TGC - Aleloia

Музыка

Aleloia par TGC Extrait Live Palais des sports 2015

Пікірлер: 11

  • @benjaminandrianoelison8647
    @benjaminandrianoelison8647 Жыл бұрын

    Aleloia ! Velona Jesosy, deraina mandrakizay ny Anarany ,Mpanjaka tsy toha indrindra ,sady masina ...

  • @domohinamahefarandriantsoa7165
    @domohinamahefarandriantsoa71658 жыл бұрын

    Aleloia! Omena Azy irery ny voninahitra mandrakizay! Amen

  • @tahirydanielson952
    @tahirydanielson9526 жыл бұрын

    Ny Voninahitra dia ho An'Andriamanitra irery ihany. Amen

  • @tinasoa3335
    @tinasoa33353 жыл бұрын

    Amen voninahitra ho Andriamanitra tsara Izy

  • @alidarandriavonona4901
    @alidarandriavonona49018 жыл бұрын

    ma fana be ilay izy

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj86905 жыл бұрын

    Amen!!!!

  • @raharimalalavoadisoa9049
    @raharimalalavoadisoa90497 жыл бұрын

    tiko loatra le hira fiderana. tena misy herin'ny fanahy masina mitsy mameno rehefa manao @ fo Misaotra an Jesosy de misaotra anareo ihany koa. tahin Tompo dia mahareta h@ farany. fa izay maharitra h@ farany no ho vonjena.

  • @andriamiavoniaina
    @andriamiavoniaina8 жыл бұрын

    Mba andefaso an'ilay MANDINIHA koa raha mba misy azafady.

  • @pelletjosephine4755
    @pelletjosephine47553 жыл бұрын

    Amen TOMPO o! DORIS

  • @hervelala4441
    @hervelala44413 жыл бұрын

    TSARA LOATRA? DERAINA JESOSY

  • @tinahfanomezantsoa6781
    @tinahfanomezantsoa67815 жыл бұрын

    tsara loatra lehibe loatra ilay Andriamanitra