fanahy Masina o!

  • @mirabellechris1315
    @mirabellechris13157 жыл бұрын

    tena mila anao ny fiainako FANAHY MASINA, mila le torolalana tsara av amnao mila anao

  • @raharimalalatsilavinakanto5760
    @raharimalalatsilavinakanto57609 жыл бұрын

    Izao tontolo izao dia anjakan n fanahy ka tsara raha ny FANAHY MASINA no miaraka aminao na aiza na aiza,hanampy anao Izy @ fijoroana @ sitrapon Andriamanitra,Azonao atao mihintsy no mangataka azy @ ftona rehetra fa zay mangataka dia omena.

  • @manalinasitrakaromeoandria9464
    @manalinasitrakaromeoandria94649 жыл бұрын

    tsy hain'olona atao hain'Andriamanitra atao ,anao ny hery ,ny lanitra no seza fiadriananao ny Tany no fitoera Tomgotrao ,merci bcp soeur et frere ,itany Tompo io é (zaimé)

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda86798 жыл бұрын

    Mila anao mafy de mafy aho Fanahy Masina ooooo Amen

  • @LarissaRakotozandry
    @LarissaRakotozandryАй бұрын

    Mankasitraka!

  • @RazakaharisoaClarasedran-uj2vd
    @RazakaharisoaClarasedran-uj2vd6 ай бұрын

    Amen

  • @elieroblin7678
    @elieroblin76783 жыл бұрын

    Milanao aho FANAHY MASINA ô oo

  • @grace87rdn66
    @grace87rdn66Ай бұрын

    Tiko ito hira ito. Tena vavaka tokoa ❤❤❤❤ 2024

  • @mandresyblue1570
    @mandresyblue15708 жыл бұрын

    tsy vitan'ny herinay na ny volanay tokoa ny fiainanay fa mila anao izahay

  • @ralalatianahafaliana4858
    @ralalatianahafaliana48589 жыл бұрын

    mila anao izahayFanahy Masina o!hitari dalana anay!ny herinao irery iany tokoa no mampandresy anay...tsara be ilay hira fa mankasitraka indrindra

  • @judirasoarimalala2648
    @judirasoarimalala26487 жыл бұрын

    tss mavita inun aho rh tss eo ianao Tompo ô Amen

  • @user-je4kc2ne2n
    @user-je4kc2ne2n7 ай бұрын

    Mila hery avy aminao aho Tompo ooooohhhh🙏🙏🙏

  • @ramilisonnirinahasina4080
    @ramilisonnirinahasina40807 жыл бұрын

    Tsy mahefa n'inona n'inona aho raha ts eo ianao!

  • @jocelynerakotondrasoa5846
    @jocelynerakotondrasoa58468 жыл бұрын

    fanahy masina o tena ilaiko ilaiko ianao

  • @jeanlucmerlo3068
    @jeanlucmerlo306810 жыл бұрын

    Nous avons besoin de toi Cher Saint Esprit Saint de Dieu, viens, pardonne et réveille ton peuple, amen

  • @youribelahy5951

    @youribelahy5951

    7 жыл бұрын

    WARREN

  • @lareinesiera4540
    @lareinesiera454010 жыл бұрын

    tena mafinaritra be io hira amen

  • @auziaauzia17
    @auziaauzia175 жыл бұрын

    Mila Anao izahay FANAHY MASINA o isan'andro AMEN

  • @faralalainalai4566
    @faralalainalai45662 жыл бұрын

    Fenoy tanteraka aho, rakofy ny herinao aho andeha tsy ho reraka Fanahy

  • @r.f.k728
    @r.f.k7283 жыл бұрын

    Tena mila anao aho Jesosy o. I am nothing without You.

  • @manuellarandrianirina547
    @manuellarandrianirina5477 жыл бұрын

    Marina izany Fanahy Masino oo!! tena mila Anao n'y tontolom piainako ary ra mandresy aho Ray o dia noho Ianao!!

  • @eugeniemanitra8565
    @eugeniemanitra85654 жыл бұрын

    Misaotra betsaka e❤️❤️❤️❤️❤️, mila henoina isanandro2

  • @manitrarene
    @manitrarene5 жыл бұрын

    Tsara be ny Hira ! Tonon-kira mampahery be ! Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra

  • @lantohasinacleryrabemanant4030
    @lantohasinacleryrabemanant40303 жыл бұрын

    Tsy mahefa n'inona(2×) aho raha tsy eo Ianao❤ Tsara loatra ❤🥰🥰

  • @heidansue6887
    @heidansue68874 жыл бұрын

    Tsy adinoko mandrakizay ....dédicace mamy be ho anireo namana Linah, Fanja, Miora et Harisoa.

  • @hantavololoniaina1914
    @hantavololoniaina19147 жыл бұрын

    Tsara be !tena mankahery

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance80969 жыл бұрын

    Mamenoa ahy Fanahy Masina o !

  • @larissahelene7590
    @larissahelene75904 жыл бұрын

    Amen jesosy ah 🙏💞

  • @solomamy
    @solomamy9 жыл бұрын

    Mitomboa amin'ny fahasoavana, fa ny Tompo momba anreo

  • @lhfa1468
    @lhfa14683 жыл бұрын

    🙏🙏

  • @rakotozananyandrianarisoa5488
    @rakotozananyandrianarisoa54885 жыл бұрын

    Tena mila anao ny tontolom-pinanay mianakavy, tsy mahefa n'inona n'inona izahay raha tsy eo ianao! misaotra Tompo ô!

  • @groupba-frommadagascar2936
    @groupba-frommadagascar29367 жыл бұрын

    MANKASITRAKA BETSAKAAA OOH

  • @zgirls4786
    @zgirls47865 жыл бұрын

    Love love beeeeee

  • @jhennieandreah4538
    @jhennieandreah45386 жыл бұрын

    Misaotra groupe BA fa tena tsara hira fiderana

  • @nissyandriann3322
    @nissyandriann33226 жыл бұрын

    miadana aho miaraka Aminao Jesosy Tompoko

  • @sarahmamitiana4831
    @sarahmamitiana48317 жыл бұрын

    fanahy Masina midina aty aminay

  • @haingomampiononarakotomala4580
    @haingomampiononarakotomala45808 жыл бұрын

    tena milanao tanteraka ny fiainako Tompo a!

  • @user-dd1cy4yx8g
    @user-dd1cy4yx8g8 ай бұрын

    Tiko ianao Jesosy a! Mila ànao tokoa n'y fiainako

  • @raveloarimananarabearisoaz6653
    @raveloarimananarabearisoaz665310 жыл бұрын

    hitombo hatrany anie ny talentanareo hiderana an'iTompo @anaran'iJesosy!

  • @Ema-mi7tx
    @Ema-mi7tx9 жыл бұрын

    Tena tiko io hir io indrindra ref i pasteur haja ambalapaiso no mitarika n fotoan.te hiakatr velona mints e.maniry n hihaon ref vita ny asa aty antany lavitr aty .amen****Julie Emma**** ihany e

  • @rabaryandre8519
    @rabaryandre85192 жыл бұрын

    🙏 merci beaucoup mampahery

  • @NatouRnrl-jc7lt
    @NatouRnrl-jc7lt10 ай бұрын

    Mila anao tokoa aho eo amin'ny fiainako ry Fanahy Masina

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma97676 жыл бұрын

    Tsy mahef ninona aho Tompo Rh tsy eo enao

  • @mbininardrdram3474
    @mbininardrdram34743 жыл бұрын

    mila anao zay fanahy masina a!

  • @harryrandria782
    @harryrandria7827 жыл бұрын

    alleluia

  • @ravelojaonarenette9740
    @ravelojaonarenette974010 жыл бұрын

    tena tiako be tsisy otrizany ny hiranareo efa henoko foana tao @ Radio Miara manompo fa zay aho vo nahalala ny groupe BA nareo, mavità be am asa fitoariana , de mirary soa be de be !

  • @itschristina6814
    @itschristina68148 жыл бұрын

    milanao za jesosya

  • @fleuristeamada7776
    @fleuristeamada77763 жыл бұрын

    😍😍

  • @lovasoahajanirinaandrianai2162
    @lovasoahajanirinaandrianai21629 жыл бұрын

    TSARA MIDERA NY Tompo ! Amen

  • @aitimrabesonatra3873
    @aitimrabesonatra38738 жыл бұрын

    raha mandresy aho dia noho ianao Jesosy !!!!!

  • @tantelynirina6054

    @tantelynirina6054

    5 жыл бұрын

    Mila Anao aho Fanahy Masina o, ny herinao no heriko sy afaka hitodra ahy lavitra ka hamoadresy ahy. Fenoy Anao aho. Amen

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran14254 жыл бұрын

    😍😍😍😍😍

  • @larriza2958
    @larriza295811 жыл бұрын

    tsara bé ny hira nareo!!!

  • @mevatiamananjafy6311

    @mevatiamananjafy6311

    6 жыл бұрын

    Tena mila Anao ny tontolompiainako FANAHY MASINA

  • @voahangyraharinirina4708
    @voahangyraharinirina47082 жыл бұрын

    Télécharger music tel

  • @lydieranarison3865
    @lydieranarison38653 жыл бұрын

    87,

  • @hantasoamitoetra3063
    @hantasoamitoetra30636 жыл бұрын

    Tena mila anw n Totolompiaink Jesosy ô

  • @sidelasidela1019
    @sidelasidela10196 жыл бұрын

    Tena mila anw tontolo mpienako jesosy ô mapitehodee

  • @mandresyblue1570
    @mandresyblue15708 жыл бұрын

    tsy vitan'ny herinay na ny volanay tokoa ny fiainanay fa mila anao izahay