TGC Live - Haleloia hosana

Concert TGC au CCI Ivato, produit par Miritisoka, réalisé par Ymagoo, le DVD bientôt en vente.

Пікірлер: 10

  • @ntnking7100
    @ntnking71006 жыл бұрын

    Gloriaa!!!

  • @dollyratsimba3666
    @dollyratsimba36663 жыл бұрын

    le aponga mahafinaritra

  • @ramahita7117
    @ramahita71177 жыл бұрын

    Mankasitraka é!!

  • @ntnking7100
    @ntnking71006 жыл бұрын

    Milay

  • @stephanenatanaandriamanant2312
    @stephanenatanaandriamanant23127 жыл бұрын

    te ihira be za zany vo maheno anle hira an

  • @ericminahramananjato2654
    @ericminahramananjato26546 жыл бұрын

    Mahay zavatra ilay Cynthia ka So mba misy manana contact azfd. Merci!

  • @discipleofmashiah26
    @discipleofmashiah267 жыл бұрын

    Lafo loatra ilay tenin'Andriamanitra , Fa maninona no tsy maintsy amidy foana ilay filazantsara??? NAHAZO MAIMAIMPOAN AOKA IZARA MAIMAIMPOANA , mino a fa t@ apostoly nitory tsy nisy nitaky vola na nivarotra fa tena maimaimpoana daholy na ny fanajakan'ny lanitra aza , JESOSY TSY MILA VOLA FA NY FONAO NO ILAINY , MIOMANA FA HOAVY JESOSY MIBEBAHA. aoka izay ilay mivarotra filazantsara .

  • @Bellafaniry

    @Bellafaniry

    6 жыл бұрын

    Carol Ralandison Marina be

  • @Arison14

    @Arison14

    6 жыл бұрын

    ireo olona miasa mandray feo, sy tekinisianina mikarama hivelomany, ny vidin-jiro koa mbola haloa @ Jirama, eny na ny fivezivezen'ny mpikambana, fanaterana isaky ny avy manao fandraisam-peo koa mbola manginy fotsiny. Tsy misy manome lasantsy gratuitement. Izaho manokana tsy manisy olana @ ilay mivarotra ilay horonam-peo na horonan-tsary satria hoentin'ilay mividy azy hozarainy @ manodidina azy koa; ny mpihira toy itony matetika tsy mba misy subvention toy ny Baiboly fa miasa irery. Iza moa no tsy te-hizara maimaim-poana saingy tsy ankasitrahan'Andriamanitra raha hamono tena

  • @jemjem8461

    @jemjem8461

    4 жыл бұрын

    De ndana enao miteny am resevera refa mandeha bus hoe handeha hitory ny filazantsara a hoe fa tsy handoa frais .