Tantara gasy --- Tantara RDB👉🏻👉🏻Sampanan-dalana

Ойын-сауық

Tantara gasy: Tamberina tantara RDB.
Indray mihaino.
Somary ratsiratsy ny feo 😕! afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy

Пікірлер: 43

  • @yvettebeatrice472
    @yvettebeatrice4723 жыл бұрын

    Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏽👍🏾🇲🇬🎧🥰🎧🥰🎧🇬🇧

  • @poudjah125
    @poudjah1253 жыл бұрын

    Misaotra fa tsar be🥰❤️❤️

  • @dohertinahrahandriniaina8551
    @dohertinahrahandriniaina85513 жыл бұрын

    Misaotra e❤😀😀

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande79533 жыл бұрын

    Mankasitraka Tompoko 🇲🇬💖!

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich3 жыл бұрын

    Misaotra rea fa mahate ho tia miheno lay tantara. 🌷❤

  • @ntsoavina
    @ntsoavina3 жыл бұрын

    Izaho vao RDB dia tenafaly be foana. Ity kosa dia tiko avy hatrany 😍😍😍

  • @ainachumun1322
    @ainachumun13223 жыл бұрын

    Mankasitraka hatrany eh 🙏🙏

  • @mariachantale8760
    @mariachantale87603 жыл бұрын

    Msaotra atrani ndray 🙋‍♀️❤🎧

  • @sergiachawwacell7458
    @sergiachawwacell74583 жыл бұрын

    Tohizo fa tsara 😘❤❣❣

  • @gislainerazana8005
    @gislainerazana80053 жыл бұрын

    Misaotra betsaka o tsara be zavamisy tokoa ireny e🙏🙋‍♀️❤❤❤❤

  • @sylvierazafindranoro2553
    @sylvierazafindranoro25533 жыл бұрын

    Vao ihaino

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie31323 жыл бұрын

    Misaotra nizara e ❤🇲🇬

  • @ramanandraisoahantarakotom6388
    @ramanandraisoahantarakotom6388 Жыл бұрын

    Mankasitraka nizara ❤❤❤

  • @razanamarinafregeline3751
    @razanamarinafregeline37513 жыл бұрын

    Misaotre ee

  • @marielesage370
    @marielesage3703 жыл бұрын

    Misaotra betsaka tompoko miandry ny tantara vaovao indray ❤❤

  • @ahmedhahmedh1818
    @ahmedhahmedh18182 жыл бұрын

    Mankasitr ee

  • @soavinafamatanatsoa7048
    @soavinafamatanatsoa70483 жыл бұрын

    Misaotra betsaka nizara

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana703 жыл бұрын

    Misaotra nizara eh

  • @mayaaandreaa3594
    @mayaaandreaa35943 жыл бұрын

    Misaotra o

  • @carlitospenzy2536
    @carlitospenzy25363 жыл бұрын

    Vao mandeha ny tantara dia efa fatatro hoe Radio Don Bosco ...tonga dia tiako avy hatrany.

  • @sarindrasayda2612
    @sarindrasayda26123 жыл бұрын

    makasitrak o 😍

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo31483 жыл бұрын

    Henoina rahalina na efa heno aza

  • @ainamitia1621
    @ainamitia16213 жыл бұрын

    Vao hieno 🇲🇬💗

  • @maryantoinette7181
    @maryantoinette71813 жыл бұрын

    Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ny tantara ❤😍😘

  • @andonapoli8249
    @andonapoli82493 жыл бұрын

    Mankasitraka hatrany Rakoto a!samy ho tratran taona vao 2 e

  • @GasyRAKOTO

    @GasyRAKOTO

    3 жыл бұрын

    Ianareo afa-po no fankasitrahana tena tiko e! Dia samy ho tratry ny taona vaovao daholo!👍👍

  • @lunsiah1
    @lunsiah13 жыл бұрын

    Voalohany!

  • @GasyRAKOTO

    @GasyRAKOTO

    3 жыл бұрын

    👍

  • @harimalalasoderdahl7253
    @harimalalasoderdahl72532 жыл бұрын

    Mahafinaritra ny tantara 🤗

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia56103 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra tompoko ô

  • @zitarasoa1918
    @zitarasoa19183 жыл бұрын

    Misaotra betsaka tompoko

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa7913 жыл бұрын

    Misoratra nizara tompoko

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi30633 жыл бұрын

    Misaotra ô, Antsamarova hono Tiko ery 😍😍😍🤗🤗

  • @ravaonjanaharyfaramalalaro2291
    @ravaonjanaharyfaramalalaro22913 жыл бұрын

    Mba alefaso le dame de pique azafad ô

  • @GasyRAKOTO

    @GasyRAKOTO

    3 жыл бұрын

    Ok voaray e! Ho avy tsy ho ela! Aza adino mi like ny video ntsika an!

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy72573 жыл бұрын

    SLM e! Misaotra betsaka t@ sampan'andalagna nampihaona e! Tsara bé ❤️ mirary SOA mandrakariva Ho anareo jiaby ao e

  • @sidonie6764
    @sidonie67643 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣❣❣🤍🤍🤍🤍💚💚💚

  • @hortensiahermanrahanitrini8494
    @hortensiahermanrahanitrini84943 жыл бұрын

    Mankasitraka tompoko

  • @kennicanellamillers3246
    @kennicanellamillers32463 жыл бұрын

    misaotra tompoko t@ le tantara de mba afaka alefanao ve le andian'ny faharoa

  • @GasyRAKOTO

    @GasyRAKOTO

    3 жыл бұрын

    👍 toa Tsy misy andiany faha2 an! Indray miseho ihany io. Anjaran tsika n mamisavisa n tohiny!!

  • @anarajaonarivony3162
    @anarajaonarivony3162 Жыл бұрын

    Misy lesona azo tsoahana sy ampiharina @ fiainana andavanandro foanna nytantara alefanareo fa misaotra indrindra

  • @chandolandosa1056
    @chandolandosa10563 жыл бұрын

    Misaotra betsaka tompoko

  • @GasyRAKOTO

    @GasyRAKOTO

    3 жыл бұрын

    👍

Келесі